Blaogy anti- serasera.....

21. yonikafopl ( 24/06/2008 06:08)
orona, tsy manohana azy aho fa hevitro io navoakako io fa nanontaniako an'i xxx raha mitovy amiko ny heviny. :) samy maneho ny heviny eto
22. orona ( 24/06/2008 06:15)
Ohhhh Dia ianao koa ve mieritreritra fa hoe za en personne no nanao an'iny -- mampihomehy nge reto vehivavy ireto eh
Fa ianao mahafinaritra ka -- tsy ohatra ilay xxx manakambo -- :-D :-D -- hitako no kambana ny ps-tsika :-D :-D :-D
23. hery ( 24/06/2008 11:42)
:-)

Ary tsy hitako ny suite-ny taty aoriana fa le voalohany anakiroa iny ihany no hitako. Izaho mba faly hoe misy tsikera mba hahafahana manatsara zavatra... kay nivadika be ohatra an'izany?
Sao dia misy archives any ho any? :-p

24. mignone ( 24/06/2008 11:49)
ny archives mila mot de passe ry hery aaa !! :-D :-D :-D
25. xxx ( 24/06/2008 14:53)
i hery mihintsy no voakihina farany tao
matoa hono miady ny namana serasera dia noho i hery
satria amparitaky i hery ny secret n'ny mpikambana :)

izay izany vao mahazo miteny hoe DEBIL

namana ato ihany izy io ka! maharaka ny fandehany rehetra
26. lanto ( 24/06/2008 16:57)
Misy aza ry zareo mahavatra manoratra tonokalo fanaratsiana ny namana eto fotsiny :-) Miakatra mihitsy ny aingam-panahiny am zany!!! Dia namana eto ihany ange ny sasany e! Izao io site-ndry zareo efa tafita be :P
27. sipagasy ( 24/06/2008 17:26)
tss tara pop korna veh zah tssss, avereno ny volanay e!!! hihihihihi
28. xxx ( 24/06/2008 17:59)
lanto: inona ilay site ndry zareo tafita be...
ilay blog aloha dia efa foana e!
izaho tsy voatonona tao fa makiriko be ilay fisainana dia mba nanao fitarainana tany....
domazy tsy nataoko kopie daholo ilay izy....
29. lanto ( 24/06/2008 18:32)
xxx aleo hilamina ;-)
30. yonikafopl ( 24/06/2008 19:15)
xxx ary tsy mba nilazanareo za de mba nanampy nanao fitarainana tany kounkou fa za tsinn voatonona tao ny anarako :-D :-D :-P
31. xxx ( 24/06/2008 19:46)
yonikafopl: i rochenicole, ainaheri, ikaretsaka,milaibe, jeankely, kiadi, nauhgtyboy, hery, ny serasera namana sns....voatonona tao daholo....
fa ialy fanaratsina no nandreraka ahy ny namaky azy dia hoy aho hoe misy farany ny zava-drehetra.... :lol: mba asiana limite-ny ihany koa....dia aleo ni reagir, ny tena nandreraka nangalatra sarin'i namana iray tao amin'ny sary rehetra tao izy dia nasiany komantera ratsy be moa ny mpametraka kaomantera koa mino aho fa izy ihany dia mamatrapatratra ery :-D tssss
akory izay, manatena hoe ny skyrock tsy mahay teny gasy anefa gasy daholo no vintény nataony namana tao, ny gasy rehetra any am gasy ka manja moa izany hoe ny skyrock gasy dia mamaly fotsiny tsy sazoka no ataony....

Hitako otran'ny hoe olona manao fanahy ininiana hanakorotana ato amin'ny serasera ilay izy, izany hoe ireny mpila ady mpi provok ireny,
dia amporisihiny ny mpamaky ny blog hoe mandehàna anie ianareo mba miditra ao amin'ny forum fa ady saritaka lava ny ao...
ka manahy ihany aho amin'ilay olona manao fanahy inina mi provok eto amin'ny forum hoe taktik fotsiny ve?????

:-D
32. xxx ( 24/06/2008 19:49)
ny hanindriko azy fotsiny, raha sendra ireny olona mi provok amin'ny tsy antony ireny....dia ialao alavitra be! aza mamaly azy akory fa tsy ahefa ny taimbavany eo ianao...izy efa zàtra miady tsinona fombany fiainany io...
rehefa mifamaly aminy eo ianao dia hamoronany blog ary...dia ianao no hataony resaka any....
izaho aloha dia manomboka izao tsy mamaly an'ireny olona ireny fa tssss....
33. yonikafopl ( 24/06/2008 20:16)
za kou efa nahazo lesona, lalovako fotsiny izay resaky ny adala rehetra any, nisy fotoana krizy ihany za fa bofff, aleoko mangina de manala azy sisa fa tsssssss
34. ari.malala ( 25/06/2008 08:25)
miombon-kevitra am xxx, aleo ts mamaly fa lalovana ftsn! fa tam fotoana mbola naha tao ilay izy za d mba namaky tany iany, fa ts haiko fa ny fahitako anazy d izy iany no manao komantera manohana ny lazainy ao, ts haiko nefa alou e, eritreritra ny ahy...;
35. Papoose ( 25/06/2008 21:28)
zeu happenin daholo ko zany dinika zany
36. yonikafopl ( 25/06/2008 21:35)
ari ka zai indrindra manovanova ps eo izy hanohanany ny heviny sy handrangitany , hita we marary saika hihihih otran le adala miteny rery reny hihihihh
37. ikaretsaka ( 26/06/2008 02:36)
tsaboy le saina rehefa marary le..raha mbola sauvable
38. orona ( 26/06/2008 06:34)
xxx30> nisy seksilady zay oa namany tao

mety kobony mitsy ny tompon'iny blog iny amin'ny fomba fiteniny =)) =)) =))
39. tess ( 26/06/2008 10:37)
matoafantatr'i orona hoe seksilady namany dia fa mety ianao izany no tompony , satria ny tompony no ni invités nakanamanaan'i seksilady :°)
aiza no hahalalanao hoe namany rahatsy ianao tompony ihany no mahalala hoeireto avy no namana nalaiko :-P
40. ari.malala ( 27/06/2008 06:43)
zany hoe olona efa mpiresaka amintsika menakavy eto iany zany na ny tompon'ny blog na le orona, fa misolo palitao ftsn mandrangitra sy mampiseho fahambanian-tsaina! fa za klou d manohana ny hevitr'ilay xxx miteny hoe aleo ts mamaly tsony fa lalovana ftsn e! manjary mitovy saranga aminazy marina raha hamaly ny provocation ataony!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3851