Fanekena atao any am-piangonana

1. bor2lais ( 27/05/2008 13:32)
Rehefa misy fotoan-dehibe amin\'ny fiainany dia matetika manao voady ny Kristiana: batisa, katekomena, mariazy, diakona, mpiandry, sns.
\"Eto anatrehan\'Atra sy ny Fiangonana ...\"
Maro anefa ny tsy mahatana ireny fanekeny ireny : tsy azony ve ny zavatra teneniny sa adinony ... ?
Inona no mety vahaolana : apetraka talaky maso (andoham-pandriana ohatra) ilay fanekena sa tsy asiana fanekena intsony sa ...
Misaotra @ fandraisanao anjara.
novalian'i bor2lais ny 19/06/2008 09:53
2. yonikafopl ( 27/05/2008 14:01)
Betsaka ny tsy manaraka ireny fanekena atao any ampiangonana ireny satria tsy vokatry ny fo ilay izy fa zavatra vakiana sy atao tsianjery fotsiny, tsy maintsy tononina satria izay no fomba.
3. tslem ( 27/05/2008 14:26)
yonika >>>ôtrany lasa tsianjery maimbo fotsiny lé izy fa tsy tena ampiarin'ny olona e?
4. yonikafopl ( 27/05/2008 14:34)
tslem ka zay indrindra kou, tokony tsy misy we ty ny fanekena tsy maintsy atao, fa tokony samy manao ny fanekeny avy izay vokatry ny fony eo.
Zany no mahatonga ny divorce satria le fanekena atao iny, vakiana na atao tsianjery fa tsy vokatry ny fo sy fitiavana akory
5. ravakamalala ( 27/05/2008 16:08)
zay ilay mahavoa : izay tiana sy mampetimpety ihany no atao fa raolombelona tsy azo terena mihitsy.

amin ny rainay izay any andanitra koa izao : betsaka ny zavatra tononina ao nefa tsy tanteraka, dia tokony ovaina koa ve izany ny "Rainay izay any an-danitra" ?

Famonjena sy fiadanana no iandrasan ny olombelona amin ny fivavahana, zavatra tena goavana be izany ary tsy azo mora, misy fepetra takian 'Andriamanitra amintsika amin izany tanjona izany, endrika iray ny fanekena izay atao any am piangonana ( na batisa io, na komonio, na fandraisana fanasan ny Tompo, na fikônfesena, sns tsy voatanisa... )

Raha te hanaraka ny lalan'Andriamanitra ianao dia manaraka ny fanekena apetraky ny eglizy, raha toa moa ka ny fanekena izay tianao ihany no ataonao sy arahinao, dia mazava ho azy fa lalanao ihany no tianao aleha, tsy haiko hoe mankaiza fa tsy sûre aho hoe mankany amin 'Andriamanitra.
6. ikaretsaka ( 27/05/2008 16:39)
Famonjena sy fiadanana no iandrasan ny olombelona amin ny fivavahana

tsy voatery ho io amiko
tsy anadrasana io fa iaraha miasa!
tsy misy manampy ny tsy manampy ny tenany io!
sa "hiadana sy hofinaritra e sambatra tokoa izahay" no antenaina de "hino fotsiny ihany eo??
"mitsangana ry tanora"!!
7. Samoana ( 27/05/2008 16:57)
Natao ny fanekena satria izay no fitaizana ary tsy hita izay naharatsy azy (toy ny fianarana ihany io). Ny hoe mahatana sy tsy mahatana fanekena dia am-pon'ny tsirairay no mahalala izany ka sarotra ny mitsara olona. Mino aho fa na ireny mpitarika fotoam-pivavahana ireny aza tsy anjely zato isan-jato na dia miniana "anatrehan'Atra sy ny fiangonana" mandavan-taona aza
8. ravakamalala ( 27/05/2008 17:05)
ikaretsaka > mazava ho azy, izaho anie tys miteny hoe miandry an 'io dia manao ariary zato am-pandriana, araka ny teneniko avy eo hoe :
tsy azo mora, misy fepetra takian 'Andriamanitra amintsika amin izany tanjona izany,


