President de Mscar...

1. rajoelina ( 11/06/2008 12:38)
Sarkozy :?:
novalian'i kanota ny 20/06/2008 02:32
2. Jeankely ( 11/06/2008 12:57)
Rajoelina ko manao resaka pelak'i Sakorzy koa
3. kanota ( 11/06/2008 13:02)
Zanaka mpivarobodin'i France ialahy.
4. salopard ( 11/06/2008 13:10)
sarkozy president de Mcar
Jeankely: carla bruni de madagascar


tsy ampy d^zy aloha e
sniff, snif...
tchouff...
5. xxx ( 11/06/2008 13:43)
Bizna inn ndray letsy ty mivarotra tanindrazana ty ah!
6. XxxX ( 11/06/2008 15:13)
Mpandefa : rajoelina [ Valio ] 11-06-2008 14:38:10
Lohateny : President de Mscar...
Sarkozy
tena efa mipitsoka ts ampy dozy ngamba ialahy leitsy! d avy eo manotany oe manin no fafaina ny dinika alefan'lahy?
7. kiadi ( 11/06/2008 16:38)
tena zanaky jk io klé :-D :-D
8. Jeankely ( 11/06/2008 16:39)
Salopard no tena miray karazana an'io Rajoelina io. Faly ery vao resaka masiso no misokatra.
9. rajoelina ( 11/06/2008 19:30)
Bizna inn ndray letsy ty mivarotra tanindrazana ty ah!

Taninimaty angaha i Mada??

Tany + razana = tanindrazana = mada :-D :-D

Jk:
Rajoelina ko manao resaka pelak'i Sakorzy koa


Tsy we de pelaka sarkozy, fa demokrasia isika amzao fotoana... de zao izany; ra misy gasy-frantsay tsy mahaleo, dia tokony hajaina.
Izahay manana karampandro frantsay dia frantsay izany, fa tsy gasy taratasy izany akory. fa avy any Mscar izahay ;-) Sarkozy no filohanay.

Mscar dia frantsa, 14 Jolay no fetim-pirenantsika malagasy. La fête nationale :lol:

;-)
10. Jeankely ( 11/06/2008 23:53)
Mazava fa Frantsay ianao rehefa manana karampanondro Frantsay. Tsy mitovy aminao kosa izay Malagasy satria sady tsy mbola nivoaka an'i Madagasikara izahay no tsy manana karampanondro Frantsay. Revy manala azy ity ka izay marary fo hita eo ihany.
Aza afangaro ny rehetra ry Kiadi a. Tsy manana reny adala, na sauvage i rajou-nareo satria toa tsisy sauvage angamba fa mpivarobody no misy PRO nahitany masoandro ary izay no mampirediredy azy.
11. rajoelina ( 12/06/2008 06:37)
JK:
i rajou-nareo satria toa tsisy sauvage angamba fa mpivarobody no misy PRO nahitany masoandro ary izay no mampirediredy azy.

le we: mpivarobody!!! ¿ Fa zah angah makorely?? :-D :-D Zah manao sipa de tsy vidiko iny sipa iny fa tena tiko @ (l) sady zah koa tsy vidina zany fa tena mifankatia izahay kou @ (l) ... Zay no tanjoko.

Ny malagasy rehetra dia frantsay dajolo fa saingy ny olona t@ taona 1960 angamba no nitontona t@ tany ny lohany de zao no nohafarany. Averiko indray fa iZaho dia tsy mahaleotena. Malagasy aho fa ny nacionaliteako dia Frantsay. Marina fa Mscar manana president, rery amzao fotoana.

Fa ianareo anie Frantsay taloha e.. ny gasy rehetra. Fa noravanareo ny mahafrantsay anareo t@ 1960.

Vive la France ry reto ah! et Vive Mscar.

;-)
12. rajoelina ( 12/06/2008 07:10)
JK:
Tsy mitovy aminao kosa izay Malagasy satria sady tsy mbola nivoaka an'i Madagasikara izahay no tsy manana karampanondro Frantsay.
Misy koa frantsay tsy mitovy amiko satry mety tsy manambola na zavatra hafa no antony tsy hafahany handehanana ho any Mscar, na tanànakely eo akaikiny aza mety tsy mbola notsidihany akory aza... frantsay avy ao France izany ah.

