diso ve aho???

1. xxx ( 02/06/2008 14:36)
niaraka fito taona zahay mbola tsy vita n'inonona, dia tsy maintsy nisara-toerana noho ny asa, mbola tsy niara-nipetraka izahay aloha, ny ela moa maharay roa dia lasa nitia olona hafa zaho nefa tsy tiako ny hamitaka dia aleoko nisaraka taminy. diso ve zaho @ zay?? mba valio
novalian'i volana1 ny 16/06/2008 11:46
2. kiadi ( 02/06/2008 15:00)
raha nifanomnisaraka t@ le niaraka 7 taona sa le vô notiavina?
dans les deux cas diso raha ohatra ka nifanome toky!!eritrereto oe iz manao hotran'ny ataonao zao
3. tess ( 02/06/2008 18:09)
ilay fito taona niarahana zany no nisarahany kiali satria mifanalavitra loatra....


izay lay fiainana koa!azo lazaina hoe mety ho izay ny destin, tsy misy mahadiso an'i xxx amzany, mila fandraisana decision matotra eo am fiainana dia izay izany ny decision sy ny choix farany dia samia tsara-tsodrano....
betsaka ny cas otran'izay.....
4. ainaheri ( 02/06/2008 18:20)
Io samy manana ny fitondrany ny fitiavany zany ee,nefa kosa raha olona niaraka taminao 7 taona zao ve d sahinao navadika fotsiny zao,amiko diso ianao na tsy nisy zvtr namatotra aza kanefa tao ihany ilay fitiavana no nahatonga anareo tafaraka nandritra ny 7taona!!! Mba meteza enao @ toeran'ilay olona nofitahinao,zakanao ve? Tsy mitsara be fahatany aho sanatria fa mba diniho ihany ny tokony atao!!
5. fahamarinana ( 02/06/2008 18:38)
:arrow: mitovy hevitra amin'ny ainaheri koa aho eto : diso satria nanome toky fitaka,tokony hoe nisaraka taminy aloha dia avy eo vao nitia olon-kafa indray amin'izay tsy nipetraka ny olana.
F-angaha ry reto rehefa misy elanelan-tany dia lasa toy izao foana ? sao dia efa tsy nifankatia na efa nihena dia tratran'ny elanelantany dia izay. (l)
6. melody ( 02/06/2008 19:19)
mora tokoa ny miteny hoe diso na tsy mety ny nataony fa mba meteza koa nareo eo @ toerany ange e.....manaraka izany, raha efa 7 taona no niarahany dia marina mihintsy ny tenin'i fahamarinanana hoe
sao dia efa tsy nifankatia na efa nihena dia tratran'ny elanelantany dia izay.
:D
7. rebeccaF ( 02/06/2008 19:55)

Fito taona tsy nisy arakaraka. Avy eo nisara-toerana dia nisaraka tanteraka.