.... ny tiako tenenina amin ny fivavahana eto dia hoe "religion" fa tsy hoe priere akory
9. yonikafopl ( 27/05/2008 17:26)
ravakamalala, ra za manokana kalou an, de tsy mba manao iny rainay zay any andanitra iny za, misy ilay hoe \" mamela ny helokay tahaka ny namelanay izay meloka taminay \" Tsy tononin\'ny vavako mihintsy iny satria za de mafy fo, tsy mahay mamela, ary tsy hamela izay nanao ratsy tamiko mihintsy, za tsy miresaka amin\'ilay oll , fa ny ratsy nataony de mitoetra ato amiko fona. Izay antony iray hilazako ireo milaza ho kristiana ho mpiatsaravelatsihy satria de manonona foana iny vavaka iny nefa ny anaty fo mainty feno molaly.
10. manidina ( 27/05/2008 17:36)
ka raha tsy manao anle voady sy fanekena de tsy ahazo de atao le izy @ fikasana hoe mba hahavita le ceremonie ho vita tanteraka aradalana ...nefa ny zava-dehibe ny fi-pratikena anle izy! i kristy refa nampianatra le rainay any andanitra nampianatra azy mba hatao tsinjery ve sa ho pratikena? satria raha hoe nohon'ny tsianjery manko de midika izany mampianatra antsika ny handray ambohony izy! soratra ety ivelany fotsiny de fa ampy fa tsy hamakafaka sy hampihatra izay tena hevitrin'ny teny,nefa raha jerena ny soratra masina imbetsaka i kristy no manome fanoharana, izany rehetra izany dia ny mba hitarihany antsika hisaina sy handinika
11. niryna ( 27/05/2008 17:46)
dia tsy anjarantsika angamba no manenjika azy fa aleo ny tompo no hanadina azy amin'ny andro farany
12. ikaretsaka ( 27/05/2008 18:12)
ka le "zao" aloha no mahamaika azy anie ....
13. lizabeth ( 27/05/2008 18:38)
bor2lais:

Rehefa misy fotoan-dehibe amin\'ny fiainany dia matetika manao voady ny Kristiana: batisa, katekomena, mariazy, diakona, mpiandry, sns.
\"Eto anatrehan\'Atra sy ny Fiangonana ...\"
Maro anefa ny tsy mahatana ireny fanekeny ireny : tsy azony ve ny zavatra teneniny sa adinony ... ?
Inona no mety vahaolana : apetraka talaky maso (andoham-pandriana ohatra) ilay fanekena sa tsy asiana fanekena intsony sa ...
Misaotra @ fandraisanao anjara.


