Fanantenana EURO'08 sisa, frantsay ve ho raraka?

1. rajoelina ( 13/06/2008 21:37)
Pays Bas 6 pts
Roumanie 2 pts
France 1 pts
Italie 1 pts

Talata ho avy izao:

Pays Bas - Roumanie
France - Italie

Mila mandresy any Roumanie ny Holande, sy isika Frantsay ihany koa mila mandresy any Italie... amzay tafakatra indray... raha toa ka ny Espagnol no voalohany @ gropiny, dia: France - Espagne indray @ 1/4 de Final :lol:

Ny hevitrareo :?:

;-)
novalian'i Ralay ny 18/06/2008 14:53
2. karinah ( 13/06/2008 21:59)
zah alou maka italy e!!hehehe
3. ikotoleta ( 14/06/2008 00:21)
Fanantenana EURO'08 sisa, frantsay ve ho raraka?

:arrow: raraka Italie sy Roumanie
France amboariny Suede @ 1/4
:°) :idea: 8-) :-P :{ :^) ^^ ;-) 8) :o :D :)
4. ainaheri ( 14/06/2008 04:24)
Ampiakarin'i Pays-Bas Roumanie,vizana la frantsa sy Italie.....Efa tsy any tsony la Frantsa rajou aa,Roumanie farany malemy tao @ groupe-ny aza saika nandresy azy klé,jereo fotsiny iny nanaovan'ny Pays-Bas azy iny...T@ matchs volou iny manko nanana excuse debil ry zareo(france) fa ny mpilalao pro otr'azy ireny hono tsy tokony hilalao @ 17h zany fa à partir ny 20h any :roll: Nefa jereo ny vokatra 4 à 1 oups
5. xxx ( 14/06/2008 06:59)
Indrisy ry frantsa reny malalan-dry zalah............ :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Aza manao vary @-n'anana intsony @ sisa. Aiza ka feno mainty hoditra ny composition. Soa fa tsy nisy gasy tao.
6. rajoelina ( 14/06/2008 07:28)
ainahery:
Ampiakarin'i Pays-Bas Roumanie,vizana la frantsa sy Italie.....Efa tsy any tsony la Frantsa rajou aa
kanefa zah mino fa ti hahazo 9 pts ny Holande amin'ity match farany groupe ity, ka France mety haresy any Italie ihany raha fiheverako azy :lol:

Donc, ho tafakatra ihany isika. les bleus

;-)
7. ravatorano ( 14/06/2008 07:32)
d manana fanatenana ambony ange nareo bandy akama mlay b isany ato amin ity fratsa hoe hanao quart de finale ty e
aza mampmé kle
io koa aloha arak ilay tenin ilay zandrilahy ary almin ny karajia izay hoe reveko mlay foana la frantsa na d resy aza fa ny fitiavana no zava dehibe ! manaiky less za zandry an
fa zao raha i la frantsa kosa aloha d mangoron'entana ireo amin ity raha ireny ny filalaony
tsy haharesy italie zany reny raha tsy d hoe angah misy miloka na angalaran 'ny arbitre ny italianina
efatra sy iray v
oka kosa e
d mirary fiononanna ho an' dry Bleu zany e
ho ela velona ny Barea

:-D :-D :-D :-D
kay moa tsiss idiran dry mamisoa ny euro kle
zafady e
mazotoa hatrany nareo e
8. ikotoleta ( 14/06/2008 13:27)
rajoelina:

kanefa zah mino fa ti hahazo 9 pts ny Holande amin'ity match farany groupe ity, ka France mety haresy any Italie ihany raha fiheverako azy :lol:

Donc, ho tafakatra ihany isika. les bleus

;-)

PaysBas - Roumanie : 5-1 maresy PaysBas
France - Italie : 2-1 maresy France

:arrow: 1/4 finale : Suede - France : 3-1 maresy Suede
9. vegas ( 14/06/2008 13:43)
Mila eliminéna ny ekipa favori mba hiakarana moramora amin'ny final.
Logic be zany fa ampandresena roumanie mba hieliminena an'i italie sy frantsa.
Ho maivana kokoa ny 1/4 - 1/2 - 1/1 refa tsy ao ireo.
10. naughtyboy ( 14/06/2008 13:56)
ty vinavivany vegas ty no mitombina,tsy mila mandresy tsony ny holland fa ampiodinina ny formation reo ekipa faharoa mpisolo toerana de adidy vita fahafinaretana azo refa latsaka Italy sy frantsa satria eo tsisy andresy 4-0 na ny andaniny na ny ankilany de samy miala maina ra tsy oe resiny Holland ndray nga i
Roumanie de iady @ zay frantsa na italy hahazo toerana
11. rebeccaF ( 14/06/2008 16:10)
Tsy hitako intsony izay mbola hanantenana an'i Frantsa izay laharana farany ao amin'ny gropy misy azy ankehitriny.

