Fanantenana EURO'08 sisa, frantsay ve ho raraka?

21. vaninna ( 18/06/2008 00:13)
naughtyboy:

ho hita eo fa za ry zalah maka lafrantsa a :lol:



dia mahaiza mionona fa raraka la frantsa é

Araka ny efa nolazaiko atsy ambadika:
- novizanin'ny italianina t@ arbitrage à la maffioso ny frantsay;
- etsy andaniny ny hafetsena efa maty paika:tsy mandaka baolina fa mandaka olona; efa vita programme ny famelezana mialoha an'i Ribery, hafetsena @ fanaovana pression hahazoana penalty

ny mahagaga dia tsy mbola tonga saina ihany ry zareo frantsay hoe rehefa manao baolina miaraka @maffia anie ka tsy ny toetsaina sportif sy ny teknika maty paika ihany no entina mandresy, fa eo koa ny toetsaina politika , ny enjeux resabola ; ny pari , ny fiainana maffia e
ahoana ny hevitrareo?
22. Ralay ( 18/06/2008 14:53)
Tsy misy excuse fa tena aleo raraka dieny zao fa manalabaraka raha ireny no hieritreritra hanao dingana manaraka.
Mbola be ny ho sisa e 2010 indray ho hita eo. =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.442