saropiaro be aho @ rafivaviko

1. mila ( 04/06/2008 13:42)
za saropiaro be fa miseho @ tele fona ny rafivaviko fa journaliste de inona ny ataoko, satria isaky ny mande ny vao2 de mijery azy ny vadiko de tsy misy miteny zahay roa......tena tsssss!!!!
novalian'i niry2007 ny 17/07/2008 12:35
2. tess ( 04/06/2008 13:49)
:lol:
3. ratonga ( 04/06/2008 13:49)
asevo henoiny @ radio ny vao² dé tsisy blem tsony :°)
4. mila ( 04/06/2008 13:53)
ratonga: de tsy hijery tele zany za? sady @ zay ao @ telen'i valo(8)
5. ari.malala ( 04/06/2008 13:57)
:-D:-D:-D:-Dvonoy ny tele na mivadika chaine hafa zany ko hahahaha! tena misy porofo nga hoe rafivavy le izy?
6. rabingogilabanga ( 04/06/2008 14:10)
fanontaniana 2:
mbola mitohy h@ izao ve le fampirafesana?
sa rafivavy taloha le izy?

-raha taloha, dia aoka ny lasa ho any, izy aza efa eliminée t@ demi-finale ko! ianao no nahazo ny amboara
-raha rafivavy hatr@ izao indray, dia asa! le ramose no asaivo mandinika, naianao no mana-pakevitra satria na miseho tele io na tsy miseho, fampirafesana hatrany no anarany.

izay fa dia: tompokolahy sy tompokovavy, dia manao veloma indray ny mpanaraka ny vaovao antsary, @ manaraka indray(indrindra fa ilay ramose vadin'olona mijery ahy isanandro izay)
7. mila ( 04/06/2008 14:29)
ka izy journaliste io de ohatrany lasa2 e! de lasa misy nenina kely ngamba ao @ vadiko, sady izy ko le journaliste henjana ireny
8. Koditra ( 04/06/2008 15:09)
mila: tonga dia vahaolana milay be ity : asaivo miala @ asany ilay journaliste, alaivo ny CV-ny dia itadiavo asa hafa any @ radio any izy fa any tsy misy sary hojerena. Milay an! :lol: :lol:
Ny hatahorana mantsy, sao dia hovoatorakao @kifafa na sotrobe io télé-nareo io rehefa miseho eo ilay olona :-D
9. Belami ( 04/06/2008 17:21)
mila:

za saropiaro be fa miseho @ tele fona ny rafivaviko fa journaliste de inona ny ataoko, satria isaky ny mande ny vao2 de mijery azy ny vadiko de tsy misy miteny zahay roa......tena tsssss!!!!



fa tena miaraka ve ry zareo sa fantasme nle vadinao fotsiny ny fahitana azy dia lasa raisinao hoe rafivavy le izy ????
10. yonikafopl ( 04/06/2008 17:31)
:-D :-D
11. kiadi ( 04/06/2008 19:43)
aza marary fo @ zany fa efaanah io jounaliste io!! kôzy eh! io no atao oe madame kiadi raha tsy kôpy mila!! sinon refa tsy matotky de andao hifamadika! lery maka ny vadiko de enao maka anah ! :/ :/ sa moa zah no maka anao?
enfin bref!! tsy blem zany fa zah no solution! :-D :-D :-D
12. kelly13 ( 04/06/2008 20:07)
ty kiadi ty efa lasa mipika mintsy :-D :-D :-D
13. Veloo ( 04/06/2008 20:09)
maso mijery tsy mitondra mody e :wink:
14. karinah ( 04/06/2008 20:12)
mila> aza ampisehona anazy ny jalousie-nao fa mety vao mainka hijerevany ilay ex-ny ny fahasarotam-piaronao!!! calmos fotsiny eo misaony, jereo fa lasa tsy mi s'interesser à intsony izy refa tsy rarahinao le vhv! mariné! :-D :-D :-D
courage! sady efa talou anie izany é! efa lany manja, tsy tokony mahasarom-piaro! ny anareo jerena dia manga ny lanitra! :°) :°) :°) :wink:
15. karinah ( 04/06/2008 20:16)
kelly13: tsy hain-jy ve fa adala sitrana anie i kiadi e! :-D :-D :-D :-D :-D :wink: :-P :wink:
16. sakaizakely ( 04/06/2008 20:28)
kelly13:
ty kiadi ty efa lasa mipika mintsy :-D :-D :-D


te hanjono izy io kou :-D :-D
17. kiadi ( 04/06/2008 22:13)
kay le!! mipika sa adala sitrana sa te hanjono? :-D :-D :-D :-D :-D
tsy azoko ko ange reto ol reto eh!! lasa miady @ol any @ fety sy fiahaonana zah menomenonana de avy eo zah manadala an'i jkely adala bola menomenonana de nony ba lasa mitsikitsiky ka lazaina mipika sy adala snsn........
sô de nareo kosa no tena zany fa tsy zah=))=))=))=))
18. ainaheri ( 05/06/2008 04:59)
d teneno ra8 we tsy lanin'ny vavoniko le sipa pitantara vao² iny fa mba soloy :-D :-D :-D :-D
19. endrika01 ( 05/06/2008 06:12)
Raha izaho no teo amin\'ny toeran\'i mila an,de tsotra be ny zavatra ataoko.Na ry zareo mbola miaraka hatramin\'izao na tantara efa nivalona!Tsy asiako hasarota-piaro mintsy eo imasom-badiko,vao maika aza dokafako lay mpilaza vaovao!Raha efa nisaraka mantsy ry zareo dia tsy maintsy hamihina anao izy sady iteny we tsisy atakaloko ny vadimalalako,raha mbola vehivavy eto an-tany!:-P Raha mbola miaraka ndray ry zareo dia tsy maintsy ho tantarain-drangahy aminy iny hoe:tena mba nodokafan-dramatoa ianao omaly,tiany be ny asanao ny fiakanjonao,ny firesakao sns...de @zay fotoana zay de lay mpilaza vaovao ndray no hiova poste satria hoy izy we:hay ve i anona iny manara-maso ahy foana é,hay ve zakan\'ny tsenany ny mijery ahy é ssss aleoko aho miova poste hafa fa toa izaho ndray no ataon\'izy mitsamy resaka!Hi hi hi kôzy e tena mahomby io!:-P
20. ari.malala ( 05/06/2008 06:21)
fa ahoana no anaovan'i mila nefa hoe misy nenina ao am vadin'i mila? raha azoko tsara mants d efa nisaraka zany zareo, d aza manambany tena toy izany hoe iz henjan e! manana ny valeur njy kou nge njy e! ary matoa indry no nalainy ho vady d ndry no tiany... raha d tena marina fa misy difference entre an'i mila sy le sipa journaliste d mianara e! ny fianarana anie tsisy taonany e! atov ze idepassena anazy de ts mivakiloha amze lasa taloha any! ary sod tsis n'in 'in tsony kosa entre anazy roa fa i mila no mamorona film ao antsaina hankarary fo kosa alou e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1441