Zao le tsy milay
21. sakaizakely
(
08/05/2008 12:12)
Misy matsiaro koa angamba we: Ambanimbany noho i ann ny tenany
:-D :-D :-D :-D :-D
f'anga Rajou ambonimbony ? satria ve hoe taizambaza ? =)) =)) =)) =))
sao dia toetsaina efa lomorina aza izany am zao andron'ny fitoviantsaranga izao r'ingahirainy o :?:
Le eto lesy virtoaly ah, aoka hazava tsara
izay ange le izy io ramosé e ! :-D
fa rehefa mba siantifika wa de ataovy mety tsara arak'izany ny fitondrankevitra fa le resaka mifamatopatotra ity no tena mahavoa andrajoukotra
resaka fitadiavana namana de mivadika ndray
we inn no bleme amzany ry sakaizakely?????
tsy ny antony fisafidianana ho namana no resaka aloha izao
nanazava fotsiny aho hoe
1/tsy ze misary adala aminao rehetra akory dia namana daholo izay, afaka mifampiresaka daholo na tsy mpinamana akaiky fo aza
2/ matoa tsy misy fifandraisana intsony eo aminareo dia misy iray tsy te hahalala intsony eo, (fa misy moa ireny malgache ireny tia misisika nefa efa we ... :-P )
Misy ny ankizy de tena matakatra zavatra lehibe ary efa ti mikarokaroka ny zava misy na de mbola any Garabola aza.
zay ve no resako teo r'Ingahy rajou ?
:-D :-D :-D :-D
soa fa nisy andRajou ny serasera =))
22. ikotoleta
(
08/05/2008 21:35)
rajoelina:
ari.malala: ka zah koa mbola tsy nahita dinika misy lohany sy vodiny!!! :)
... ary ny diniko ve mba misy vatany?? sa
:arrow: tongotra fotsiny misy @ diniky elà sy ronaldo09
:arrow: fa ny diniky elà rery ndray ratsatanana fotsiny
:idea: :wink: :roll: :P 8) :lol:
:arrow: fa i elà ve ra ainaheri mataoatra sovaly legona =)) =))
23. rajoelina
(
08/05/2008 22:04)
sakaizakely:wadray!! misy koa taizan-gasy eo ambonimbony, na eo ambanimbany, na eo @ centre, na koa tsy fantatra zay misy azy. de inn no bleme amzany???
f'anga Rajou ambonimbony ? satria ve hoe taizambaza ?
sakaizakely:
sao dia toetsaina efa lomorina aza izany am zao andron'ny fitoviantsaranga izao r'ingahirainy o
ra samy olona de.. ie :) mitovy daolo isika.
Fa misy koa ny sasany mihevitra ny tenany mbola biby ah. Zany we samy manana ny safidiny ny tsirairay eto.
ohatra:
* i koto ti manao be, i rasoa tsy mirevy anzany fa aleony manao masera,,, jereo fa mbola tsisy fitovizana indray.
* i vaza ti mitanin'andro fa diso fotsy loatra, kanefa i Michael Jackson ti ho fotsy indray fa diso mainty loatra. jereo koa fa mbola tsisy fitovizana ry zareo.
de inn no bleme amzany???
Ka zany we: mbola tsisy fitovizana isika amzao... ohatra: i sakazaikely milaza fa kely, kanefa zokiko lavitra be. donc, vao maika loza!!! :-p
24. rajoelina
(
08/05/2008 22:19)
sakazaikely:
1/tsy ze misary adala aminao rehetra akory dia namana daholo izay, afaka mifampiresaka daholo na tsy mpinamana akaiky fo aza
2/ matoa tsy misy fifandraisana intsony eo aminareo dia misy iray tsy te hahalala intsony eo, (fa misy moa ireny malgache ireny tia misisika nefa efa we ...
valin'le 1/
* Samy manana anzay tiany hatao ny mpinamana na tsy mpinamana, rehefa ti hiresaka na misary adala na tsia de milay daholo.