mety hihety ihany ilay atao andoham-pandriana...!
izany ny asan'ny pasitera sy ny mpiara-miasa aminy, mampatsiahy sy mampianatra ny dikan'ireny, tsy alohan'ilay fotoana ihany fa aoriana ! mila fikolokoloina ny finoana, ny fitiavana...! tsy voatery hisy pasitera hampatsiahy koa fa ianao no afaka mikolokolo azy ! rehefa tiana dia kolokoloina...dia mandeha ho azy hoy aho !
tsy ho tanteraka daholo fa Atra irery no mahalala izay tsy mahatanteraka azy am tsirairay !
ny hoe tsy asiana fanekena dia tsy mety amiko : misy antony daholo ny fanekena atao...! matetika dia tokony hitarika "fiovàna" daholo ireo fanekena ireo ! dia raha tsy azo angamba ilay fiovana tokony haterak'ilay fanekena no tena tsy voatandrina ilay izy !
14. nefertiti3 ( 28/05/2008 07:15)
olombelona ihany no manao voady fa anjaran'ny fiangonana no mampatsiaro azy sy miambina ny ondriny tsy hioam-pefy. Zavatra tena hitako raha spons matanjaka ao amin'ilay fiangonana ilay olona dia mikimpy ny mpitandrina tsy mahateny azy, ao daolo ny mpangalatra ny mpijangajanga sy mpaka vadin'olona ny mpandainga ny mpiteny ratsy... tsy misy bedy zany ireny aza no tena actifs. Za aloha mahita izany dia mihemotra satria misy izany mpiaraka amin'ny vadin'olona nefa eny amin'ny pilopitra no ahitana azy. Fahotana anie izany re olona e ! rehefa tsy hiteny azy moa ny mpitandrina dia zay zany. Aleo hoan'ny olona toy ireny ny fiangonana. Impiry impiry moa no misy olona hamasinina indroa intelo ny fanambadiany ao ampiangonana ? Maninona koa raha misarom-boaly indroa intelo ?
15. prime ( 28/05/2008 11:10)
Ny lanjan'ilay finoana sy fiatrehana an'Andriamanitra mihitsy no fototra amin'ny zavatra toa izao...

Izaho manokana dia anisan'ny tsy mba mahatanteraka 100% ny fanekena sy ny voady natao satria mbola manaiky aho fa tsy tanteraka... fa izaho mino fa tsy adinon'ny olona na tsy fantany ireny fa matetika miainga amin'ny fanadinoana no iaingan'ny olana...

Fa na izany aza dia ilay finoana sy fiatrehana an'Andriamanitra eo am-panatanterahana ilay fanekena no tena fototra... maro tokoa no manadino angamba (angamba hoy aho) fa rehefa manao fanekena dia fomba ihany ireny, nefa amin'iny fotoana iny (anaovana fanekena) dia Andriamanitra Mpanjaka, Tompon'ny Tompo no anaovany fanekena ary eo imason'ny vavolombelona lehibe (afaka hanamarina sy hanameloka ihany koa amin'ny fotoana izay anontaniana izany) dia ny fiangonana no anaovana azy... mandray roa eo ny asan'ny fiangonana, sady vavolombelona izy no nanaovana fanekena ihany koa ka tonga tompon'andraikitra ihany koa amin'ny zava-misy rehetra... ka tonga amin'ny resahan'i niryna hoe, aleo ho azy nanao fanekena sy Andriamanitra fa ny olona tsirairay avy dia mbola samy hadinina amin'ny nataony avy avokoa...

Mety ho izay no mba sombin-kazo amin'ny masony fa ny andry eo amin'ny masoko sy ny anao dinihina sy araho maso kokoa dia ho mamy ny firaisana amin'ilay Nahary...

Ny vahaolana tsara indrindra dia tsy misy afatsy ny fifikirana amin'ilay Jesosy Kristy ary miray sy mihaino Azy mandrakariva...
16. ravakamalala ( 28/05/2008 11:43)
tsara ny miaiky ny fahalemena, ny olombelona rahateo tsy tonga lafatra, nefa koa tsy tokony hionona amin izay fotsiny isika hoe olombelona feno fahalemena, olombelona be fanadinoana, olombelona mafy fo, tsy mahay mamela heloka,.... fa tokony hiezaka foana isan 'andro, isan'andro mba hihatsara, mba hiala amin izay toetra tsy mety izay.

Eto koa anie tsisy miresaka hoe hitsara an ilay olona fa ny lohahevitra dia hoe : inona ny fepetra tokony horaisina mba tsy anadinoina ny fanekena izay atao eo anatrehan ' Andriamanitra?

... mety ho hevitra mahomby ilay atao andoham-pandriana an!
17. ravakamalala ( 28/05/2008 11:45)
yonika > dia aleonao ve ny "Rainay any an-danitra" no tsy atao toy izay hoe andeha mba hiezaka hiova amin'izay toetrako izay aho?
18. xxx ( 28/05/2008 12:24)
Mampisaintsaina...

