ny mampiady ny mpivady

1. sytl ( 18/04/2008 15:08)
slt daolo! @ hevitrareo ,in no tena mampiady ny mpivady:ny sakafo tsy vita ve?sa ny trano mikorontana?sa ny zaza tsy voakarakara?raha resaka ny ao antrano no asiana kôzy!sa ny tsy fifanampiana? :) sa in kou no tena tsy tantin'ny bandy !ary ny an'ny sipa?
novalian'i ni81 ny 13/08/2008 16:35
2. tess ( 18/04/2008 15:44)
ny hasarota-piaro no tena halako sy iadivako raha izaho...tsy de tia anreny saropiaro ireny sinon .....ny mibaikobaiko, ny mandidy mametra n'ny zaroa sy Zaritsy....soa fa tsy de mpahazo ahy loatra ireo donko milam....
3. sipagasy ( 18/04/2008 15:51)
ggrr ny ahy injay ny tsy fifanampiana no tena halako, raha hitanao fa mikorontana ny tranoohatra, dia izany ve dia ananganana ady ohatra hihihih, soa ihany aho fa singan'olona ka tsy misy iadivako eo hihihihi :-D
4. bitrokel ( 18/04/2008 16:02)
hihihihi! ny ahy mbola tsy haiko fa mbola celibataire.
Angamba ny mikoty vevhivavy eo imasoko no hiadivako aminy....
tsy fanajàna tsinona izany amiko.
5. sytl ( 18/04/2008 16:03)
zany kou ry sipagasy no tena tsy tiako!na hita eo ary hoé sahirana be enao de izy mijery fotsiny ohatra!! :evil: zà alou efa tratra é!!
6. anidi ( 18/04/2008 16:04)
Débile marina raha trano maloto na sakafo tsy vita no iadina fa ny ahy ny tsy tantiko raha mampiseho tys finoana ahy ny vadiko na d kely ary , ny confiance izany na ratsy na tsara amiko miaraka foana ny mpivady ka raha tsy hoatr'izay d mampiady
7. sytl ( 18/04/2008 16:09)
mampite hitoraka an'lé kfafa refa sendran'zay mijery fotsiny zay an!!hi!hi :°)
8. bitrokel ( 18/04/2008 16:33)
raha menages ao antrano kosa aloha tsy hiadivako aminy mihintsy e! izaho tsy diaa tia miady raha entre couple fa raha zavatra tena goavana mankarary mafy ahy vao miady aho...
9. sytl ( 18/04/2008 16:46)
eny é! iny kosa anjarako alou ny ménage fa lé goavana araka ny teninao no tiko lazaina! :lol:
10. booboo ( 18/04/2008 17:02)
inona lé goavana ?
11. bitrokel ( 18/04/2008 17:21)
tsy resaka menage no tiko lazaina hoe goavana fa raha resaka menages ao antrano vitako foana iny! tsy hifanjanako aminy ka!
fa ny tiko laizaina ahy goavana ilay tratrako mikoty vehivavy na tratrako mampiaraka ohatra na mandainga zavatra tsy azo leferina toy izany e! azonareo ve ny tiko lazaina e!
12. sytl ( 18/04/2008 17:22)
ohatra hoé,zà vizana avy nanasa vilia sy nampirintrano sy nahandro sakafo de avy nampirina korontana de avy namahana zaza de avy nanao course de mba kosehiny kely @ serpillère lé trano é!!!hi!hi! zany ary faran'zay tsotra!hi!hi!nefa goavana iany fa vizana avy nanao reo retra reo aho de hamolaka lamosina ndray !dray goavana be zany!!!hi!hi :-o :-D
13. sytl ( 18/04/2008 17:23)
de nenà zay ndray ny ahy! :lol: un ptit coup de main é!!hi!hi!
14. kiadi ( 18/04/2008 20:06)
nenah raha manana vady zah de ny hiadivako aminy de iz varina mi forum eto @ serasera fa tsy mikarakara tokantrano!
sipagasy>miala teo @ ordi teo fa tsisy mikarakara ny tokatranontsika! :-D :-D :-D
15. milaibe ( 18/04/2008 20:31)
Nidoran'i bitrokely ndray ny lôka marina lol
16. tess ( 18/04/2008 20:45)
ô ry styl ah! fangaha atao indray mande vita dool ny raharaha....zany ve no hiadiana ???fiainana efa sarotra ity ....tsy ho lasa adala eo raha miampy ny blem sasany :-P raha manao brikôlazy kou izy zany de ndry tsy manampy dia hiady ritra ao .... :-D ento mora lay fiainana....
lasa rafotsy be kizitina eo fa atovy
17. soanja ( 18/04/2008 23:15)
sytl:

slt daolo! @ hevitrareo ,in no tena mampiady ny mpivady:ny sakafo tsy vita ve?sa ny trano mikorontana?sa ny zaza tsy voakarakara?raha resaka ny ao antrano no asiana kôzy!sa ny tsy fifanampiana? :) sa in kou no tena tsy tantin'ny bandy !ary ny an'ny sipa?


