Clavier-nao io

1. ainaheri ( 05/05/2008 03:12)
Araka ny tatitra azo d betsaka amitsika pampiasa ordi no tsy manadio ny clavier-ny,ary tena manangona microbes faran'izay tsy izy ny clavier,satria ny tanana avy tetsy sy avy tery d eo doli,mba ezao sasao iany ny tanana refa avy nanao ny ataony tany,ary koa ny clavier au moins 3f/sem ,satria betsaka ny aretina mety aterany;

_Marary andoha
-Mandoha,zay miteraka maloiloy sns sns
novalian'i niryna ny 24/05/2008 04:23
2. milaibe ( 05/05/2008 04:54)
na ny fipetrahana ao @ wc hoy ihany tatitra mbola in-5 madio kokoa, efa nisy études an`izay koa ny solomaso fa feno mikroba be dia be
3. zoky ( 05/05/2008 06:13)
marina io, mizara fona manasa tanana alohan hinan-kanina, le mihinana sady miasa eo @ ordi no tena tratran'io
4. tlay ( 05/05/2008 07:16)
toroevitra mahaso, tsara misimisy otranizany :D :D :D
5. sakaizakely ( 05/05/2008 07:22)
ary raha ohatr'izao zany de doublé ny riska :lol:
6. fahamarinana ( 05/05/2008 07:43)
:arrow: :-D :-D :-D iny koa no tsy hitako,tena doublement risqué marina ry sakaizakely an!!!mahita raha koa nareo an!!! (l)
7. ari.malala ( 05/05/2008 08:35)
:-D :-D :-D

manin tsara ny solomaso? zay zany aona? zay efa 4maso efa ela!!!
8. zoky ( 05/05/2008 08:55)
sakaizakely> :-D :-D :-D
9. endrika01 ( 05/05/2008 11:34)
ainaheri:
Araka ny tatitra azo d betsaka amitsika pampiasa ordi no tsy manadio ny clavier-ny,ary tena manangona microbes faran\'izay tsy izy ny clavier,satria ny tanana avy tetsy sy avy tery d eo doli,mba ezao sasao iany ny tanana refa avy nanao ny ataony tany,ary koa ny clavier au moins 3f/sem ,satria betsaka ny aretina mety aterany; _Marary andoha -Mandoha,zay miteraka maloiloy sns sns
Marary an-doha sy maloiloy mety ho mora zakaina iany fa misy koa ny hohon-tanana mintsy no hidiran\'ny microbe,hoatran\'ilay namako,izy mpandeha any @cyber,ny tanany aloha madio dia madio fa le teo aloha rehetra angamba no tsy lasa,dia @zao fotoana izao,lay côté 2 @hohony iny marary,tena manaitaina azy dia very hevitra elabe we inona no mahatonga an\'iny,de farany tonga saina ihany we sao ary dia ny fampiasana clavier;zao izy isaky ny hoany @cyber dia mivatsy mosoara a jeter sy alchool hanadiovana an io alohan\'ny hampiasa azy,na hatramin\'ny telephone piblika koa aza!:D
10. karinah ( 05/05/2008 12:19)
Izaho koa nahare an'io! donky atao in_3 /semaine izany ny fanadiovana, sady zah zatra mihinan-kanina eto alohan'ny ordi! Fa zah kosa klo manasa tanana rehefa avy any à dadagaby(wc) ah!!!, na tsy avy any aza sasaiko matetika ny tanako satria iny tanana maloto(jerena madio fa maloto misy mikroba) iny ihany koa mety mitondra virus na sery grippe, satria ohatra nanao courses enao, dia mifidifidy le entana eo, dia efa tsy hay intsony rah nisy ol voan'ny grippe koa teo aloha nanao toa izany, zah tena sarotiny klo @ fanasan-tanana e, parcontre ny clavier tsy voadésinfecter-ko matetika izany! 1 fois /mois, voir plus! :oops: :-D :-D :-D :oops:
11. yonikafopl ( 10/05/2008 18:56)
tsy misy afa tsy ny fahadiovana ihany, miatomboka amin'ny tenanao aloha, ary manaraka ny zavatra ampiasainao.
Alohan'ny handraisana sakafo na de bonbon fotsiny aza dia mila manasa tanana.
Fa ilay klavie piblika kalou no tena be mikroba e, fa raha anao manokana le izy mba voatandrina ihany raha tsy we tena voretra be ngamba.
Fa asa nareo raha toa ahy,fa tam za tany dago, le hanaovan'ilay gasy an le vola eeeeee, dain dain.... maloto tsy hita tsony ze maha vola azy, reny kou de tena mikroba gratuit mintsy. Za de aleoko mihintsy tsy mandray fa zaraiko tamin'oll reny vola maloto reny.
12. endrika01 ( 11/05/2008 11:20)
Fa asa nareo raha toa ahy,fa tam za tany dago, le hanaovan'ilay gasy an le vola eeeeee, dain dain.... maloto tsy hita tsony ze maha vola azy, reny kou de tena mikroba gratuit mintsy. Za de aleoko mihintsy tsy mandray fa zaraiko tamin'oll reny vola maloto reny.



