ny tsy azoko

21. orona ( 20/06/2008 20:36)
A- Inona ary izany: telo mipetraka iray mande?

B- alika mipipi

A- diso. Nefa vehivavy telo dia sarimbavy iray



ampo mieritra :-D :-D :-D
22. nambina ( 23/06/2008 13:30)
orona:

mdr
aleo marina alo za andinitena. 8)

mandinihy tena mihintsy enao ranamana fa vao haingana enao no membre tato d mitady hanimba zvtr sahady.... mahaiza mihaina, aza mandrangitra ny namana, tadidio fa ny vy tsy mikitran'irery :x
23. xxx ( 23/06/2008 16:57)
nambina: ny ps angamba no vaovao fa izy dia hita fa efa mpikambana ela tato
ary toa io foana ny fombany an! mila vanona manompa dia rehefa lancé ny ps dia mody hendry amin'iznay dia toy ny tsy nanao n'inon'inona.....
misy olona hafahafa anie ato e!
24. orona ( 24/06/2008 05:22)
nambina> ny vaovao sy ny tsy mandray anjara mitovy ihany :-@

mahatsiaro voatsindrona ito ambany ito =)) =)) =))
25. nambina ( 24/06/2008 07:41)
xxx22, tena marina daholo ireo lazainao ireo e, tsy hitanao anga ilay sariny mifoka sigara be, iny fotsiny dia efa milaza zvtr bdb

orona, tsisy hitovizany mihintsy ireo, na dia izahay tsy nahita fianarana aza mba mahay manavaka ny VAOVAO sy ny TSY MANDRAY ANJARA sa hande kaha 19 indray aloha fa nanohitra ny hevitrao zah? :°) :-P
26. diamondra27 ( 24/06/2008 16:48)
notron; ajotso -y le xxx e! :-D :-D :-D
27. Belami ( 24/06/2008 18:46)
nambina:


orona, tsisy hitovizany mihintsy ireo, na dia izahay tsy nahita fianarana aza mba mahay manavaka ny VAOVAO sy ny TSY MANDRAY ANJARA sa hande kaha 19 indray aloha fa nanohitra ny hevitrao zah? :°) :-P



(2x9)+1
20-1
1x19
maro be ny kajy ahitana ny isa 19, fa aza sendôtra ndry, fa vao ny iray no niseho izay
28. melody ( 24/06/2008 19:46)
:-D :-D :-D :-D :-D aoka re!
29. ari.malala ( 25/06/2008 05:59)
diamondra27, asongao no mety ko hihihihi
30. diamondra27 ( 25/06/2008 09:07)
arimalala hihihi tsy asonga zany akia i xxx fa ajotso a
31. orona ( 25/06/2008 10:04)
:-@
32. ainaheri ( 25/06/2008 17:44)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Messages/pd.gif[/IMG]
33. orona ( 25/06/2008 17:49)
enchanté :-D
34. ainaheri ( 25/06/2008 18:52)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Messages/0114.gif[/IMG]
35. orona ( 25/06/2008 19:00)
trop tard
36. Papoose ( 25/06/2008 22:13)
fanontaniana: zao zany le tena mampahazo aina an"i orona?
37. xxx ( 26/06/2008 05:28)
Toy izao mihitsy anie no nataon'ilay sosie-any e! :D
mbola manotany foana aho hoe kambana sa???????
38. orona ( 26/06/2008 07:37)
papoose> au contraire -- dinika madio no tiko -- fa aleo mandray andraikitra mandamina refa tsy milamina -- tenenina tsotra -- reo fa manao iany -- ny mpandray anjara efa miaritra -- reo fa manoy iany. Misy mpikambana efa xxx sisa no mba andraisany anjara -- na manova ps -- mbola miala any iany ny koboko koboko sy ny matsiaro voatsindrona -- Azavaina -- tsy mety nge io fa mety ho diso -- mbola indices pfffffffff
Mila aseo mihitsy oe tsy mety iiiioooo -- nomeko ny shuriken sy ny methode ninja vao fay.

faly mitsy aho nahita ny be dia be niteny oe -- aleo tsy valina ra vao dinika miprovok

kiadi no hitanareo sy ilazana oe mauvaise tete aho -- tsy omena tsiny nareo zay raikipo taminy -- fa apafirin\'ny ol efa leo no ny nataon\'lery moa lery?? -- firifiry ny dinika manontany oe -- maninona no refa misy dinika mivoaka dia ra misy 10 voalohany iany no valiteny mba matotra??? -- fitarainana izany fa mody fanontaniana -- mbola miala any iany ny =)) =)) =)) -- ohatra mbola tavela ao tsara le nataoko oe fitiavana maloto

diso ve aho? -- tsy rarahako -- fa mila mifananatra refa tafahoatra -- d\'une façon ou d\'une autre -- du meilleur au pire

samy naazo ny paquetny avy izay -- ampo mieritra

misy fanontaniana iray foana -- dridrangilo -- te halaza?
eny -- te halaza -- raha tsy nalaza teo aho tsy tafita ny hafatro
misy fampitahorana iray foana -- dridrangilo -- tia hanakorotana dia hitatara any am blog?
tsia -- ny ialana amzay mitsy -- aleo mijanona modely le serasera -- fa victimen\'ny crapule de blog any
misy fanontaniana mande foana -- dridrangilo -- iza le orona eh, i anona ve le orona eh, mitovy amin\'i anona le orona eh, ...
memezako fotsiny -- kambana amiko aza moa le niteny oe kiadi iany le orona -- :-D :-D :-D

misy fanontaniana mety hipetra -- aona no ireintegreko aminareo?
mba omeo hevitra :-D
39. sakaizakely ( 26/06/2008 07:49)
diso ve aho? -- tsy rarahako


aona no ireintegreko aminareo?


etsy andaniny ianao miziriziry tsy miraharaha

etsy ankilany te hi s'intégre hiditra klan

mihevitra anao ho spiderman sa logan te hanao justicier misolo vava an'itsy sy iry
rehefa tsy tantinao na tsy tinao ny toetran'ny oul de ipitsiho fotsiny fa aza mila ady na manao be moral,
tsy voatery mijanona nefa koa tsy voatery ianao mandeha, fa raha tsapanao fa ratsy toetra tsy mendrika ifanerasera aminao izahay ato dia malalaka ny oronao mamompofona mitady toerana misy oul favy be tsisy tsiny otranao.
40. kelly13 ( 26/06/2008 07:57)
mahay manova resaka :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2588