diso ve aho???

21. ari.malala ( 04/06/2008 14:08)
kiadi, tsy faharatsoan-toetra mits ny nataoko, fa amiko izay aza no porofo fa tiko izy, tiko izy tsy hijaly miandry ana d nomeko tsodrano sy nitsorako ny marina! za kou fidele b (tena serieux io na en amour na en amitiƩ)fa tsy zakako ilay elanelan-tany! fitiavana izany amiko mila iainana fa tsy vitan'ny teny mamy an-taratasy na am mail ftsn...

kiadi, ampijalio kely aza we za ahitako anizany :-P
22. kiadi ( 04/06/2008 19:54)
aribota>ataoko mamay!! kakikakeriko !! tsy ainao anga zany oe tsimobe?
refa fidle ranona na lavitra aza mahavita an!!
23. ari.malala ( 05/06/2008 05:59)
hehehe ts hahazo ana eo enao ra trimobe a :-D k za hoa mitsotra fa ts zakako le misy elanelan-tany! amiko fitiavana izany mila iainana izanyhoe mil any hafnaan'ilay ankilany fa tsy hoe an-taratasy na am mail d hoe je t'aime e tiko enao e i love you e ich liebe dich e lol
24. kiadi ( 05/06/2008 10:42)
pffffff!!
zay maha aribotadonzatra anao ! :-D :-D :-D :-D
25. ploue ( 05/06/2008 10:50)
ilay 7 taona alou ef ela mits e!noho izany de mila fanapahan-kevitra matotra tsar!matoa iano nisaraka t@ de niaraka t@ ol hafa de ef ts tianao alou izy zany satri ra tinao izy na lavitr aza de ts nitady olon-kafa!
talohan'ny nandehanany ko nef tokony mba nisy dingana natao alo raha tena vonona fa ts lasa am zao fotsiny!sa aona oz nareo?
ts fantatra ko nef ze ataony any an...!!
ts fantatro ze fomba ifandraisanareo am zao izy lavitra izao,fa tokon ampahafantarinao azy ny fanapaha-kevitrao!
zay alo ny hevitro fa assa ra mety zany na tsi!!!! 8) 8)
26. Belami ( 05/06/2008 19:46)
xxx : aleo tsy mifamitaka fa nandray fanapahakevitra satria raha tsy izay dia mifampiesona fotsiny,
xxx : mahazo 20/20 provisoire ianao fa raha mbola manova sipa @ manaraka vao tena 20/20

:-D :-D :-D
27. Falyfona ( 06/06/2008 12:17)
hihihihih tsy ratsy ndary iny
28. tsiafoi1 ( 10/06/2008 11:43)
Tsy tena tia matoa nahavita ny nisaraka, noho izany tsy fahadisoana ny nitsotra sy nangata-tsodrano. Sady resaka elanelan-tany le izy, impossible be ny fitiavana. Ny mety de misaraka dieny tsy mbola misy mampisaringotra (toy ny zaza, na mariage)
29. volana1 ( 16/06/2008 11:46)
Matoa ianao nahavita niteny taminy hoe hisaraka dia efa tsy tianao loatra izy, tsy mety koa ny hiharitra amin'ny olona tsy tiana fa ny fiainanao no lalaovinao amin'izany, ka tsy misy anenenana izany. Sady tsy diso ianao, aleo misaraka mbola tsy vita sonia toa izy rehefa mivady vao hifanadala. Alamino ny sainao fa tsy olana zany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8546