ny tsy azoko

41. orona ( 26/06/2008 08:02)
:lol: :lol:
sakaizakely:
aona no ireintegreko aminareo?

vazivazy ny ahy fa inona no ivakiko lo refa milamina no ny nidirako ny nivoaako :lol: :lol:
42. ainaheri ( 26/06/2008 08:15)
Ka efa we tsisy mivaky lo @ là kou na andé hilamina elà na andé hitabataba ka,drayyyyy, eto lesy tsisy zaza notezain'elà ka hanaiky ny hanatr'elà sy ny moral be fahatany aa!!! Za efa mikozy we ny tantara d mbola mitohy fa tsisy trop tard zany,banni eto kiadi noho elà d hifampitady kou tsika mitsamy fa za kou mankivisy otran'elà kou refa adalaina,ra nihevitra ny handamina elà tsy any @ provok no anomboan'azy ry pov kon aa,satria mibitaka elà fa nahavoa ny fikan'elà,maivana !!!!
43. kelly13 ( 26/06/2008 08:19)
ainaheri>fa aiza ono zany anatra nomeny zany fa tsy hitako e? :°)
44. ainaheri ( 26/06/2008 08:51)
Ngah tsy itanao reo lazainy reo we ,nomeny anatra ny mpisera tato ka efa tonga saina sy niova doli =))=))=))=))
45. orona ( 26/06/2008 08:55)
ny methodeko iany ve no anajana ahy ry ainaheri -- memezako fotsiny -- vao tsy manomboka ny an'ela dia efa tapina ny daomy -- hahaha
ny avaliko amila fotsiny dia za tsy miady raha tsy hitondra amn'inona -- basta
46. kelly13 ( 26/06/2008 10:01)
ainaheri>ie, hitako le lazainy fa tsy hitako oe aiza ho aiza eto izy nanome lesona antsika menakavy zany :°)
47. xxx ( 26/06/2008 10:21)
ka toy io mihintsy no fombany ndry zareo tao amin'ny blogy anti-sera hoà
izy be vava be dia lazainy avy teo fa izy no nampiova ny serasera ho hendry wahahahahaha!
ilay coup fouré efa lany daty oà mba mafatifaty ihany rehefa amin'ilay ps iray
na dia nanao coup mitovy be aza ilay ps roa
nila vaniny otranao izao mitsy ilay sosi de mody mivadika tsara fanahy amin'izay de lasa babonao daholo ndray ny pokona dia hadino daholo ny filambaniny dia oviana indray ny coup fouré fahatelo??????
48. melody ( 26/06/2008 11:19)
ainaheri:

Ngah tsy itanao reo lazainy reo we ,nomeny anatra ny mpisera tato ka efa tonga saina sy niova doli =))=))=))=))

ignorer-o fotsiny ry reto a, avelao izy hiresaka irery eo... :)
49. ainaheri ( 26/06/2008 12:52)
Keliterezy>> Nan... resaka mitohy ilay izy fa tsy eto ka
50. xxx ( 26/06/2008 13:16)
ka inona no tsy mahalµfaly an'i orona???
koboko izao ianao io ka ahoan???indice maro be!
51. yonikafopl ( 26/06/2008 14:43)
ary otran nisy dinika nanjavona lasan voaria njay oooooo
52. kelly13 ( 26/06/2008 19:55)
:-D :-D :-D
53. yonikafopl ( 26/06/2008 20:27)
kay tsy lasan voaria fa niova trano le resaka hihihihihih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.144