Tsy afaka handiso na hanamarina anao aho. Ny lasanareo no ivereno jerena, dia diniho sy lanjao avy amin'izay na rariny na tsia ny fanapahan-kevitrao.
Mahasahia milaza ny marina amin'ny tena.
8. tess ( 02/06/2008 20:30)
ô ry zareo ah ! aza mijery ny taoana niarahana izany????
rehefa tsy mitondra solution ilay elanelan-tany aleo tsy mifandany andro
lazaiko anareo fa na 30ans de mariage aza anie ny sasany de misaraka e!
fitiavana be nandritra ny 30ans misy aza plus n'io....
ka raha samy tanora, tsy possible ilay hiaonana noho ny antony goavana be dia aleo mifampitso-drano dia samy manao ny fiainany....
raha efa nivady indray dia mampalahelo fa ity mbola tsy nivady....
9. ainaheri ( 03/06/2008 05:00)
Aleo alou xxx itantara azy antsipiriany fa ra tondé tsipaka zao fotsiny alou tsy mety ee,de mody ilay elanelan-tany no ialana bala @ zay ftona zay,io arakaraky ny tsio11 ka misy mazaka, misy tsy mazaka,nefa misy iany ny fangalara-pinana eny antsefatsefany eny fa tsy miafara @ fisarahana zany akory!!
10. tess ( 03/06/2008 05:34)
ka jerenao fotsiny ary ainahery
i, misy sipa izay nanana sipany izy tany dago, efa niaraka naharitra ireo
izy lasa nianatra aty de nahita asa avy teo, dia niasa ary miaina aty....
lay bandy tavela any dago, lay sipa nanao zé nety retra hahatongavany aty fa e e e e! mande ny andro volana taona ny situation tsy miova....
dia ilay sipa tapa-kevitra ny hanajanona ny relation fa tsy mitondra nin nin hono am elanelantany, dia aleo samy manao ny fiainany zany....
dia nahita bandy hafa izy de miaraka mipetraka ireo izao.....
marina ny azy.....
11. fahamarinana ( 03/06/2008 06:54)
:arrow: tess / ka mety ny nataony satria efa najanony ny relation-jareo dia niaraka tam olon-kafa izy.Ny tsy azoko fontsiny ilay hoe za nisy elanelan-tany dia lasa nanao sipa dia vao maika koa ampiana ilay hoe diso sa tsia ? ka raha diso ,efa vita ny natao dia haninona ndray,hiverina ve sa hanenina lava eo,tsy ny fiainana vaovao no atao ndray zay mampety azy ? sady efa nitia ilay vaovao izy (xxx io ) ka inona ndray no question apetraka ? ohatran'ny hoe raha diso dia iny ndray za hiverina,efa vita anie ,namitaka ou pas,nitia ho pas,7 taona ou pas.Masiaka aho o ????
Hevitro aloha zay an fa dia ialako tsiny raha tsy mety.Za manokana na inona antony dia vitaiko lasy teo rehefa efa nisy tantara hafa miditra ao amilay fiarahana na fanambadiana (mitovy daholo amiko io satria fitiavana iray ihany ) satria efa nisy fitaka.Na tiako tahaka ny ahoana dia hitako sy haiko ny hanamboarako ny lohako fa IZA koa no harary fo eo.Dia assumer-na ny choix na mankarary fo,na mbola misy sombim-pitiavana ilay taloha,na malahelo sns sns ,na tena henjana be aza ny manao izany satria izay ilay safidy efa noraisina.Mahereza dia amboary tsara ilay vaovao ry xxx fa tsy misy elanelan-tany tsony izao nareo zany.Ilay taloha moa dia adinoy amizay e..zay no tsara atao...fa nenina lava sy question am resaka fahadisoana tsy hitondra soa intsony. (l)
12. ari.malala ( 03/06/2008 08:00)
tsy niteniteny foana ny ntaolo raha nanao hoe lavitry ny maso lavitry ny fo... miombon-kevitra tanteraka am fahamarinana aho eto, rehefa natao d natao, fa tsy hanenina lava eo... efa lasa ny omaly d iainana ny androany ary banjinina ny ampitso e! d bonne chance miaraka amle vaovao zany e!
13. jusain ( 03/06/2008 08:45)
Tsy mahadiso anao ny fanam-paha,n-kevitra niraisinao izany, tsy ny taona akory no mibaiko ny fitiavana fa ny fo, ka efa nitepo ho an'olon-kafa ny foanao fa tandindona sisa ny azy izay mbola tsapanao ao am-ponao ao izay
14. kiadi ( 03/06/2008 15:16)
tsy mahita lazaina fa tsy bola nihotra ny 4 taona ny ela indrindra t@ fitiavako!!
4 zany aza efa notatahina fa rava ihany farany!!
fa zany lavitry ny fo sy lavitry ny maso zany aloha tsssss! fialana bala io ehh! efa olona tia mapirafy de mody lavitra zao sy izao!!
zah zao tia an'i aribota nefa iz lavitra anah de ahona?=))=))=))
( ) ela ela zah zay tsy napijaly kely an'i aribotandozatra :-D :-D :-D :-D :-D :-D
15. tess ( 03/06/2008 15:40)
:-D
16. ainaheri ( 03/06/2008 18:25)
:-D :-D :-D :-D
17. kelly13 ( 03/06/2008 18:30)
4 taona ry kiadi?????? resiko, za mba 5 taona :-P
18. ari.malala ( 04/06/2008 06:56)
kiadibotandozatra, fa za mijaly manin? hihih, misaotra alou alle fitiavan e! d valiana rha mahatsiahy:°)

Misy mintsy ny lavitry ny maso lavitry ny fo kiadi a! ataonao ahoana kosa moa no fitia olona lavitry ny masonao tsy hitanao akory... amiko aloha sarotra e! efa nanandrana iany za fa ts tafako! hany heriko nisarahako ilay zanak'olona ary nomeok tso-drano hahita ny tsaratsara sy mahasoa azy!
19. tess ( 04/06/2008 09:57)
zay né wa! e! zay no mety.....samy mijaly eo fotsiny sy sasa miandry eo au lieu de mi recontruire relation vaovao ho an'ny avenir
20. kiadi ( 04/06/2008 11:35)
aribotadonzatra> :twisted: ratsy toetra!!ny zanak'ol miandry anao sy tia anao de sarahanao!!tsssss!amleo mintsy enao ampijalina kely fa tsssss!! mpapijaly lelah!!

serieux kely!!
ny tiko teneny de zao!! refa tena matotra tsara ilay fitiavana de vita le atao o "fidelité" famatoa tsy vita de tsy matotra!! de avy ny eny @ lavitra ny maso sy zao sy zao no atao excuse!!
zah zao fiéle be @ tess de i keliterezy de i aribota!! nefa zareo lavitra anah doly!
:-D :-D :-D :-D
yonika ko tiko ihany taloha fa mapijaly anah de nataoko devôrsa :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7527