Kambana nifandiso,efa lehibe vao fantatra
21. niryna
(
13/06/2008 16:34)
endrika01:tsy omeko ny ahy raha izaho no reny nitaiza ilay zaza,ilay fitiavana ao anaty no tena miredareda angamba.Fa aleo izy efa-bavy hifankatia,raha mety izy ireo raha tsy mety moa dia avelao amin'izao,sa ahoana?
Raha olona nahita fianarana ireo ray aman-drenin\'ny 2 tonta ,dia mino marimarina aho fa hifakahazo am-po sy ho lasa fianakaviana iray vao2 hanjakan\'ny fahasambarana izy ireo!Ka na mpanakarena ilay Reny andaniny na mahantra ilay reny ankilany,refa samy nihaona t@zanany avy,zay tonga taona ka salama,zay fahantrana na harena any tsy mikaonty intsony!Na mety ilay mpanana haka ireo fianakaviana mahantra hitoetra any aminy!Dia faly mifampitantara ny tantara rehetra...Hasambarana tsisy hoatr\'izany eto an-tany! =====>fa raha tojo ilay kizitim-belona rery sady mpanana,dia ataony ny fomba rehetra hangalany ny azy tany @lay reny 1 dia ny any aminy tsy omeny satria hoy izy we jereo aza ity fahantranao,hi hi hi any e mafy ihany ka!Dia ho faly sahirana toy ny akohokely tsipazam-potsimbary zany kou!:-P
22. niryna
(
13/06/2008 16:36)
fahamarinana:mitombona izany,fahendrena dia hery avy amin'Atra ka raha tsy manana an'izany ny olona dia afaka mangataka izany.Tsy misy hidiran'ny fahaizana na tsy fahaizana tokoa ny fanana fahendrena
:arrow: plutot manam-pahendrena angambany satria misy nahita fianarana fa tsy manana fahendrena ihany koa,misy nefa tsy nahita fianarana firy fa tsy ambaka amin'ny fahendrena,sns sns.... (l)
:D
23. niryna
(
13/06/2008 16:38)
Koditra:
Raha za no eo @ toeran'ny ankizy iray nifandiso reny, dia araka ilay voalazan'ny endrika01 hoe hasambarana tsy misy ohatran'izany satri lasa manana ray doubla, reny doubla be zao, ny iray tena ray amandreny niteraka, ny iray ray amandreny nanabe, samy tia ahy.
Tonga dia be fialonana be ana niryna sy endrika01. =)) =)) =))
an,an tsy mialona aho fa faly koa ,hitady aza atao ka maika fa double izany?
miampy roa indray ny rahavavy .endrika ve mialona .nop hoy izy
:D
24. niryna
(
13/06/2008 16:41)
endrika01:
Koditra>io zany tonga @lay hira we soa ny manan-droa,miaina @trano 2,manana Dada 2,manana Neny 2!De mety hanana fiara 2,de tohizan'i koditra ndray!i mignone zao tokony hamaly an'niryna fa tsy zay hevitra rehetra avaliko any @dinikin'ny namana,mametraha dinika ianao ho valiako,dia @zay fotoana izay afaka mitsipona ny teny tsirairay,i niryna no nametraka ny dinika dia izy no tokony itsaingoka ts11ny hevitra omeko!Raha manana fahendrena ianao nefa tsy manana fahalalana dia ho hamidin'ny hafa @ariary be taloha!
=)) =)) =)) tsy maintsy mamaly aho ve :snif:
indraindray aleo mangina :@ fa manjary miteniteny foana sy miakatr'afo :-$
25. niryna
(
13/06/2008 16:50)
mignone:
endrika01 > ze tiako valiana io ka , tsy indry mintsy no hametra anze tiako lazaina , raha fahalalana samy manana daholo , fahendrena mangony fotsiny :lol: , ariary be zany ve ry endrika01 hahazo baguette ? tazony any ka !aleo ndray aloha itsiky :°)
mignonne a ahatsiarovako an'ilay dadatoanay izay io teninao io,mety tsy misy hidirany aloha a.tonga ao aminay izy dia mangata-bola tamin'i dadanay dia omeny foana kanefa izy miasa.Rehefa tsy manome ny dadanay dia ankarapony mafy be ny varavaranay dia toy izany foana no nataony.
Dia hoy indray ilay olona be ambopo izay hoe ny vola no samy manana fa ny isany no tsy mitovy.
Dia ao indray ilay mihambo hoe manontany ny dollar angaha ity ? kanefa aiza izao ny dollars ?
Ny tiako tenenina dia tsy ataoko mankarary ahy izay famalian'ny olona na inona na inona fa hitsikiko fotsiny satria samy manana ny sainy avy isika,ao ny tena manao serieux(se) ao ny manao vazivazy,ao ny manao teny misiditsidina ary ao ny mandrangitra ,sa ahoana ?