Angah ankia vitan'ny hoe maloto fotsiny fa sady rovidrovitra be
no feno menaka,ny scotch aoka fotsiny marina e,fa zao kosa anefa a,tany Dago zah mahita hita vola eny an-dalana retra eny fa aty,na ny kodiny aza tsa mbo misy hi hi hi,tokony mbo mamboatra porte monnaie kely ry
zareo,mahay mandrary aby ny gasy kou,dia aminizay tsy voan'ny hatsembohan'ny tanana,na miforiporitra any an-tanana any,na lay sotonina hatrao ampaosy tonga de triiiiiiaaaaaaa,rovitra aby.ny sasany masisosiso!!!!hi hi hi hi tsetsatsetsa tsy haritra io e,Ary mampifindra aretina daholo! :-D :-D :-D
13. xxx ( 13/05/2008 15:24)
Dia firy hono izany no efa maty fa tratran'ny mikroba t@ clavier :-)

Io arofanina @ tohatra io koa , aza mba mandrairay an'io fa ny bandy avy mipipy, tsy manasa tanana dia mitazona an'io, dia avy eo koa ianao mitazona eo an

Dia aza mandray tànana olona intsony a, fa tsy hay mihintsy hoe taiza no nangidihidy taminy teo

Si on veut chercher la petite bête, on la trouvera . Tsy aleo ve manao gants sy masques daholo e

blague ity marina a
14. xxx ( 13/05/2008 15:28)
xxx:
Dia firy hono izany no efa maty fa tratran'ny mikroba t@ clavier


tsy maty fa voan'ny intoxication, arakaraky ny imunités-n'ilay olona, mais il suffit d'une fois

sa hiandry faty vao hiova filamatra ? raha mafinaritra anao ny havoretrana tsy misy manery anao handala fahadiovana ^:^ ^:^

15. yonikafopl ( 13/05/2008 16:51)
Ra mbola azo sorohana ilay izy dia aleo sorohana nge ee, fa ra sendra ny tsy azo anoharana mou de ny tanana no sasana tsara sy dezinfektena rehefa avy any am cyber
16. ainaheri ( 13/05/2008 18:11)
xxx:

Dia firy hono izany no efa maty fa tratran'ny mikroba t@ clavier :-)

Io arofanina @ tohatra io koa , aza mba mandrairay an'io fa ny bandy avy mipipy, tsy manasa tanana dia mitazona an'io, dia avy eo koa ianao mitazona eo an

Dia aza mandray tànana olona intsony a, fa tsy hay mihintsy hoe taiza no nangidihidy taminy teo

Si on veut chercher la petite bête, on la trouvera . Tsy aleo ve manao gants sy masques daholo e

blague ity marina a


HS le resakao,resahana eto clavier ordi,zany we ianao ihany no milalao azy ao,fa tsy antsoinao ny manodidina anao zay avy nipipi sy nangidihidy tany,resaka personel lay izy fa tsy public aza afangaro,tsy nampidiriko aby aza ny cyber fa nisy namana niresaka azy iany ao,ary efa mazava houazy ireny fa tsy mila atoro

17. xxx ( 14/05/2008 08:51)
xxx:


tsy maty fa voan'ny intoxication, arakaraky ny imunités-n'ilay olona, mais il suffit d'une fois

sa hiandry faty vao hiova filamatra ? raha mafinaritra anao ny havoretrana tsy misy manery anao handala fahadiovana ^:^ ^:^




Io extremiste io ihany no mahavoa, angaha raha tsy manadio clavier in-3 isan'andro dia voretra ?

Raha izaho nareo miditra anaty stérilisateur , any a tsy misy mikroba na kely aza

18. xxx ( 14/05/2008 08:58)
ainaheri:


HS le resakao,resahana eto clavier ordi,zany we ianao ihany no milalao azy ao,fa tsy antsoinao ny manodidina anao zay avy nipipi sy nangidihidy tany,resaka personel lay izy fa tsy public aza afangaro,tsy nampidiriko aby aza ny cyber fa nisy namana niresaka azy iany ao,ary efa mazava houazy ireny fa tsy mila atoro




"Tana-maina tsy madio" hoy ny Ntaolo, izany hoe na ny tananao aza raha vao maina dia tsy azo lazaina fa madio, misy mikroba daholo partout

Nisy article ni polémiquer an'io resaka microbe microbe io no mahatonga anareo hanao azy ho affaire d'Etat eto , andraso anie fa hozahako e.

Dia ahoana hoy nareo @ resaka voizina izao hoe tsy ilaina loatra ny mampiasa javel ao an-tokatrano, satria anisan'ny antony mamparary ny olona dia mihena ny sytème défensif satria zatra mampiasa javel loatra, izay mamono microbes ?

A exclure ny resaka hoe "tiako ny havoretrana" lazain'i olona etsy ambony etsy, izany hoe tout ce qui est extrêmiste
19. xxx ( 16/05/2008 07:33)
Ity ilay URL ary e,
http://www.tasante.com/sous_rubrique/soigner/maladies/Pages/PCmicrobes.php

Voalazany ao koa ity :

Nous sommes en effet constamment entourés et colonisés par des bactéries et la plupart ne nous veut aucun mal ;-) Inutile donc de devenir un(e) forcenée de la désinfection, de simples règles d’hygiène suffisent.
20. niryna ( 16/05/2008 20:58)
fa misy koa hono olona manana aretina matahotra ny ho findran'ny mikroba dia izay alehany rehetra dia maka mosara izy fa tsy mandray an'iny amin'ny tanana na varavarana ity na inona toa mandraraka be indray no mijery ny oloa toy ireny.
Ilaina no miambina sy mitandrina fa rehefa tonga ny aretina dia tsy miatnsy mahita zavatra anomezana tsiny foana isika ,na inona atao rehefa tonga ny loza dia mahazo loza daholo izay zavatra noheverina natao rehetra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0992