Blaogy anti- serasera.....

41. xxx ( 28/06/2008 06:06)
ari.MALALA: mazava ho azy! voalazanao ary marina ny doute nao, izaho koa manao hoe izy ihany no namorona an'iny tssssss
satria i orona anti- kiadi alors que ilay blog anti-kiadi total
42. orona ( 02/07/2008 07:14)
alors que xxx anti-orona -- ça fait xxx = kiadi -- vendrana tsssss
43. ari.malala ( 03/07/2008 11:28)
:-D:-D:-D:-D:-Dle orona no mipaorina sy vendrana fa maka deduction am ts marina ftsn :-D :-D :-D :-D orona nandra tssssssss
44. kiali ( 06/07/2008 18:23)
alors que xxx anti-orona -- ça fait xxx = kiadi -- vendrana tsssss

ihhhhhhhhhhhhhhhh!! de mbola zah no voasakana moa nefa de mazava fa tena debil ilay be orona :-D :-D :-D :-D ny psko kiadi lesy tsy tafiditra ato tsony fa nosakanan'i damopra an!!
sa ve ty kiali ty no hanaovako xxx ??? anotanio damopra de hitan''elah raha izah ihany no xxx eo fa aza debil hotrizao
fa de nanin no nisy anti kiadi zany tato eh? efa nangalatra ny sipa lisany anga zah sa nanopa an'lisany ? sa nanin?
hatramin'i damopra aza moa tsy tia anah nefaba mopera ihany taloha! sa moa frera?
tsiky de ampy hono nefa manao ze ampitsiky ny mpisera ny tenanay de lazaina fa manopa olona!!
mba asio vavolombelona eto tokoa oe iza no efa voahopako tato?
io zao misy manao "vendrana" anah!! tsy ompa ve io ry frera?sa ve ny miteny oe debil ompa fa ny oe "vendrana " tsy ompa?
tsy azoko oe toetsaina ex seminarista ve no manao zao fanavakavahana zao?
45. SHOAN ( 08/08/2008 22:08)
Tsara zay hihihihhi
xxx:

Niseho ho azy ho matanjaka amin'ny vava maimbo sy ny fanaratsiana diso tafahoatra ny felaksytehaka.skyrock.com Blaoby ry zareo.... niseho natanjaka hoy aho satria azy izy no nanao daninin'y kibony hanaratsiana tanteraka ny serasera sy ny namana ato amin'ny serasera....
izaho aloha mbola tsy voatonona tao fa maro ny voatonona tao ambakan'i sefo :^)
mihevitra izy fa tsy hisy ho sahy hi reagir angamba ny olona fa hatahotra azy dia any izy no manampatra ny saim-patany amin'ny fanaratsiana rehetra.....
Namana maroamro no nanao fitoriana tamin'ny Mpiandraikitra ny skyrock.....
nandefa preuve ny fitarainana natao satria nisy sarin'i namana teto nampididiriny any ary nasiany fanaratsiana miampy ny kaomantera fanaratsiana tanteraka....
ao amin'ny skyrock rehefa karazana blog miendrika reglement de compte dia banni voafafa....
de veloma ra felaka sy tehaka fa nahazo tehakaka ho an'ny mpiandraikitra ny skyrock fa ny tompon'ny blog koa nahazo felaka be mandrivorivo :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

46. SHOAN ( 08/08/2008 22:08)

47. mima5 ( 20/10/2008 13:34)
Salut Cute :D :D :D :D :D :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.441