Clavier-nao io

21. ainaheri ( 22/05/2008 18:24)
niryna> Marary le oul sa mba fitiavana ny hitandritena tsy ho azon'ny mikroba fotsiny? Efa diso tafahoatra ra izany lol,ngah tsy fantany io rivotra iainany io d'efa mitondra mikroba lol
22. niryna ( 24/05/2008 04:23)
ainaheri:

niryna> Marary le oul sa mba fitiavana ny hitandritena tsy ho azon'ny mikroba fotsiny? Efa diso tafahoatra ra izany lol,ngah tsy fantany io rivotra iainany io d'efa mitondra mikroba lol

hitakou ,marary saina angamba,fafana daholo sady misy ttsy kely an-tanany hi,hi

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.028