ny tsy azoko

1. orona ( 19/06/2008 06:49)
Maninona ny xxx manao ny olona ho devoly avela mijanona eo, fa vao ny olona no manao ny hafa ho devoly dia maazo fampitandremana. :roll: :roll: :x
2. hery ( 19/06/2008 07:08)
sur ve i orona fa tsy nahazo fampitandremana ny xxx manao ny olona ho devoly? :-)
3. ni81 ( 19/06/2008 07:15)
:lol: :lol: :lol: :lol:
4. hery ( 19/06/2008 07:15)
Ny olona rehetra mahazo fampitandremana anie tsy mimenomenona en public ohatra anareo daholo e :-)

Ny sasany rehefa mba mahazo fampitandremana dia mieritreritra hoe inona ny tsy nety natao tokony harenina dia mi-forum milamina indray.
5. orona ( 19/06/2008 07:32)
ekena ekena (ary le hoe ekena mety avy amin'ny hoe ok an)

diso ary aho

Ilay dinikay mitsamy nofafana sy ilay hafatra voarainay no nisitonako an'io.

Mitombona mihitsy ny raisonnementko amin'izany.

Ra ilay mandinika ndray --- efa eo ndrindra isika izao --- fa ny antony tena nanokafako ity tsy fanazavana loatra --- fa contre poids fotsiny iany.
les absents ont toujours tort
6. hery ( 19/06/2008 07:38)
Ary nareo mitsam ve mba mifandefa hafatra manokana ohatra? :-)

Andramo ange e... teneno hoe ny vokany izay nanandrana voalohany :-p

7. orona ( 19/06/2008 07:46)
mdr

unpossible izany, vao ny sakana fotsiny aza dia hoe tsy miresaka amin'ny debil mental koa ny mbola hisisika ihany?

aleo marina alo za andinitena. 8)
8. ainaheri ( 19/06/2008 09:03)
D mahaiza mihaina lesy zany ra-orona fa mahalitika kosa ané le mifandrangitra @ tsisy dikany na tsy izaho tsy kiadi aza,eto ané lesy manal'azy fa tsy mifanome laginy ee,hatr@ nidiran'io ps-n'elà io d mandreraka na miditra sera² aza,reveo milamina fotsiny tsamy aaa!!!
9. kelly13 ( 19/06/2008 09:19)
fanotanina manitikitika kely: hery nga tsy nosakanan' i orona? :-D :-D :-D
10. hery ( 19/06/2008 09:23)
kelly13> Dia tsy fantatro :-) zah tsy mijery hoe iza no misakana ahy
11. kelly13 ( 19/06/2008 09:29)
jereo oe :-P
12. tslem ( 19/06/2008 10:09)
kelly13:

fanotanina manitikitika kely: hery nga tsy nosakanan' i orona? :-D :-D :-D


ary zah koa saika hanontany an'izany dia ny anjy no lasa aloha :-P
tena marina zany an :P
13. RATOVOARY ( 19/06/2008 12:39)
orona:
Maninona ny xxx manao ny olona ho devoly avela mijanona eo
. Matoa anie izy miafina @ xxx de tsy tiany hisy hahafantatra ny momba azy e! indindra fa ny ps-ny.
14. notron ( 19/06/2008 14:00)
Aza atao xxx fa tsy fantatray eeeeeeee!
15. orona ( 19/06/2008 15:14)
ainaheri:
D mahaiza mihaina lesy zany ra-orona fa mahalitika kosa ané le mifandrangitra @ tsisy dikany na tsy izaho tsy kiadi aza,eto ané lesy manal'azy fa tsy mifanome laginy ee

refa mifanaraka amin'ialahy dia manala azy fa refa tsia dia mahalitika =D, ahoana ozy ilahy ra anaovako langue de vipère kely hoe: manàla azy ako fa tsy mila vaniny :P

ainaheri:

hatr@ nidiran'io ps-n'elà io d mandreraka na miditra sera² aza,reveo milamina fotsiny tsamy aaa!!!

sure amin'izany ve elà 8-)

manontany aho hoe inona no manàla azy dia inona no mila vanony:
ny valiny?
:-D :-D :-D :-D
tapeno ny orona
kely saina ...
ireny hono no manàla azy, fa ny manakana ol am tsy antony no mila vanony :-@

tsy fombako ny manamarina ny nataoko --- fa aleo teneniko iany --- za tsy manakana ol am tsy antony izany --- izay efa nilaza hoe tokony esorona tsy ho mpikambana aho --- fa tsisy ilana azy --- tohizo :/
16. ari.malala ( 20/06/2008 12:10)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D fa enao v nieritreritra fa reo olona nosakananao reo d hanoratra any amnao nef e! hanoratra any hanin? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
17. ainaheri ( 20/06/2008 19:29)
Tsy mazaka revy enao ny tena marina ry orona aaa,Ra nisy tsy revinao tamiko na i kiadi ,tsy olana iny ra nosakanan'elà,fa maninn ny ankizy sasany miteny doli fa nosakanan'elà? Mba azon'elà hazavaina ve ny antony? Amiko lesy zany tsy mazaka revy aa,d tt façon tsy d za lotra ny andany ora hanoratra any @ elà klé,na vahan'elà aza io sakana io ,tsy ahita hafatro ho any @ elà any elà mandra-pialako ato @ sera² ato!!!!!!!
18. tess ( 20/06/2008 19:48)
izao ry ireto ah! aza valiana itsony e!
ny tadiaviny anie dia ny handrangitra ny tsirairay ihany dia tiany hifamaly aminy otran'ny tamin'y cas n'i kiadi izay mamaly azy eo ....
dia ianareo ihany no hoe diso....
avelao izy sy ny redirediny eo fa tsy dia misy dikany akory en plus ilay miady hevitra aminy....afaka manao izay tiany izy.....na ho sakanany dool aza ny namana rehetra! tsy de misy olana izany.....isika rahateo tsy nisaina hoe handeha hifandray hifanoratra aminy....
fa raha mamaly azy eo ianareo dia ho azony eo koa! ny handrangitra no tedaviny dia aza vale handresy amin'izany izy! aza valiana intsony :°)
19. yonikafopl ( 20/06/2008 19:55)
Hoy orona
tsy fombako ny manamarina ny nataoko --- fa aleo teneniko iany --- za tsy manakana ol am tsy antony izany --- izay efa nilaza hoe tokony esorona tsy ho mpikambana aho --- fa tsisy ilana azy --- tohizo :/
:)

De za kou no naninona an'i orona azany no nosakanana eee, so ve de we hande hitonatonana otran vinanto tsy maharefosa hanoratra any, aleo SANATRIAVIKO mihintsy ny hanoratra hafatra ho anao
20. ainaheri ( 20/06/2008 20:35)
Tess,marina mitsy zay kozy zay ... fa saingy ity mahalasa ny saiko ihany...

lanto:
orona > mahazo mi=))=))=)) ianao fa mifanaraka tsara am onjan-dresaka


Hay omena vahana otr'zany hilavaniny de refa mamaly d ampitandremina refaveo?? Mba mahagaga ahy ny atao we admin mandrisika ny sasany hanao ny hadalany,Sao d tsy hainy ny asany??????????????????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2034