saropiaro be aho @ rafivaviko

21. kiadi ( 05/06/2008 10:38)
mila_vanony :-D :-D :-D
22. fahamarinana ( 05/06/2008 10:56)
:arrow: :kiadi :-D :-D iny koa no tsy hitako.. (l)
23. kiadi ( 05/06/2008 11:45)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
fahama>ka tsy marina aza ve zany? :-D
24. vale ( 05/06/2008 12:14)
fahama ony! raha tsy kiadi njay tsy ahita abréviatiô tahakan'izao! :-D :-D :-D :-D :-D
25. sakaizakely ( 05/06/2008 12:38)
raha Clair Chazal kosa aloha de mikopy an'i mila tsara mits za e ! :°)
26. diamondra27 ( 05/06/2008 12:58)
sao de le cousine ko aza zany lazain i mila zany hiiii :-D :-D :-D

sakaizakely: fa tena resaka serie ve ty sa de mampiresaka le ol e

otrany we ol ihany no mahajaloux nefa raha bandy passione am jeux sy voiture reny zao de aona no ataon i mila
27. mila ( 05/06/2008 14:14)
bonjour nareo, zay aho vao hamaly anareo fa niasa be! tsy serie zany alo io fa tena marina e! de misaotra an'i endrika 01, karinah, ari.malala fa i kiadi otsany olona mitapy2 .........enao ty tena tsssss!!! tsy ho azoko ngah!
ary iza zany chantal zany? so de izy mitsy, ary le cousine?
28. kiadi ( 05/06/2008 14:22)
tena hita mintsy fa mila_vanony fa zah injay no lazaina fa mitapitapy=))=))
29. endrika01 ( 05/06/2008 14:30)
F\'angah ny fitiavana azo ifaninanana?We ex ve d sexy be na we manja be na miseho télé d harary fo amin\'ny hasarota-piaro eo!Mitadiava lalana hafa hoatran\'ny voalazan\'i ari. Na mandraisa asa @sehatra hafa d asio piment kely d miantso journaliste hafa manao interview d ataovy serie mitohy,d @zay rangahy tsy hivaky loha be amin\'iny fa ny interview-misy anao no maha maika azy,hi hi hi:-P
30. mila ( 05/06/2008 14:35)
kiadi: mil-valiny aho r'ty fa tsy mila-vanony an!
iza ary no afaka ampiditr'ahy hiasa @ telé e! sady za anie manjakely e! de hitohy ny tantara !!!!
31. kiadi ( 05/06/2008 16:16)
andray rty ty enao!! de manao ty ty anah!=)) =)) =))
tenatenaiko eo fa! :-D :-D :-D :-D
tssss! mila_vanony mintsy le jô kkely!! asaiko kapohan'ny avdinao eo enao fa! :-D :-D :-D
32. mbaliana ( 05/06/2008 16:20)
:-D :-D :-D :-D :-D
33. kiadi ( 05/06/2008 16:24)
kapohy io akia ry mbaliana fa mity-_ty anah an! :evil:
34. mbaliana ( 05/06/2008 16:31)
sao mba mila mitia anao ary izy fa mba tiavo ao e.....mila_vadiny hono izy koa =)) =)) =)) =)) =)) =))
35. kiadi ( 05/06/2008 20:39)
tsy mila_kizitina zah fa mba_liana fitiavana aminao :-D :-D :-D :-D
36. Belami ( 05/06/2008 20:47)
kiadi : lasa pôety ny akama a!!! =)) =)) =))
37. kiadi ( 05/06/2008 20:48)
belami> anga tsy loza eh!!=)) =))
38. Belami ( 05/06/2008 21:18)
kiadi : tohizo fa mety ka, de sady mihira no manao tsenjery :-D :-D :-D
39. kiadi ( 05/06/2008 21:44)
sady mihira no manao tsianjery marina :-D :-D
40. mila ( 06/06/2008 13:06)
ataovy tsara alo ny tsianjery de omeko bizou be da be; firy no tianao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0093