President de Mscar...
21. Jeankely
(
13/06/2008 03:56)
Tsisy afaka manery azy ho Malagasy rehefa tsy tiany izany. Efa Frantsay izy koa zony tanteraka ny mitia ny maha-frantsay azy. Saingy tsisy hidirany ny resaka Malagasy satria izy tsy Malagasy. Madagasikara ho an'ny Malagasy ary ny Malagasy no manao izay hisondrotany. Ny fanampiana na trosa avy ivelany tsy midika fa Malagasy ny manampy
22. Annie2006
(
13/06/2008 16:47)
Tanalahy mihitsy ity ravalomanana ity ka: japoney lery raha avy any japana, indonezien lery raha avy any indonésie, américain lery raha avy any zamerika, sonegaly lery raha avy any sonegaly.....
Président de Madagascar? Tanalahy Ravalomanana mpanao varoboba ny tanindrazan'ny malagasy.
Président de Madagascar? Tanalahy Ravalomanana mpanao varoboba ny tanindrazan'ny malagasy.
23. Jeankely
(
14/06/2008 01:38)
Efa tany Indonesia ngah leiry ? Oviana ? Mahay no dikan'izany. Hainy ny miova loka sy manaraka volontany izany ahazoana ny zahavina ho an'ny vahoaka. Sa ho an'i Annie2006 mianakavy ihany no jerena ?
24. tovolahy007
(
19/06/2008 18:03)
Salama e!
Saika tsy hiteny aho saingy tsy tantiko tsony ka mba hamoaka hevitra kely.Ho anareo izay efa tsy gasy dia ajao ny anaraeo fa aza ny Malagasy mipetraka tsara ary no kitihana e. Refa i sarko no anareo de tano ho anareo fa aza mirediredy hoe filohan'ny malagasy izy, filohanareo izy fa tsy an'ny malagasy. Ny tena mampiomehy anie de refa injay fa maty de iadiavana mitsy hoe alefa any antanindrazana ny nofomangatsiaka e. Raha resaka ohatrizao no atao de ny filohan'ny fratsay anie ka ny filohan'ny Allemaigne e.
Mba isaino tsara zay vao mba miresaka fa tsss, mahagaga koa hoe lohahevitra toy zao ve de avelan'ny mpiandraikitra hiseho eto le????

25. kanota
(
20/06/2008 02:32)
Fironan'ny SERASERA io ry tovolahy007 raha tsy hainao. Izay manenjika sy mamiravira no tehafana sy avela eto. Jereo daholo ny voasoratra fa izay manazava ny hoe miasa dia avy izy amin'ny angady sy harona. badboy milaza ny hampitondra teny anao ohatra nilaza teto ary azo hamarinina fa ahoana no hiasa sy hifofotra.