RAHA MAHAFANTATRA ô !

21. tsiambaratelo ( 29/04/2008 18:56)
tsiambaratelo:
Zao ndray ary ô! (hatsikana lalao saina foana) Ao anaty ny efitrano efa-joro iray misy saka maromaro. isaky ny zoro-trano misy saka iray avy,eo alohan\'ny saka tsirairay misy saka,misy saka iray avy eo ambonin\'ny rambon\'ireo saka ireo,firy marina ary ny saka rehetra hita ao amin\'io efitrano io ô! zah koa tsy mahalala ny isany ô! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Njaso ary fa omeko ny valiny e,hi hi hi afa-coeur i ainaheri?dadabe, maninona no tsy nomena ny valiny?:-D/Zoro-trano 4misy saka 1avy(saka 4) misy saka eo alohan\'ireo saka ireo(tena misy 1 ka ny saka isaky ny zoro-trano dia afaka mibanjina io saka 1 io daholo)misy saka eo ambonin\'ny rambon\'ny saka tsirairay avy!Ireo saka ireo ihany no mipetraka @rambony!Hi hi hi fitambaran\'ny saka rehetra dia 5(dimy)Misaotra ny namana rehetra nandray anjara!!!:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2477