Kambana nifandiso,efa lehibe vao fantatra

1. niryna ( 06/06/2008 20:45)
Mitandrema ihany,tonga angamba dia asiana marika ny zaza fa tena maro ihany izay tantara ,mangala -jaza any amin'ny hopitaly e,ny zaza nifandiso e.
Nisy mirahavavy izy samy kambana avokoa ka taty aoriana vao fantatra hoe nifandiso,efa taona maro tokoa.
Dia ahoana andeha ho any an-tranon'ilay rar hafa ve izy fa nifandiso sa avela amin'izao fa samy mbola velona daholo ny ray aman-dreny roa tonta?
aleo angamba mifamangivangy fotsiny sisa ka,samy efa lehibe avy sa ahoana hoy hianareo raha mbola kely dia toa mety ihany
novalian'i niryna ny 24/06/2008 23:59
2. kalovao ( 07/06/2008 06:03)
de lasa kambana samy hafa Reny zany na ny ankilany na ny andaniny :-w
3. Jeankely ( 07/06/2008 06:52)
Anontanio ny tena mahay teny Malagasy tranainy fa mbola loza ny dikan'ny kambana mianadahy nifandiso izany koa. Satria tsy nifankahalala fa nifandiso tany @ hopitaly.
4. Koditra ( 07/06/2008 19:11)
ôtran'ny hanahirana ihany zany tantara zany ry niryna.
Mety samy mazoto ny reny anakiroa ny @ hiverenan'ny tena zanany avy fa ny olana dia tsy maintsy samy malahelo ndray koa raha ilaozan'ilay efa notezaina sy notiavina tao atrano.
Raha tsy izay anefa dia mety azo alaina sary an'eritreritra ihany ny hoe ho lasa mpinamana sy ho toy ny fianankaviana akaiky ilay reny 2 satri samy te-hamangy matetika anjanany, samy ho saro-piaro sy te-hanaraka akaiky @ fomba fitaizana ilay tena zanaka izay tezain'ny ilay reny hafa. Mety tsy hisy olana nefa mety ho olana be ihany koa raha tsy mitovy ny niveau de vie (mialatsiny fa izay no mahalaza azy tonga de mazava be) an'ilay reny 2, ilay reny iray ohatra mety manankarena, ny iray mety hoe antonony, ilay manankarena mety marary ny fony @fiainanjanany any @ ilay iray... Dia tsy haiko tsony eh...
5. niryna ( 08/06/2008 04:17)
kalovao:

de lasa kambana samy hafa Reny zany na ny ankilany na ny andaniny :-w
ie
nifamadika izy roa vavy.Efatra izany dia ny roa ,tokantrano roa izany nisy zaza kambana roa avy ka ny iray tamin'izy ireo avy no nifandiso.
a
6. niryna ( 08/06/2008 04:20)
Jeankely:

Anontanio ny tena mahay teny Malagasy tranainy fa mbola loza ny dikan'ny kambana mianadahy nifandiso izany koa. Satria tsy nifankahalala fa nifandiso tany @ hopitaly.
ka betsaka io .Efa noresahiko ihany koa ity fa tsy kambana indray fa samy vavy kely ary ny iray narary ,tsy tadidiko izay aretina nahazo azy dia teo no nipoitra ny tantara.Mbola kely izy roa fa saingy tsy manaiky ny renin'izy roa vavy fa tsy maintsy hampifanankalozana hono ary miandry azy roa vavy ho feno herintaona..
Tss ,izany koa ve tsy tena mankarary fo ...
7. niryna ( 08/06/2008 04:28)
Koditra:

ôtran'ny hanahirana ihany zany tantara zany ry niryna.
Mety samy mazoto ny reny anakiroa ny @ hiverenan'ny tena zanany avy fa ny olana dia tsy maintsy samy malahelo ndray koa raha ilaozan'ilay efa notezaina sy notiavina tao atrano.
Raha tsy izay anefa dia mety azo alaina sary an'eritreritra ihany ny hoe ho lasa mpinamana sy ho toy ny fianankaviana akaiky ilay reny 2 satri samy te-hamangy matetika anjanany, samy ho saro-piaro sy te-hanaraka akaiky @ fomba fitaizana ilay tena zanaka izay tezain'ny ilay reny hafa. Mety tsy hisy olana nefa mety ho olana be ihany koa raha tsy mitovy ny niveau de vie (mialatsiny fa izay no mahalaza azy tonga de mazava be) an'ilay reny 2, ilay reny iray ohatra mety manankarena, ny iray mety hoe antonony, ilay manankarena mety marary ny fony @fiainanjanany any @ ilay iray... Dia tsy haiko tsony eh...
koditra a,efa lehibe daholo izy efa-bavy.Tsy efa hanambady avy.Angamba mety hifanerasera toy ny mpihavana tokoa e,mety tsy manai
ky ho hifanakalo izany intsony koa satria mety s-amy efa miraiki-po daholo izy mirahavavy avy. Raha mbola kely toy ilay notantaraiko taloha (roa ihany )dia nifanaraka ny ray aman-dreny roa tonta fa hifanakalo rehefa feno herintaona avy izy roa vavy.

