saropiaro be aho @ rafivaviko
41. kiadi
(
06/06/2008 14:37)
tsy poince zany bisou zany raha tsy molotsa!! omena bisou molotsa kiadibe kibo de manao tsanjery!!
raikitsa? :-D
raikitsa? :-D
48. ari.malala
(
11/06/2008 06:34)
:-D :-D :-D :-D :-D tafita iany trimobe marina! arabaina e! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
50. kiadi
(
11/06/2008 17:30)
io aza le tsianjery an:
raha misy manomé !
zavatra ho anao!
kingany miteny oe!
sotra tompoko ohh!!
zay!! vita tompoko
( ) mialona indray ry aribota :-D :-D :-D
raha misy manomé !
zavatra ho anao!
kingany miteny oe!
sotra tompoko ohh!!
zay!! vita tompoko
( ) mialona indray ry aribota :-D :-D :-D
52. ari.malala
(
12/06/2008 06:18)
za vao naika iteny ry mbaliana! hahahaha! hitory fitiavana hono d raha mis manome no hatao hahahahahahahaha! soa iany fa ts taty no nalefa le tsenjery fa tonga d toraka votabia am boaty no nahazo an'io! tapitra mivontovonto aby lohany sola iny :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
53. mila
(
12/06/2008 14:06)
kiadi: fa enao ngah zazakely sa efa mba vatombatony? 8-) 8-) 8-) 8-) 8-) 8-) 8-)
55. mbaliana
(
12/06/2008 19:32)
tsy mendrika regard akory le tsianjery....ovay haingana io e :wink:
56. Belami
(
12/06/2008 19:57)
kiadi:
io aza le tsianjery an:
raha misy manomé !
zavatra ho anao!
kingany miteny oe!
sotra tompoko ohh!!
zay!! vita tompoko
( ) mialona indray ry aribota :-D :-D :-D
toizo hatr@ farany letsy fa amizay elà mahazo bisou mikipy miitsy
:-D :-D :-D
58. ari.malala
(
13/06/2008 07:23)
:-D :-D :-D :-D :-D za kou ts hanome mitns ka! :-D :-D :-D :-D :-D
59. mbaliana
(
14/06/2008 06:16)
belami> tsy misy idirako amin'izany fa ireo anie efa fiancés efa hatry ny ela... aza asarakao ny efa nitambatra :-D :-D
60. volana1
(
16/06/2008 11:58)
Mila < saika hanome solution ihany zah fa hitako fa efa sitrana amin'ny fahasarotam-piaro ianao, efa misy fanafody be dia be ato, hihihi !
Sady tsy ivakiana loha koa zany fa ianao no tompon-toerana e ! avelao hitranga ny lelany sy hiraraka ny iviny eo alohan'ny télé fa inona ary no azony atao eo ? hihih, ny hadalany no betsaka, alamino fotsiny ny saina fa ianao koa zao io hitako fa efa mba manana fanalàna azy, hihih
Sady tsy ivakiana loha koa zany fa ianao no tompon-toerana e ! avelao hitranga ny lelany sy hiraraka ny iviny eo alohan'ny télé fa inona ary no azony atao eo ? hihih, ny hadalany no betsaka, alamino fotsiny ny saina fa ianao koa zao io hitako fa efa mba manana fanalàna azy, hihih
