Zao le tsy milay

1. rajoelina ( 06/05/2008 07:28)
Zah zany mitady an-le mpiara nianatra tamiko t@-ko t@ 2005-2006. Vazaha ity sipa ity, hianatra mpitsabo biby satry izy manana sovaly sady mirevy biby toiny alika, saka, bitro sns.
Samy siantifika zahay tao ampianarana... Ary farany zay namako tao andakilasy izy.

Amzao zahay tsy mpifankahita intsony, 2 taona zay.

Ka inn no azoko hatao??

;-)
2. rajoelina ( 06/05/2008 09:24)
Ra tsy diso aho de tary @ fanabeazana no nasiko an'ity dinika ity ary tonga wazy tato @ fitiavana. Kanefa tsisy resaka fitiavana akory eto:lol: leaza!!!!

Ozy bozy t@ ndray mande zay tamiko we: reo tomponandraikitra reo manao zay tiany hataony fotsiny :) tsy marina kosa ve zany, kle???


;-)
3. ikotoleta ( 06/05/2008 17:44)
:arrow: elà misy fitiavana @bozy? :roll: :lol: 8) 8O :D :) :idea: :°) :?: :} :-D :-P :^)
4. rajoelina ( 06/05/2008 18:26)
ie :)

Mialona aminy anga elah?

izy anie tsy ho halaiko vady na ho hasiko fa hatao namana fotsiny e. zay le we: namana.serasera.
Ka ato misy mijery tavan'olona... zay ratsiratsy de homena lamosina, fa zay tsaratsara sy tanora de omena tarehy tsikitsiky... Za alou tsy zany e, ary tsy notezaina tamzany aho ka averiko indray: ie :) za manana fitiavana @ bozy.
5. Veloo ( 06/05/2008 21:53)
rajoelina [ Valio ] 06-05-2008 20:26:13
Lohateny : Re : Zao le tsy milay
ie

Mialona aminy anga elah?
=D> =D> =D> ^:^ ^:^ ^:^
6. ikotoleta ( 07/05/2008 09:06)
:arrow: http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m481ab34d6777d
n°120
^:^ ^:^ ^:^
:arrow: :°) :idea: :wink: :cry: :x :lol: 8) :o :D :)
7. rajoelina ( 07/05/2008 09:25)
ikotoleta: tsisy hidirako indray ny any. Ra namako elah ka manana bleme amin'ny namako... de tena tsisy hidirako angamba ny olana amin'lisany.

Hatramzao alou zah mbola tsy manana bleme @ bozy e, ka tsy hitako zay olana.

rajou= antisakaizakely, antififfi sy maromaro ihany ry zareo any...:lol:

Fa forum wa ity, io ihany no tadidiana tsara ;)

;-)
8. ikotoleta ( 07/05/2008 09:51)
:arrow: fa in olana teo nefa mo?
:arrow: fa manin ko za lazainy elà fa manana bleme @bozy? ;-) :-P 8-) :°) :-D :{ :^)
:arrow: tsisy bleme @bozy,tsisy love@bozy, tsisy caline@bozy, in bleme? ;-)
:arrow: forum ty wa fa tadidio tsara samy miteny ze tiny daoly :wink:

:arrow: elà miresaka fitiavana sovaly de nafindrany admin.Soloy fanabeazana sovaly de tsy afindrany tsony :{ :-o :^) :/ :roll: :x :? 8O :o 8) :P
9. rajoelina ( 07/05/2008 10:04)
ikotoleta: de zay tiany admin hatao zany, fa hatramzao aloha zah tsy manana bleme @ admin, fa mety misy admin manana bleme amiko aloha. Asa, iza no malala, kle??? :lol:

Ra misy resaka fitiavana soavaly, de mandehana alou elah manao PMU!!!! avy eo ra afindrany admin ity dinika soavaly ity d tsy koi amiko, na aiza na aiza no hamindrany azy, na ho fafany koa aza tsy hitako zay olana :lol:

De manarak'izany: elah wa aza mampiresaka be. fa mety faha8 koa elah??? :roll: :) :)