Raha ho any Mscar kosa mila Visa sy Passiport, vao tafiditra... Na ol avy Australie izany, na Mozambikana, na Amerikane dia tsy maintsy mila VISA touriste na hafa. Amzao fotoana na dia France aza dia mila Visa sy Passiport vao tafiditra any Mscar.

Ra ohatra ka Frantsa indray i Mscar dia tsy mila Visa izany ny firenena ao anatiny ''Union Eurpeu''... raha ohatra ka France tokoa i Mscar. raha hande ho any Reunion ohatra ny Espagnol iray dia karampanondro fotsiny na passport de vita, Dia tafiditra @ frôntera.

JK enao Frantsay :lol:

Mazava ve JK?
13. Jeankely ( 12/06/2008 07:48)
Jeankely tsy Frantsay rahoviana ary tena tsy hilainy satria efa voalazan'ny namanao ny antony maro mameno takelaka. izaho koa tsy naniry ny ho frantsay na indray mandeha aza. Ny fijerena Frantsa dia ao anatiny fa ny ho lasa Frantsay tsy mbola nandalo t@'ny heritreritro. Sady tsa mahay tenim-parantsay anay kano. Tano ary hajao tsara ny anareo fa tsy ho any izay na haka ny toeranareo akory. Madagasikara manja na lazainareo tsy izy aza. Nefa mihaino hira Malagasy mafanafatra mba omeo hira sahala izao eeee. Ny sasany aza ny Promotion Madagascar no hivelomana nefa be lazao.
14. rajoelina ( 12/06/2008 08:01)
JK: ity le hira malgache tediavinao zany http://www.dailymotion.com/relevance/search/melky/video/x5kitu_melky-bougez-bougez_music ( @ teny frantsay non?? :lol: )

;-)


15. Jeankely ( 12/06/2008 08:03)
Ny solon'anaranao aza toa tsisy frnatsay sahala an'io.
16. rajoelina ( 12/06/2008 08:25)
Fa angaha ra frantsay de hariana ny mahagasy anao sy ny teny malagasy??

Tamin'ny Mscar mbola France aza tao we: i Manjakandriana dia tsy anarana frantsay fa Manjakandriana ihany, Fianaratsoa koa dia Fianarantsoa ihany sns...

Aty Espagne aza ny anarana misy catalane, espagnol, basco, galego kanefa Espagne ray ihany :-D

Any Belgique tao misy anarana Allemagne, holandesa, frantsay sns... :-D

JK: mbola handefasana hira ve enao? frantsay sa malagasy?

;-)
17. Jeankely ( 12/06/2008 08:29)
izaho tsy mpihaino hira fa mpanadala olona @ serasera sahala anao ihany :-D :-D :-D
18. rajoelina ( 12/06/2008 08:52)
JK: aza hadailana ny olona eto @ serasera, na eo akaikinao aza... na virtual aza eto. ok? fa ratsy zany, farany zay ratsy zany amiko, raha mpino toi de makany @ afo be rehefa dizina tsy mihaina intsony :lol:

Samia mamoaka ny heviny fotsiny isika de zay, iza moa no mafantatra raha malahelo an'i deba i JK na tsia, kanefa i ra8 amzao no mitondra any Mada. Zay le we virtual le eto.

Sarkozy ve alou filohan'toi JK sa tsia? amiko OUI :lol:

;-)
19. Jeankely ( 12/06/2008 13:43)
Sanatria. tsy misy hifandraisany ry dadatoa. Tsy malahelo ilay lazainao aho ary ny zavatra resahan'ireo malahelo azy aza no anisany toheriko eto.

Ny resaka afobe indray samy manana ny famaritany ny afobe ka tsy afaka hiaino anao amin'izany aho.

Aminao izany mitovy Sarkozy sy ny Deba satria samy Frantsay amin'ny famaritanao. Tsy haiko io fa hevitrao. Ary mba valio ny fanontanian'i badboy anao ry dadato a.
20. naughtyboy ( 12/06/2008 15:26)
ela ty ko ma :-D rajou ozy ela,fa angaha ra frantsay de harina ny mahagasy anao sy ny teny malagasy??
ela zao no tokony anotany tena voalohany ,ary faharoa nampianla oe
sa tokony averina frantsa i madagasikara :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0771