Marina fa mitovy isa izy sy italy nefa mba jereo kely:

1 - I Frantsa dia tsy nahatafiditra na dia baolina iray aza nanao tamin'i Roumania, nefa italy nahafaty baolina iray.

2 - Italy nidirana baolina 3 raha nanao tamin'i Hollande, nefa i Frantsa nidirana baolina 4 be zao.

Fehiny: i Frantsa no mitana ny laharana farany amin'izao, ka aza manantena intsony rajoelina.

Miaombon-kevitra tanteraka amin'i vegas amin'io zavatra voalazany io.
Sady maka aina izao ny mpilalao mahay an'i Hollande hiantrehany ny dingana manaraka.

Hollande no mahazo ny EURO amin'ity e!
12. kiadi ( 14/06/2008 16:44)
ary averiko fa oe rebeccaF(rance) ange io rebeccaF io eh :-D
13. ikotoleta ( 14/06/2008 19:36)
vegas:

Mila eliminéna ny ekipa favori mba hiakarana moramora amin'ny final.
Logic be zany fa ampandresena roumanie mba hieliminena an'i italie sy frantsa.
Ho maivana kokoa ny 1/4 - 1/2 - 1/1 refa tsy ao ireo.

:arrow: de vo maika maresy ny CROATIE
14. Ralay ( 15/06/2008 05:47)
Efa ataovy veloma i Italie sy France fa match pour sauver l'honeur fotsiny ny azy io sisa fa dia PaysBas sy Roumanie no tafakatra e. Efa adva 2 be zao ve no azo ahitsana ka raha tsy adala ny Hollandais mbola hanao izay atafakarany indray.
Veloma les blééééés de rajoelina fa refa mihaona mifankahita indray e :lol: :-D
15. kiadi ( 15/06/2008 08:14)
ralay ko de mody tsy tia france eo nefa zao feno teeshirt les bleus sy ny echarppe sy drapeau zao ao aminy ao!! :-D :-D :-D
16. Ralay ( 15/06/2008 09:12)
Kiady> Zha naka France foana taloha fa t@ ity indray mitoraka ity tena tsy azokazoko ilay choix sy composition'ilay entraineur de naleoko naka Paysbas.
Amin'ny mondial indray lesy manarina la frantsa raha tafakatra.
:-D
17. onjah ( 15/06/2008 11:16)
Ny pays bas dia efa voalohany foana ao amin'io groupe io na inona na inona no vokatra azo eo, noho izany dia mazava hoazy fa mba hampandray anjara ireo remplaçant ny entraineur raha ny tokony ho izy.

Fanampin'izany koa, tamin'ny phase éliminatoire dia i Roumanie no voalohany fa i Paybas kosa no faharoa tao amin'ny groupe nisy azy ireo.

Noho izany dia raha mahay manararaotra tsara ry zareo Roumain dia mety hotafakatra amin'ny dingana manaraka.
18. rajoelina ( 15/06/2008 19:12)
ikotoleta:
PaysBas - Roumanie : 5-1 maresy PaysBas
France - Italie : 2-1 maresy France

1/4 final France - España ^:^ ^:^

;-)
19. Mandefitra ( 16/06/2008 04:48)
Aleo mba ho tafakatra lafrantsa e ... hehehe
Zany hoe mila manao ady sahala @ roumanie pays bas aloha ... sady aleo kokoa mihintsana roumanie, la frantsa sy italie mantsy efa canard, azo amboarina tsara any @ 1/2 finale ... fa le roumanie tsy hay tsy hay.
20. naughtyboy ( 17/06/2008 18:42)
ho hita eo fa za ry zalah maka lafrantsa a :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9234