malabary

21. fahamarinana ( 13/06/2008 14:18)
:arrow: miala tsiny fa somary hindrana ny dinika napetraky ari.malala kely aloha za : naika hanontany monja aho hoe aty france ve rehefa manao didipotra dia ahoana no atao ? Tsy rembourser-ny sécu ve ? dia mila manantona DR jiosy na silamo mihintsy sa na frantsay aza dia manao azy koa ?Raha mba nisy olona nanao didipotra ny zanany teto mba azavao ahy ny démarches nataonareo fa misy namana te ahazo toro-hevitra.Misaotra mialoha e... (l)
22. ari.malala ( 13/06/2008 14:54)
fahamarinana, tissy tsiny aky a ;) dinika mitovy v d ndeha hamorona hafa fa eo tsy misy olana e! mba valio hono ry reto i fahamarinana a ;)
23. fahamarinana ( 13/06/2008 16:43)
:arrow: merci aky a,ato manko sur fa hanaraka resaka didipotra ny namana. (l)
24. Veloo ( 13/06/2008 19:35)
ary angaha tsy misy a la francaise fa a lamerikana ihany?

Dia mirary soa o
25. ari.malala ( 16/06/2008 07:26)
veloo, misaotra e! hatramizao alou ts mbola mis afats alamerikana!
26. fahamarinana ( 16/06/2008 09:21)
:arrow: fa lay a l'amerikana ve tena haingana be mihintsy dia tsy misy ilay fery atao soins isan'andro satria nareo miteny hoe avy dia mipataloha (na malalaka aza ) dia lasa be ny saiko hoe toa tsara ndray.Ari. :dia ohatrinona aky ny manao didipotra a l'amerikana io any dago? (l)
27. ari.malala ( 16/06/2008 13:13)
tsy mandeha ra ilay izy aloha ,izay ny avantageny. T@ Toky tezitra be za fa nanao pub ery le dokotera hoe ts marary ny zaza e, tsy mitomany ny zaza e blablabla nefa nanatrika tao za fa tena hoe faran'izay nijaly ilay zanako... ts haiko na za no diso mararin-janaka fa toy izany no fandehany na ahoana fa tena tezitra tamle dokotera alou za e! 150.000F tamizany no nalainy (lafo iany) satria ny an'i Ambinintsoa izao 200.000F ny hanaovan'ilay dokotera azy! Ny @ ty zany hoe anesthesie generale e, d zay no maha 200.000anzzy fa raha locale d 150000F iany! k mba ts hampi jaly b lotra ilay zaza d aleo le generale!
28. ikaretsaka ( 16/06/2008 15:23)
le petahana @ lame @ izao ihany no tena milay rangahy an
29. fahamarinana ( 16/06/2008 15:35)
:arrow: ika :ny zanako lahy 2 natao io fomba gasy io,tsy nisy anesthésie fa tonga dia tamizao,reko tsara mihintsy ny kiaka sns sady nilahatra rahateo moa,mazana aloha ilay izy ry reto fa tsy afenina,marary ihany ny aina maheno ny feondry zalahy mitomany sy mikikika fa ny tena moa amizany entouré dia hoe mody mazana be.Ny fanaraha-maso azy koa mbola tantara,isaky ny hipipi dia raikitra ndray ny concert,pdt une semaine teo dia sitrana.
Ny avantage fontsiny dia rehefa maditra nony nody taty dia ampitahorana kely hoe ho atao zizipotra (zay manko no iantsoandry zalahy azy ) ndray elà dia mangina sy hendry , :-D :-D :-D (l)
30. sakaizakely ( 16/06/2008 16:10)
reko tsara mihintsy ny kiaka sns sady nilahatra rahateo moa,mazana aloha ilay izy ry reto fa tsy afenina,marary ihany ny aina maheno ny feondry zalahy mitomany sy mikikika
:roll: :roll: :roll: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:

tsisy vidiny ve ny hirifirinjaza au nom de la coutume ????
31. ari.malala ( 17/06/2008 05:56)
ka io resaka hirifirin-jaza io mintsy no nisafidianako ny à l'amerikanina fa mijaly ny zaza! iny mba misy anestezia tsinona d mba ts d reny eo noho eo ilay fangirifiriana! tsaraoako tsara ny nanaovana hasoavana ny anadahiko, ny hiakiakany ny ranomasony... ny t@ Toky indrindra indrindra nanatrika teo aho nahita izay nanaovana azy fa tena vaky ny fo e! raha azoko natao hoe ajanony io tamilay dokotera d nasaiko najanony:cry:
32. fahamarinana ( 17/06/2008 07:00)
:arrow: sakaizakely :tamin'izany fotoana zany tsy mbola henoko akory hoe azo atao a l'americaine,tsy fantatro akory hoe azo atao anésthesie sns..sns...fa dia ny hoe atao didipotra fontsiny.Amiko ndray dia eo ihany ilay coutume fa hitako fa madio kokoa ny zaza rehefa atao didipotra fa samy manana ny choix-ny moa io.Sambatra ihany ny amin'izao fotoana zao manana karazana choix maro hanaovana azy dia azo atao mihintsy ny mi-eviter ny tsy hisian'ny fangirifirina.Tsy resaka hoe tsy misy vidiny fa tena misy vidiny tokoa kah.. angamba ny RAR rehetra mahatsapa izay daholo na ireny RAR taloha ireny aza. :) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1545