malabary

1. ari.malala ( 11/06/2008 13:30)
Miarahaba ny rehetra,

Hikarakara andron-jazalahy @ ty volana ity, ka sao d mba misy afaka manor ny fomba fanjairana malabary azafady. Azo atao ny mividy vita, azo atao ny mampanjaitra, fa mba tiako hoe ny tanako no nanao ilay izy. MArihiko fa tsy mbola nanjaitra malabary mihintsy aho, patalohako no efa nataoko in 1 fa izany aza nanaraka paatron mazava loatra! fanontaniana iray koa, mety mbola ho tratra ve raha am faraparan'ny volana ilay raharaha no hatao? Izaho tsy manana afa tsy ny week end fa efa 4maso d tsy mahazo miari-tory intsony sady tsy mahita rahateo amin'ny alina! Misaotra mialoha amin'ny fanampiana. Ny tena tiako raha misy mpanjaitra ka eto Dago dia mba mifampiresaka hoe atao ahoana, fa na haka karama aza izay ifanarahana :-P misaotra e!
2. Ratoa ( 11/06/2008 14:11)
Sahala àanjaitra lobaka iny ka. Saingy atao lava sy tsy vakiana n anoloana fa anaovana pâte ipetrahan'ny bokotra ny havia ary asiana doublure ny havanana. Ny ahy T- shirt pour adulte no nankeleziko avy aty @ ny côté dia nety tsar: souple sy elatique iny. Asiana fente ny coté roa, na malabary tena izy izany na T-shirt avadika ho.
3. ari.malala ( 11/06/2008 14:24)
Hevitra iray iny, misaotra Ratoa a!
4. ainaheri ( 11/06/2008 14:30)
Ny ahy mbola ao ry aricheria aa,ny didiny tsara fa izy somary zaitra gony aaa hihihi
5. fahamarinana ( 11/06/2008 15:27)
:arrow: mitovy amin'ny Ratoa zay koa ny nanaovako ho andry bandy kely,didinà-lobaka dia somary natao lava kely ny aoriana.Raha tany aho dia nozairiko aky a saingy indrisy... (l)
6. Xp ( 11/06/2008 17:40)
Tena matotra ity an, ny malabary eo ihany fa ataovy didipoitra amerikanina. Avy dia mora sitrana.
7. fahamarinana ( 11/06/2008 18:18)
:arrow: oui,zany hono fa ny ahy natao fomba mahazatra,misaotra ny Tompo fa tsy nisy olana koa fa sitrana vetivety,1 semaine teo dia maina,tany toamasina koa moa zahay vao vita dia nalaky maina angamba ny fery. (l)
8. kelly13 ( 11/06/2008 20:20)
fita ankia ry ari.malala, maninn tsy atao io didipôtra a merikana io? tena marina ange fa ny harivan'iny le zaza d efa afaka mipatalou e! mbola hisahirana hanao malabary etc... v ankia! asandry alou e. tsy haiko ra misy ilay fanafody fanao @ fery sans alcool any mada, d asindry an'ireny kou le izy mba ho maina haingana
9. sakaizakely ( 11/06/2008 21:11)
reto kou tena tssssss :evil: :evil: :evil: :evil:
maninn no didinareo ny fotranjaza ? grrrrr






:-D :-D :-D :-D :-D
10. ikaretsaka ( 11/06/2008 21:42)
ari> mitady polo antonona ny kilonga eny @ fripy de iny no atao modely re e... somary atao lavalava fotsiny ny morotongony
11. ari.malala ( 12/06/2008 05:27)
Salama daolo,

Tsy hatao fomban-drazana ka! efa manana dokotera izahay ao am HJRA. Dia marina fa ny hariva d efa afaka mipataloha ilay zaza, (tsy ny hariva akory aza fa refa avy matory izy d efa afaka mipataloha) fa le pataloha zany atao lava be ny fourche amizay tsy mikasokasoka ilay fery vao. Momba ilay malabary, io hevitr'ika io ngamba no harahiko, satria tsy mbola nanjaitra akanjo mintsy za, patalohako iany hoa no efa nataoko in 1 fa zany aza nanaraka patron d ela be vao vita hihihihihi! tsy nasina tepany fa le tepany koa henjana b ny manao anazy hahahaha! (vevavy za amin'io an :-P :oops: )

Fahamarinana, misaotra indrindra amin'ilay tolotra aky a! fa mety tsy navelako nozairindriko fa miaraka isika roa d indriko manoro hoe izao no hanoavana azy! mba te hahay mantsy za e! :-P

ainaheri, alefaso aza le anao hakàko modely e ;) ravàko tanteraka alou d ts averiko am toerany tsony fa iny ravarava iny no averiko aminao,raikitra? :-D:-D:-D
12. tslem ( 12/06/2008 06:08)
Raha hanjaitra malabary ihany ndry dia ao @ tsenaben' Isotry koa akia misy an'ireo mpanjaitra ireo a,sady mora,dia ao entina fa vetivety dia vitany.
Raha tany aho dia nozairiko fa indrisy zah ty lasa lavitra be :(
13. ari.malala ( 12/06/2008 07:19)
tslem, ka le hampanjaitra hoa azo atao, fa itandry le hoe atoro ana hoe zao ny fanaovana azy d mba mahay za iny no tiako nge e!;) fa misaotra amin'ilay torohevitra sy tolotra aky a :-*:-*:-*
14. nenipita ( 12/06/2008 10:13)
tsy mahita hatoro aloha rha i nenipita fa de ny mirary soa an'ilay piso kelindry akia no mba atolotro a. aza ela fery hono e
15. ainaheri ( 12/06/2008 13:33)
ari-cherie> D mila vanony,aona ravanao d tsy zairinao tsony klé,herinandro tsika angamba hifanome lamosina klé =))=))=))=))=))
16. ari.malala ( 12/06/2008 14:27)
ainaheri, ao re malalan'ny foko fa averiko am toerany a:*:*:*:* hihihi

nenipita, dia misaotra betsaka am firariantsoa aky a!:-*:-*:-* hampitaiko ny hafatra refa tonga le fotoanany:)
17. vahiny2004 ( 12/06/2008 14:57)
tslem:

Raha hanjaitra malabary ihany ndry dia ao @ tsenaben' Isotry koa akia misy an'ireo mpanjaitra ireo a,sady mora,dia ao entina fa vetivety dia vitany.
Raha tany aho dia nozairiko fa indrisy zah ty lasa lavitra be :(



Toa tiako ity hevitrao ity, cela fait vraiment "malabary" , miaraka @ ilay lamba parla fanaovany azy iny :-)
18. poketra ( 12/06/2008 15:17)
ataovy malalaka be sy tohitena satria na atao fomba amerikanina azany tsara raha tsy manao pataloha aloha asa anefa.
(l)
19. sipagasy ( 12/06/2008 17:32)
Dia ho arahaba ririnina mialoha izany e!!!!
20. ari.malala ( 13/06/2008 05:44)
poketra (hihihi drole be le pseudo lol) le pataloha anie tsy mitovy am pataloha rehetra e, fa atao large be ny fourche mba tsy hikasokasoka amin'ilay fery vao :)

sipagasy, misaotra mialoha izany e hihihihihi!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1967