ny mampiady ny mpivady

41. tess ( 21/04/2008 14:06)
dray dray dray dray ! izy dool ve zany rehetra izany....sao kosa mi exagère e! fotoana fisakafoanana izany kosa lôzana mifitra any ananona any dia tsy fahalalam-pomba be! :wink:
42. sytl ( 21/04/2008 14:43)
in no tokony hi exageréna an'zany fa zava misy daolo zany é!,ny anay alou de efa sedran'zany retra zany !tena ratsy taiza ngamba! ho kendaiko otran'ny an'i kiadi kou ny hiafarany ngamba! :°) :-D
43. kiadi ( 21/04/2008 15:08)
darofy @ cocotte minita ho torana de refaveo kendao amizay fa sinon tanana kelinao io mety tsy mahakenda ny vadinao
44. sytl ( 21/04/2008 15:22)
alaiko alou ny seau de saronako ao ny lohany ,avy eo kapohako @ marteau avy aty ivelany ,de refa lé mitsirara torana iny de araraotiko kendaina @ zay!mety ve zany fikako zany! :-w
45. kelly13 ( 21/04/2008 15:28)
ny tena tsotra d mividy saumon surgelé (le ngôda b reny sady tsy d lafo) d darofana @ iny, d aveo atao lôka le saumon, tsisy preuve @ arme de crime :-D :-D :-D :-D :-D
46. sytl ( 21/04/2008 15:38)
=))dro izy fa naho a tron =)) =)) de refa atao ny autopsie de ozizy ny dktera hoé nisy fofona trondro ny lohany , fa aôna ,de in no avaliko?
47. kelly13 ( 21/04/2008 15:47)
teneno izy fa nangalapihinana trondro teny anosy ngamba lery kou :-D :-D
48. sytl ( 21/04/2008 15:52)
trondro manta ve? :miam:
49. kiadi ( 21/04/2008 15:53)
ary zah tsy hanaiky raha vô misy mitondra trondro surgelé ato antrano klé!
50. kelly13 ( 21/04/2008 15:54)
sytl>an an an, nataon'i lery grillade tetsy anosipatrana, tao @ fivarotan'i tslem mofogasy sy ramanonaka :-D :-D :-D

kiaid>iza kou no hitondra trondro surgelé any aminao? kou ra tsy mahatakatra trondro frais etsy @ vieux port zay kou, au fait mora b ny trondro ao @ vieux port (avis a samoana)
51. sytl ( 21/04/2008 15:57)
mety krevety ndray no hataoko ,@ zay tifiriko ôtran'flesy dôr ,@zay ko ny masony jamba mipilaka ery tratran'lé vavan'krevety maranitra iny!mety kou zay ry kiadi é! :-w :-$
52. kiadi ( 21/04/2008 16:08)
loza ko reto sipa reto an! :-D :-D :-D
53. kelly13 ( 21/04/2008 16:12)
aza mba tratranay iany
54. kiadi ( 21/04/2008 16:16)
zany ihany no tsy hanambadiko!! :-D :-D
55. sytl ( 21/04/2008 16:21)
eny ôô!! :-D :-D :-D
56. kelly13 ( 21/04/2008 16:21)
katahotra vhv kay? hum hum
57. sytl ( 21/04/2008 16:31)
matahotra ny ho maimbo tsonjo kou! :-D :-D
58. kiadi ( 21/04/2008 19:17)
matahotra ny hanakenda vevavy ka! :-D :-D :-D :-D
59. ari.malala ( 22/04/2008 08:14)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
60. kiadi ( 22/04/2008 12:44)
raha i aribota aloh de hokendakendaiko eh :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5259