10. ikotoleta ( 07/05/2008 10:29)
:arrow: tokony afindrany admin @fanatanjahantena ity diniky elà ty satri misy fitiavana @sovaly. De @fanabeazana ra manao PMU elà satri le sipa mirevy alika,saka,bitro sns
:arrow: elà nga anti-ikotoleta? :?: :idea: :wink: :lol: :P 8) :o :D :)
11. ari.malala ( 07/05/2008 13:01)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D tsisy lohany sy vodiny kou le dinik'i rajou :-D :-D :-D :-D :-D :-D
12. rajoelina ( 07/05/2008 13:29)
ari.malala: ka zah koa mbola tsy nahita dinika misy lohany sy vodiny!!! :)
... ary ny diniko ve mba misy vatany?? sa





13. sakaizakely ( 08/05/2008 09:02)
rajou= antisakaizakely


sakaizakely = anti mitapitapy
14. sakaizakely ( 08/05/2008 09:06)
Ary farany zay namako tao andakilasy izy.

Amzao zahay tsy mpifankahita intsony, 2 taona zay.


raha tiany ve rajou de tsy ho nitohy ny finamananareo ? ny oul rehefa mitovy filinn tsy mifanary zany
kou nga rehefa miresaka sy mihanihany ambony dabilio de we namako be
mety sansunika ny anao fa mipetraha am zao

ary any spaina ve na garabola ara de efa misy hoe siantifika :-D :-D :-D :-D
15. rajoelina ( 08/05/2008 09:24)
raha tiany ve rajou de tsy ho nitohy ny finamananareo ? ny oul rehefa mitovy filinn tsy mifanary zany
kou nga rehefa miresaka sy mihanihany ambony dabilio de we namako be
mety sansunika ny anao fa mipetraha am zao

mety tsy hitohy ra misy accident hafa @ namana sasany!! de zao koa: ny sipa ti mipetraka eo akaikiko sy ti miresaka amiko na mifananihany amiko ireny... ireny mahintsiny no tena tsara hatao namana sy hazo hatao namana be. Ary ny akamaroany namako de izany daolo, mifananihany, miresadresaka sns... de inn no bleme amzany ry sakaizakely?????

sakaizakely:
ary any spaina ve na garabola ara de efa misy hoe siantifika

ie :)

Za mijery Vaovao television indraindray fa tsy isan'andro... Misy ny ankizy de tena matakatra zavatra lehibe ary efa ti mikarokaroka ny zava misy na de mbola any Garabola aza. Ny mpampianatra de efa milaza anzany, satry ny ankizy amzao fotoana de hafa de hafa mahintsiny... de inn no bleme amzany ry sakaizakely?????
16. ainaheri ( 08/05/2008 09:25)
ikotoleta sy rajou>>> kozio ny sovalin'ny lisany sy ny karazany fa ny ps-ny sasany kosa mba asio fanajana klé :!:
17. rajoelina ( 08/05/2008 09:57)
ainahery: samy manao ihany lesy fa zay tsy mantaty mibotsina ozy i sergia zay ah ^:^ ary endraso eo poli ozy i Aino :)
18. ainaheri ( 08/05/2008 10:07)
Aiza mou elà tsy hoanin'ni kil eto fona ,zany mba toetsain'elà!!!!!! Na elà aza tsy mahay manaja ny tenan'elà kou,refaveo mamoka dinika mody mampalelo sy mitaraina
19. rajoelina ( 08/05/2008 10:46)
Le eto lesy virtoaly ah, aoka hazava tsara. Rhefa tsy milamina de aleo tsy hilamina.

Ny sasany ho avy hamotika sy hila vaniny fotsiny kanefa fotoana very ny azy.

Misy matsiaro koa angamba we: Ambanimbany noho i ann ny tenany, de ny hanaratsy foana no avôkany, asa fa tsy azoko, fa virtual koa wa le eto :)

De aoka izao lesy e, alefaso indray ny bizna ra misy.

20. ainaheri ( 08/05/2008 11:46)
rajou:
Misy matsiaro koa angamba we: Ambanimbany noho i ann ny tenany, de ny hanaratsy foana no avôkany, asa fa tsy azoko, fa virtual koa wa le eto



Fa maninn elà manana complexe lesy,ra mahatsapa io zvtr soratan'elà io ela we;"Le eto lesy virtoaly ah, aoka hazava tsara,tokony tsy hanan'eritreritra an'zany satria ouzy elà we eto virtoaly lesy aaaaa

D mahaiza mirevy @ le virtuel ary ee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1543