ny mampiady ny mpivady
61. kelly13
(
22/04/2008 12:51)
ari.malala>hum tandremo iany fa ra bevoka indry d ho sahala @ teletubbiens ny zanakindry! :-D :-D
63. ari.malala
(
23/04/2008 10:05)
kelly13, soa iany fa ts bevoka ah no ts atahorana ho bevoka:-D:-D:-D:-D
trimobe, ataoko otran'ny fataon'i faramalemy enao de maty:-P
trimobe, ataoko otran'ny fataon'i faramalemy enao de maty:-P
64. rapala
(
24/04/2008 09:37)
sytl: efa lasa lavitra ity resaka ity vao hitako, ianareo ireto koa tena mampimé koa... aza kendaina toy ny any kiadi akia, sarotra be ny hanazava izany @ polisy a fa hafeno daholo ny akanjony rehetra hatraminy silipony =))
65. sytl
(
24/04/2008 10:03)
rapala:tsy vao maika v toriany any @ polisy hoé nangalarin-dramatoa ty ny entako retra fa gadrao ao io!ady tsy vita ngambany!! :-w :-w ,ataoko mamay an!! :-D :-D
67. kiadi
(
25/04/2008 11:27)
nenah rangah refa manomé lagy de tonga de kendaiko tsotra zao de soloiko avy eo an!
raha hafenina ny slipiny de mivoka tsisy slipy indray iz avy eo :-D :-D :-D
raha hafenina ny slipiny de mivoka tsisy slipy indray iz avy eo :-D :-D :-D
69. Veloo
(
25/04/2008 17:20)
Ny vola no itako (voire meme divorce) mampiady ny vady aty aminay indrindra moa izao midina beuuu za ny economie hihihihi
71. endrika01
(
01/05/2008 17:58)
Raha izaho no manambady,ny zavatra mety iadivako aminy dia:-ny fanavahana ny fianakaviana!Ohatra we mahitahita ny ray aman-dreniny dia ny ahy tsotsotra,dia tsy avela mandingana ny tokonam-baravaranay.Ny faharoa ny mamindra entana na zavatra apetrako @toerana iray nefa tsy nierana tamiko,dia mamay zay!Ireo ihany ny sisa rehetra azo alamina.
72. xxx
(
26/05/2008 10:03)
Ny ahy zao vao omaly mitsy no niady be,fetin'ny reny fa tsy natakalony ny mamany aho e,ny zanako nefa mbola tsy mahalala na inona na inona, dia toy ny andavan'andro ny ahy omaly fa tsy nahatsapa aho hoe androko omaly.
73. mangidy
(
26/05/2008 10:37)
Amiko, ny lehilahy manao we efa azony ilay ramatoa, de mihevitra izy we izy no lohan'ny tokatrano dia mandidy sy manapaka; any ka adino dhl ilay fanao taloha izay nahababo an-dramatoa! sy ireo Toky sy ny izao sy izao homeko anao. De tsy afaka ny hanolotra voninkazo fa nosoloina mangahazo hi hi !!! ka tsy ho Fitia mifamaly ary tsy ho mandry2 ny tany :-P de raikitra ny ady...... izay Fotontenin'ny Mpivady :-D :-D :-D
74. xxx
(
26/05/2008 13:46)
ikaretsaka:
zahako tia alika be moa izy tsa tia alika maizina... sns sns.. de refa cas tsy itovizana nefa tsy afaka atao miaraka dia atao mitokana
dia indraindray nareo manana alika dia indraindray tsy manana :-)
75. Fleurie
(
24/07/2008 07:39)
Ny ahy zao vao omaly mitsy no niady be,fetin'ny reny fa tsy natakalony ny mamany aho e,ny zanako nefa mbola tsy mahalala na inona na inona, dia toy ny andavan'andro ny ahy omaly fa tsy nahatsapa aho hoe androko omaly.