HOMME: "Notre Père qui es aux cieux.
DIEU : Oui... Me voici....
HOMME: S'il vous plait, ne m'interrompez pas... je prie!
DIEU : Mais, tu m'as appelé... !
H: Appelé? Je n'ai appelé personne. Je prie..."Notre Père qui es aux cieux..."
DIEU: Ah!!! C'est encore toi?
H: Comment?
DIEU: Tu m'as appelé! Tu as dit: "Notre Père qui es aux cieux". Me voici. Que puis-je faire pour toi?
H: Je n'ai pas voulu appeler. Je prie. Je dis le Notre Père tous les jours, je me sens bien de le faire. C'est comme accomplir un devoir. Et je ne me sens pas bien si je ne le fais pas.
DIEU: Mais comment peux-tu dire Notre Père, sans penser que tous sont tes frères? Comment peux-tu dire "Qui es aux cieux" si tu ne sais pas que le ciel c'est la paix, que le ciel c'est l'amour pour tous?
H: C'est que réellement je n'y avais pas pensé.
DIEU: Mais... Continue ta prière.
H: Que ton Nom soit sanctifié...
DIEU: Attends un peu! Que veux-tu dire par là?
H: Je veux dire... Je veux dire... ce que ça veut dire, comment puis-je le savoir? C'est simplement une partie de la prière!
DIEU: "Sanctifié" veut dire reconnu comme vrai père, qui donne vie à tout être, qui est digne de respect, saint, sacré..., qui met toute sa confiance en moi et non dans les compagnies d'assurance du monde.
H: Maintenant, je comprends. Mais je n'avais jamais pensé au sens du mot SANCTIFIÉ.
H: Que ton règne vienne, que ta volonté soit faite sur la terre comme au ciel..."
DIEU: Es-ce que tu parles sérieusement?
H: Bien sur! Pourquoi pas?
DIEU: Et que fais-tu pour que cela se fasse?
H: Comment, qu'est-ce que je fais? Rien! C'est une partie de la prière... Mais, à propos, ce serait bien que tu aies un peu le contrôle de ce qui arrive au ciel et sur la terre aussi.
DIEU: Est-ce que j'ai un peu le contrôle de ta vie?
H: Eh bien... je vais à l'église!
DIEU: Ce n'est pas cela que je demande! Et la façon dont tu traites tes frères humains, la façon dont tu dépenses ton argent, le temps que tu accordes à la télévision, à Internet, les publicités que tu poursuis, et le peu de temps que tu me consacres?
H: S'il te plait, arrête tes critiques!
DIEU: Excuse-moi. Je pensais que tu me demandais que ma volonté s'accomplisse. Si cela devait se faire... que faire avec ceux qui prient et acceptent ma volonté, le froid, la chaleur, la pluie, la nature, la communauté....
H: C'est vrai, tu as raison. Je n'accepte pas ta volonté, puisque je me plains de tout: si tu envois la pluie, je veux le soleil, si j'ai le soleil, je me plains de la chaleur; s'il fait froid, je continue de me plaindre; je demande la santé, et je n'en prends pas soin, je me nourris mal, je mange peu ou je mange trop...
DIEU: C'est bien de le reconnaître. On va travailler ensemble, toi et moi. On va avoir des victoires et des défaites. J'aime ta nouvelle attitude.
H: Écoute, Seigneur... Il faut que je finisse maintenant. Cette prière prend beaucoup plus de temps que d'habitude... Je continue: "Donne-nous notre pain de ce jour...."
DIEU: Arrête! Me demandes-tu du pain matériel? L'homme ne vit pas de pain seulement, il vit aussi de Ma Parole. Quand tu me demandes du pain, souviens-toi de tous ceux qui n'en ont pas. Tu peux me demander ce que tu veux, considère-moi comme un Père aimant !
Maintenant, je m'intéresse à la suite de ta prière...