8. endrika01 ( 09/06/2008 15:17)
Raha olona nahita fianarana ireo ray aman-drenin\'ny 2 tonta ,dia mino marimarina aho fa hifakahazo am-po sy ho lasa fianakaviana iray vao2 hanjakan\'ny fahasambarana izy ireo!Ka na mpanakarena ilay Reny andaniny na mahantra ilay reny ankilany,refa samy nihaona t@zanany avy,zay tonga taona ka salama,zay fahantrana na harena any tsy mikaonty intsony!Na mety ilay mpanana haka ireo fianakaviana mahantra hitoetra any aminy!Dia faly mifampitantara ny tantara rehetra...Hasambarana tsisy hoatr\'izany eto an-tany! =====>fa raha tojo ilay kizitim-belona rery sady mpanana,dia ataony ny fomba rehetra hangalany ny azy tany @lay reny 1 dia ny any aminy tsy omeny satria hoy izy we jereo aza ity fahantranao,hi hi hi any e mafy ihany ka!Dia ho faly sahirana toy ny akohokely tsipazam-potsimbary zany kou!:-P
9. mignone ( 09/06/2008 15:35)
inona no hidirany fianarana eto ry endrika01 , itsikina fotsiny indray :-D :-D
10. fahamarinana ( 09/06/2008 16:29)
:arrow: plutot manam-pahendrena angambany satria misy nahita fianarana fa tsy manana fahendrena ihany koa,misy nefa tsy nahita fianarana firy fa tsy ambaka amin'ny fahendrena,sns sns.... (l)
11. Koditra ( 09/06/2008 22:01)
Raha za no eo @ toeran'ny ankizy iray nifandiso reny, dia araka ilay voalazan'ny endrika01 hoe hasambarana tsy misy ohatran'izany satri lasa manana ray doubla, reny doubla be zao, ny iray tena ray amandreny niteraka, ny iray ray amandreny nanabe, samy tia ahy.
Tonga dia be fialonana be ana niryna sy endrika01. =)) =)) =))
12. endrika01 ( 10/06/2008 10:29)
Koditra>io zany tonga @lay hira we soa ny manan-droa,miaina @trano 2,manana Dada 2,manana Neny 2!De mety hanana fiara 2,de tohizan\'i koditra ndray!i mignone zao tokony hamaly an\'niryna fa tsy zay hevitra rehetra avaliko any @dinikin\'ny namana,mametraha dinika ianao ho valiako,dia @zay fotoana izay afaka mitsipona ny teny tsirairay,i niryna no nametraka ny dinika dia izy no tokony itsaingoka ts11ny hevitra omeko!Raha manana fahendrena ianao nefa tsy manana fahalalana dia ho hamidin\'ny hafa @ariary be taloha!
13. mignone ( 10/06/2008 11:24)
endrika01 > ze tiako valiana io ka , tsy indry mintsy no hametra anze tiako lazaina , raha fahalalana samy manana daholo , fahendrena mangony fotsiny :lol: , ariary be zany ve ry endrika01 hahazo baguette ? tazony any ka !aleo ndray aloha itsiky :°)
14. fahamarinana ( 10/06/2008 11:26)
Hoy endrika01
dia @zay fotoana izay afaka mitsipona ny teny tsirairay,i niryna no nametraka ny dinika dia izy no tokony itsaingoka ts11ny hevitra omeko


:arrow: ka raha misy tsy azo kosa ve dia tsy mba afaka hanao critique na hanome hevitra hafa fa voatery ilay nametraka dinika foana no mahazo mamaly ? Izay anie ilay hevitra iadiana e.sa ? :) (l)
15. xxx ( 10/06/2008 11:55)
mignone:

ariary be zany ve ry endrika01 hahazo baguette ? tazony any ka !aleo ndray aloha itsiky :°)



:-D :-D :-D
aoka marina fa sao hamoaka tantara spéciale mampatory atoandro eto indray i endrika e
16. xxx ( 10/06/2008 15:53)
na i endrika01 na tsiambaratelo koa !!!
17. endrika01 ( 11/06/2008 13:41)
Ha ha ha,zah angah mou niteny we tsy mahazo mamaly?Mahazo mamaly daholo fa tsy mi kôfirmé be we:inona koa zao no hidiran\'ny fianarana amzany?Oudryyy raha miakatra fitsarana ny raharaha,ekoko fa izay voasoratra dia voasoratra ny ao amin\'ny bokin-dalana fa mbola maro koa ny manodina an zany refa tsy manam-pahalalana lay olona e,raha vita ny raharaham-pihavanana moa inona no olana!Tonga dia milamina!Fa aza tratran le we misy fanaova-tsonia dia we peta-tondro ve?De inona hono lay soratra nasiana peta-tondro tery ambany?:snif: tsy hay akory zay voasoratra tao! Tiko mihintsy ny mahita an xxx tonga de renoky ny tory vao mamaky zay voasoratray ,zay no atao we endrikin\'i tsiambaratelo!=))=))=))
18. mignone ( 11/06/2008 13:55)
oupsss ary mivika =)) =)) =)) =)) =))
19. endrika01 ( 12/06/2008 05:25)
mignone:
oupsss ary mivika =)) =)) =)) =)) =))
Inona zao no idiran\'ny mivika @dinik\'i niryna ry mignone?Sa ny valiny nomeko anao etsy ambony no lazaina fa mivika?Sa i endrika01 no we mivika?Inona zao no mampivika azy @io valiny nomeny io?Sao koa ary ka tsy mijery tsara ka ny hevitra namaliako an\'ixxx no itsarana be fahatany ny namana!Mba teny mignone apetraka fa aza teny fopl be hoatran\'io!(MIVIKA):D
20. mignone ( 12/06/2008 06:57)
ndryyyyy !!!!!!! tsy takany aza ve ??? =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4729