Tsara darofana ny côcôty lery! :evil:
Nenà ndray t@ fête des mères teo otran'ny tsy te hikaroka mintsy lery fa nataony kitoatoa kely le cadô (nefa za henjana be ra hanao surprise an léry)
Dé inn ny fikako? j'ai fait pareil t@ fête des pères, nomeko cadô sampona kely dé tonga saina bé! :-D :evil:
Andramo atao kely aminy zay ataony aminao izy no tena tsy mahazaka :D
76. rinakely1
(
05/08/2008 21:26)
Ny ahy ireto no hiadivako @ rangahy :
- lé mandaindainga sy manao be vava (avy eo tsy hita akory zay tena vita)
- lé manao sefo be raha vao miditra ny trano
- lé manao tia tena be (fatina bolina bolina io iany, fatina jeux jeux ndoza io foana manakeleo e...)

77. volatsara
(
07/08/2008 12:42)
nena le izy be faniraka voalohany, de faharoa le fodiany alina
de le telephone maneno am ny ora fatoriana, de le fitiavan-tena sady miseho ho tsy misy fihetsem-po! alako! de tena miady za amin'ireo an! tsy mikôzy mintsy sady tsy mijery akory(loza e!)
(l)
de le telephone maneno am ny ora fatoriana, de le fitiavan-tena sady miseho ho tsy misy fihetsem-po! alako! de tena miady za amin'ireo an! tsy mikôzy mintsy sady tsy mijery akory(loza e!)
(l)
78. endrika01
(
12/08/2008 17:17)
volatsara:Mety mbo tara aminy asany kosa izy zay kou,na miatso ny deba @alina.Raha vhv ndray no ao am-badikireo:dia mividy phone 2 de izy lay vao mitsofoka ao am-pandrina iny;de mody mba mibip ny phone 1,de mody avela haneno elaela...de mapiresaka eo....Fa tonga de fanina léry de lasa saro-piaro njay:wink::-P
nena le izy be faniraka voalohany, de faharoa le fodiany alina de le telephone maneno am ny ora fatoriana, de le fitiavan-tena sady miseho ho tsy misy fihetsem-po! alako! de tena miady za amin\'ireo an! tsy mikôzy mintsy sady tsy mijery akory(loza e!) (l)
79. Ratoa
(
13/08/2008 15:56)
nampiomehy be ilay hira fa misaotra.
Ny hitako mampiady ny mpivady indray dia ny fitiavana efa lany na tsy nisy mihitsy. "fitiavana rano lalina, Fitiavana no nirahina avy tamin'iJehovah..." ka rehefa io no manjaka dia mety foana. Samy faly manao izay mahafiraitra sy manaja ny olo -tiany. Ny porofo lehibe dia ny fitiavana ray amandreny. Tsy mety lany io raha tsy dia efa loza be. Mitsimoka foana, mandroborobo foana. Dia velona ny fifanajana. "Aoka ho fafako ny trano, ry neny â" . "Neny , mba ahandrahoy ny sakafon'ny ankizy"; "tsy voasasako ny akanjoko fa mba ataovy kely" dia faly foana i neny, ianao koa faly manampy an'i neny. Izay ilay izy.
Rehefa lany ny fitiavana, ny vovoka manditsoka mivadika ho vato manapotsitra maso.
tsy hita ho tanisaina hoe inona no nampiady fa rehefa tapitra, dia izay no vita. Lazaina fa siligaoma nipetaka tamin'ny latabatra no nihatombohany, anefa ilay"goutte qui a fait déborder le vase iny".
Ary tsy misy olombelona mitovy roaroa koa ka hifanaraka à 100% foana.

80. ni81
(
13/08/2008 16:35)
Ny anay ny mahatonga fahasorenana matetika dia rehefa misy film tena tiany, dia izy mijery film ary izaho manketo @ serasera, dia maneno be ilay clavier-ko isaky ny mitendry ary dia lasa tsy concentré intsony @ zay jereny izy. :)