H: "Pardonne-nous nos offenses, comme nous pardonnons aussi à ceux qui nous ont offensé..."
DIEU: et le frère (ou la soeur) que tu méprises?
H: Seigneur! Il m'a trop critiqué, et ce n'était pas vrai. Maintenant, je n'arrive plus à lui pardonner. J'ai besoin de me venger...
DIEU: Mais... que veux-tu dire alors dans ta prière Tu m'as appelé et je suis là. Je désire que tu sortes d'ici transformé. J'aimerais que tu sois honnête. Mais ce n'est pas bon de porter le poids de la colère dans ton coeur. Tu comprends?
H: Je comprends que je me sentirais mieux si je pouvais me venger...
DIEU: Non! Tu vas te sentir moins bien. La vengeance n'est pas si bonne qu'elle le paraît. Pense à la tristesse que tu vas provoquer, pense à ta tristesse actuelle. Je peux changer tout pour toi. Il suffit que tu le désires vraiment...
H: Tu peux? Et comment?
DIEU: Pardonne à ton frère; et tu pourras goûter à mon pardon. Tu seras soulagé...
H: Mais, Seigneur! J'en suis incapable!
DIEU: Alors, ne dis pas cette prière...!
H: Tu as raison! Je voulais simplement me venger, mais ce que je veux vraiment c'est la paix! Alors, ça va, je pardonne à tout le monde, mais viens à mon aide ! Montre-moi le chemin à suivre.
DIEU: Ce que tu demandes est merveilleux ! Je suis heureux avec toi... Et toi, comment te sens-tu maintenant?
H: Bien, vraiment bien! A vrai dire, je ne m'étais jamais senti aussi bien... Cela fait du bien de parler avec Dieu...
DIEU: Maintenant, finissons la prière. Continue ...
H: "Et ne nous soumets pas à la tentation, mais délivre nous du mal...."
DIEU: Excellent ! Je vais le faire, mais ne te mets pas dans des situations où tu peux être tenté.
H: Et maintenant, que veux-tu dire par là?
DIEU: Cesse de marcher en compagnie de personnes qui te conduisent à participer à des affaires sales,cachées... Abandonne la méchanceté, la haine. Tout cela conduit vers des chemins trompeurs... N'utilise pas tout cela comme des sorties d'urgence...
H: Je ne te comprends pas!
DIEU: Bien sûr que tu comprends! Tu as fait cela plusieurs fois avec moi.. Tu prends des chemins erronés et puis tu cries au secours.
H: J'en suis honteux, Seigneur, pardonne-moi!
DIEU: Évidemment, je te pardonne! Je pardonne toujours à celui qui est disposé à pardonner aussi. Mais quand tu m'appelleras de nouveau, souviens-toi de notre conversation, pense aux paroles que tu me dis! Finis ta prière maintenant.
H: Finir? Ah, oui, "AMEN!"
DIEU: et que veut dire.. "Amen"?
H: Je ne sais pas. C'est la fin de la prière.
DIEU: Tu diras AMEN quand tu acceptes ce que je veux, quand tu es en accord avec ma volonté, quand tu suis mes commandements, car AMEN veut dire AINSI SOIT-IL, d'accord avec ce que l'on vient de dire...
H: Merci, Seigneur de m'apprendre cette prière, et maintenant, merci aussi de m'en donner l'explication...
DIEU: J'aime tous mes enfants, et je préfère ceux qui veulent sortir de l'erreur, qui veulent se libérer du péché.. Je te bénis ! Reste dans ma paix !
H: Merci, Seigneur! Je suis heureux de savoir que tu es mon AMI !
19. manidina ( 28/05/2008 15:46)
ty le we mipetraka eo @ toeran'A/TRA!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
20. manidina ( 28/05/2008 15:56)
ty le we mipetraka eo @ toeran'A/TRA!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0233