indrindra rehefa mifankahalala izy ka ny tena tsy mahafantatra ,asa aloha e,sa HS aho ? hifonako
:-* :-*
26. niryna
(
13/06/2008 16:58)
fahamarinana:
Hoy endrika01
dia @zay fotoana izay afaka mitsipona ny teny tsirairay,i niryna no nametraka ny dinika dia izy no tokony itsaingoka ts11ny hevitra omeko
:arrow: ka raha misy tsy azo kosa ve dia tsy mba afaka hanao critique na hanome hevitra hafa fa voatery ilay nametraka dinika foana no mahazo mamaly ? Izay anie ilay hevitra iadiana e.sa ? :) (l)
izaho koa aky mahazo an'io foana .Misy miandry ahy hamaly ilay fanontaniana kanefa afaka mizara koa ny hafa , ary dia niezaka hatrany aho namaly ka saika tsy mba afaka nandray anjara mihitsy aho fa variana eo amin'ny famaliana eo foana ,hi,hi,
.Indraindray koa anefa tsy te hamaly hianao fa manome fahasorenana ny mihaino azy na mety hafa ny andraisako ilay hevitra dia aleoko tsy mamaly .
dia avy indray ny hafa miteny hoe aiza i niryna hamaly :^) kanefa afaka mamaly koa ny hafa ,izay no maha mpinama antsika eto.Ny hevitra no tsy mitovy fa ny fitiavana namana tokony ao anaty ihany sa :roll:
27. niryna
(
13/06/2008 17:00)
xxx:tsy azoko ilay ariary be eto
mignone:
ariary be zany ve ry endrika01 hahazo baguette ? tazony any ka !aleo ndray aloha itsiky :°)
:-D :-D :-D
aoka marina fa sao hamoaka tantara spéciale mampatory atoandro eto indray i endrika e
;-)
28. niryna
(
13/06/2008 17:04)
endrika01:
Ha ha ha,zah angah mou niteny we tsy mahazo mamaly?Mahazo mamaly daholo fa tsy mi kôfirmé be we:inona koa zao no hidiran\'ny fianarana amzany?Oudryyy raha miakatra fitsarana ny raharaha,ekoko fa izay voasoratra dia voasoratra ny ao amin\'ny bokin-dalana fa mbola maro koa ny manodina an zany refa tsy manam-pahalalana lay olona e,raha vita ny raharaham-pihavanana moa inona no olana!Tonga dia milamina!Fa aza tratran le we misy fanaova-tsonia dia we peta-tondro ve?De inona hono lay soratra nasiana peta-tondro tery ambany?:snif: tsy hay akory zay voasoratra tao! Tiko mihintsy ny mahita an xxx tonga de renoky ny tory vao mamaky zay voasoratray ,zay no atao we endrikin\'i tsiambaratelo!=))=))=))
tsy mihomehy irery tokoa ve isika indraindray manao adalana eto.Izaho dia tapaka fotsiny ny tsinaiko eto.Ary indraindray aza dia ataon'ny olona ato an-trano hoe inona ihany aza izao mampihomehy anao izao.
:-*
29. mignone
(
13/06/2008 17:05)
dia inn zany ny andraisany i nyrina ny dinika , vazivazy sa seriezy sa mandrangitra :-D :-D sao ao jiaby izany
30. niryna
(
13/06/2008 17:13)
mignone:
oupsss ary mivika =)) =)) =)) =)) =))
endrika01:
Inona zao no idiran'ny mivika @dinik'i niryna ry mignone?
io anie no teneniko e. miakatra kely dia midina kely dia mikakakaka dia tezitezitra dia mivoamboana de tsy tonga any amin'izay izy ilay izy.
Dia mitsiky kely indray aloha,de miala kely de miditra indray sa ahoana hoy. hianareo ?mahazo antsika rehetra io an .
Sa ny valiny nomeko anao etsy ambony no lazaina fa mivika?Sa i endrika01 no we mivika?Inona zao no mampivika azy @io valiny nomeny io?Sao koa ary ka tsy mijery tsara ka ny hevitra namaliako an'ixxx no itsarana be fahatany ny namana!Mba teny mignone apetraka fa aza teny fopl be hoatran'io!(MIVIKA):D
:roll: aoka marina e ,aleo aloha omena :-* i endrika sy mignone,dia miombona amin'izay de mifandray tanana sy mifanolotra ankihibe fa tsy hiadiady na hifamalimaly intsony ,izany moa e
32. niryna
(
13/06/2008 18:05)
mignone:
ny hevitra no ampiadina
dia asiana fitsikina
sa aona ouzy nyrina :°)
ie, ary toa nahay poezy vetivety teo mignone
:D
33. endrika01
(
15/06/2008 15:50)
ny hevitra no ampiadina
dia asiana fitsikina
Zay no marina,zah aloha raha hevitra dia tsy mba mihemotra
zany mintsy e,makany makany foana,
fa raha olona no miatsy ady,
dia ataoko toy ny rano mandalo volom-borona ireny,na lay we
sokatra nolatsaham-baratra henoy zany ry hazon-damosina!
:-P :-P :-P
34. niryna
(
24/06/2008 02:47)
endrika01:
ny hevitra no ampiadina
dia asiana fitsikina
Zay no marina,zah aloha raha hevitra dia tsy mba mihemotra
zany mintsy e,makany makany foana,
fa raha olona no miatsy ady,
dia ataoko toy ny rano mandalo volom-borona ireny,na lay we
sokatra nolatsaham-baratra henoy zany ry hazon-damosina!
:-P :-P :-P
---------------------------------------------------------
marina tanteraka hoy mamanay izay
:D :D ,ny ataoko ihany no ataoko hoy izy sady tsy asiany sira ireny olona miantsy ady ireny. Ary arahiny teny kely hoe izany koa ka atao amakiana loha. hi,hi dia mitsiky izy :D