* Na lavitra fo na akaiky fo, tsy voatery hifampiresaka daholo. Oh: misy olona tsy ti hiresaka kanefa akaiky fo, de inn no bleme amzany???
...........................
valin'le 2
* Ahoana koa no tonga de hamataranao anazy we tsy ti hahalala intsony eo??? eritreritra ahoana koa izany???
( ireny Malgache ireny angamba tia hisisika satry tiany angamba ny hinamana be aminy na hitia azy avy hatrany. de innn no bleme amzany????) :-p
25. ainaheri
(
09/05/2008 10:22)
ikotoleta:
fa i elà ve ra ainaheri mataoatra sovaly legona
Ny kisoa lesy no tena atahorako a :-D :-D :-D
Rajou sy petitesakaiza reto ve zaza mifanarakaraka e? :-D :-D :-D
26. sakaizakely
(
09/05/2008 11:52)
ainahery> ntssssssss
rajoukotra mits no tena ratsina mafy amiko ka :-D :-D :-D :-D
firifiry ny oul miteny azy amin'izy molamola io tsy hitany ze lazaina, fa za no miteny azy de tena tsy tantiny. Misy antony ao :°)
Ho avy eo indray izao izy hanao xxx hamaly ahy =)) =)) =)) =))
mandinika mafy ny sariko izy any mijery hoe inn no azo kritiker-na
misy raha latera =))
rajoukotra mits no tena ratsina mafy amiko ka :-D :-D :-D :-D
firifiry ny oul miteny azy amin'izy molamola io tsy hitany ze lazaina, fa za no miteny azy de tena tsy tantiny. Misy antony ao :°)
Ho avy eo indray izao izy hanao xxx hamaly ahy =)) =)) =)) =))
mandinika mafy ny sariko izy any mijery hoe inn no azo kritiker-na
misy raha latera =))
28. sakaizakely
(
09/05/2008 12:17)
lasa adala le ramatoa
zay fotsiny ve no azon'ny le mitapitapy amaliana azy
sa tsy mahita lazaina ny tsy ampy saina =)) =)) =))
29. sakaizakely
(
09/05/2008 12:20)
lasa adala le ramatoa
zay ve sisa no mba valinteny hitan'i le mitapitapy hanohizana ny resaka ? mahantra adihevitra ny siantifika :-D :-D :-D
31. xxx
(
09/05/2008 12:44)
kiadi,
hita fa tarabe rajo fa tsy azony de zao ataony mahamay zao
mody manao e ratsy e, efa madama nefa izy rarakivy ihany fa wainn
fombany io e ! zany rehefa tara :-D :-D
ho avy eo ndray izy hiteny hoe iza ko no tara amin'io madama be io ? manao resaky ny votsitra lery :°)
=)) =)) =)) =)) =))
hita fa tarabe rajo fa tsy azony de zao ataony mahamay zao
mody manao e ratsy e, efa madama nefa izy rarakivy ihany fa wainn
fombany io e ! zany rehefa tara :-D :-D
ho avy eo ndray izy hiteny hoe iza ko no tara amin'io madama be io ? manao resaky ny votsitra lery :°)
=)) =)) =)) =)) =))
33. Veloo
(
09/05/2008 16:10)
Rajou sy petitesakaiza reto ve zaza mifanarakaraka e?
ie wa ??
andryrabe [ Valio ] 09-05-2008 17:17:45
Lohateny : Re : Zao le tsy milay
ady lava
mbola vo santionany fotsiny io hihihihihih
34. rajoelina
(
09/05/2008 16:29)
Veloo: zah tsy miady ka! mamaly an'izay fanontaniana mipetraka fotsiny no mba hataoko.;)
36. xxx
(
09/05/2008 18:44)
rajou:=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
wadray!! misy koa taizan-gasy eo ambonimbony, na eo ambanimbany, na eo @ centre, na koa tsy fantatra zay misy azy. de inn no bleme amzany???