Ny tena mampiady ny mpivady aty aminay dia resa-bola matetika.
Ny mitranga dia mitetika ny ho tia tena le ranamana lahy de mandany vola be azy irery; ohatra hoe mianatra mitondra roplan na nividy roplan kely de izy irery no mitaingina azy fa tsy omby fianakaviana loatra na namana iray no entina de lasa mifaly avanja eny na miditra club golf dia herinandrio lany any na zavatra andaniam-bola tsy misy toy izany.
De sorena le ramatoa fa izy sahirana mikarakara ankizy sy manao izay mahafinaritra azy ihany saingy tsy mahalany ny lanindrangahy.

Refa raikitra ny ady de izao no voalaza; mba aina anie io mitady vola io sady mba mila zavatra mahafinaritra ahy aho ary mba zah rery indraindray.

Ny zavamisy mantsy de tsy miasa ramatoa fa mipetraka andrano satria efa be loatra ny vola miditra avy any amle rangahy de ampy azy ireo. Mitaiza sy mikarakra zaza zany ramatoa satria tsara taiza kokoa hono ny zaza taizan-dreniny sy karakarain-dreniny. Nefa refa dinihina dia tsy dia mahafapo lotra andramatoa io fa izy koa mba mila liberte. De eo ny olana satria tahak'izay tsy niteraka. :(

Ny any Dago indray ny betsaka tsy mahasambatra ny vehivavy dia ny fitiavam-behivavy ny lehilahy. Saropiaro ny vehivavy. Ny toaka sy ny naman-dratsy.

Ny tsy zakan'ny lehilahy indray ny hitako mazana any dia ny vehivavy be menomenona sy be sermona sady be fanontaniana tsy feno fahatokisana.

Ka asa na aiza no tsara
18. tess ( 19/04/2008 07:13)
betsaka ny zvtra mampiady ny mpivady tsy ho voafaritra mihintsy...
FA RAHA ZVTR azo eviter-na ilay ady tsy aleo milamindam eny ihany ny fiainana....

ohatra io tantara voalazan'i soanja io zao, i rangahy kosa miasa mafy, miditra be ny volany, tsy hitako izay olana raha mba manao zvtr mba tiany izy, refa tsy hanaovandratsy ny fianakams keliny fotsiny de basy, io tsy midika akory fa ataony anilabao foana lay vady amanjanany, indray mande maiaina ihany anie isika e! ka atao izay zavatra mafinaritra, de raha te hianatra mitondra rôplan zao lay rangah maninona????....raha natao indray hoe tsy misy ny vola hivelomana fa lanin-drangahy hanaovana ny plaisir -ny dia amin'iny afaka miady mitsy satria tsy ampy ny vola hivelomana,
19. kelly13 ( 19/04/2008 10:11)
nenà asaiko matory eo @ canapé refa mandanderoka ahy, za tsy miady na mifamaly fa apetrako eo ny coussin-ny d efa kôpy izy zay oe "nisy zvt nataoko tsy nety"! le zvt tena tsy tantiko aminy d izy mijanona ela be eto manao ity fatina jeu debile world of warcraft-ny ty! mampivonto orona :twisted:
20. tess ( 19/04/2008 10:32)
:-D :-D :-D :-D aza atao mivonto loatra ny oronjy sao vao maika rangitiny eo hoe i kala be orona ity :-D :-D :-D
ny ahy ndray ny ibedesana ahy matetika dia ny fandaniana andro eto am net. ity fa asiko ny hoe aza mifanadàla kely fa refa mijery bôl sy tv ianao tsy manadala anao zà! io mi zappé tv io no halako aminy de aleoko eto am net zany kou! tazominy foana ny telekômandy de raha vao raisiko de arahiny maso fa sao ovaiko ny program :-D fa raha misy fandaharana tiko alou de zé tiko ihany io tsy maitsy jerena :-D :-D fa tsy miady fa mifampittrerona kely eo mampiomé ndraindray.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.195