RAHA MAHAFANTATRA ô !

1. tsiambaratelo ( 27/04/2008 09:41)
Zao ndray ary ô! (hatsikana lalao saina foana) Ao anaty ny
efitrano efa-joro iray misy saka maromaro.
isaky ny zoro-trano misy saka iray avy,eo alohan'ny saka tsirairay
misy saka,misy saka iray avy eo ambonin'ny rambon'ireo
saka ireo,firy marina ary ny saka rehetra hita ao amin'io
efitrano io ô!
zah koa tsy mahalala ny isany ô! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
2. Mio21 ( 27/04/2008 10:14)
ndraso alo ry tsiambaratelo fa vao hikaroka ilay machine à calculer a.
3. kiadi ( 27/04/2008 10:26)
kamo be zah ohhhh :-D :-D :-D
4. endrika01 ( 27/04/2008 10:39)
kiadi>hita fa hatraty io kou,tsisy kaly tsony
fa tonga ve de saka kou hi hi hi hi =)) =)) =))
5. ainaheri ( 27/04/2008 12:21)
8 angamba ra tsy diso za hihi,fa mety nisy nangala-pinana angmba d tsy tazako =))=))=))
6. endrika01 ( 27/04/2008 14:02)
zah nihevitra we 12 le izy! njaso klou ianjy an tsiam/kah :-D :-D :-D :-D
7. Mio21 ( 27/04/2008 17:36)
D mitovy hevitra @lah letsy ry ainaheri fa 8 no itan'ny machine à calculer-ko, ra diso io dia mety oe feno saka hatrany atendakelin'ilay trano zany no valiny.
8. rush ( 27/04/2008 18:05)
16, eninambifolo!
9. naughtyboy ( 27/04/2008 18:25)
marina neny rush =D>
10. rush ( 27/04/2008 18:47)
tsisy fisaorana e!ihihih
11. tsiambaratelo ( 27/04/2008 20:53)
Kely sisa,omeo isa hafa njay we!
12. endrika01 ( 27/04/2008 21:57)
ainaheri:

8 angamba ra tsy diso za hihi,fa mety nisy nangala-pinana angmba d tsy tazako =))=))=))



mety nanjavona ny 4 é!Mety ho 12 otran'ny le ondry ndray!=))=))=))
13. mmmhh ( 28/04/2008 08:48)
le efi-trano hitako zao efa-joro ngeza beuuhh, de efa ho 50 mahery ny saka hitako tao.
Le nahita 8 io zao mety ho efitra kelikely.
:-D :-D :-D :-D
14. xxx ( 28/04/2008 18:31)
4 ny isan'ireo saka ireo
15. endrika01 ( 29/04/2008 12:28)
Tokony ho 9 zany kou,misy zoro-trano efatra zany de misy saka 4 aloha de misy saka efatra afara de misy saka mijerijery de tsy haiko ny tohiny !Ka i tsiambaratelo aza mbola tsy mipitra kou!Mbola diso foana zany kou!=))=))=))
16. tsiambaratelo ( 29/04/2008 14:15)
Tsy mbola misy nahita aloha hatramin\'izao!Efa nisy saiky nahita ny valiny ihany ao ambony ao ô!Ampiana 1 le isa napetraky lay namana dia marina a!Iza ary io namana io ô!Tsy i endrika01 aloha e,io angaha mahalala afatsy isa sivy!Hotsany isan\'ny bizorokany ihany!=))=))=))
17. tsiambaratelo ( 29/04/2008 14:22)
Ilazao zah rehefa afa-po an!Milalao isika!:-*:-*:-*
18. ainaheri ( 29/04/2008 17:40)
za afa-coeur , fa valio @ zay ka hihi
19. dadabe ( 29/04/2008 17:43)
tsiambaratelo e :°)
20. endrika01 ( 29/04/2008 18:01)
ainaheri:

za afa-coeur , fa valio @ zay ka hihi



Zah kounkou afa-pa,nanomé 9 zah de we diso!Tsy mamela mahazo mintsy le tsiambarathree io ry ainaheri e=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2665