nahitana serasera voalohany!

1. kiadi ( 14/04/2008 11:07)
manahona daoly ohh!
andao wa ba tantarain-tsika tsirairay avy ny nahitana an'ito tranokala ray ito volohany! nisy nanoro ve sa..........?
tanraiko nenah!!:
4 taona lasa zay de nampiditra internet tato antrano zah!de nony tafiditra de nanomboka ni_surf! de ny site gasy aloha no tena tiko jerena tamizany!
de nisy site ray zay tsy mety tafidirako fa mila hovana ny securité @ windows sinon tsy tafa ! de ny tena moa tamizay bola tsy de tena hafanana lotra de niantso namana hanao azy!de io namana io nanao ny reglage ny securité ny windows de nanararotra nanokatra site gasy roa iz hojereny! de ito ny ray de ny ray "tsenagasy"
de tao @ tsenagasy afaka mandefa sms any mada refa manana compte tao!de nony lasa iz de noverenako nosokafana ilay site de hisoratra anarana ba afahana mandefa sms any dago kanjo diso site zah fa ty serasera ty no voasokatro!de nisoratra anarana de ozy le namako oe mila mapiasa anazy ela ela vô afaka mandefa sms! de napiasa tokoa moa t@ zany kay ty zah ka diso site fa tsenagasy no afahana nandefa sms t@ zany fa tsy serasera! :-D :-D :-D
t@ voalohany aloha de mijery sary fotsiny no fanao! de avy eo mandefa hafatra !de taty aorina efa herintaona vô nafantatra oe misy karajia!
de zao de lasa mifanadala @ dry yonika sy aribota sy tess sy ry keliterezy sy ry ika sns.....(mialatsiny @ zay tsy voatonona :-D :-D )eto @ forum!!
raha tsy diso ny fahadidiko de i fasaly sy akamatiana no namako voalohany teto!
:wink: :wink:
i akamatiana moa tsy hita firy tsony fa nosoloin'ny zokiny iz zao! :wink:
anareo zao!!
novalian'i Bola ny 30/06/2008 02:27
2. Papoose ( 14/04/2008 11:17)
za tsy voatonon'i dada! :cry: :-P

za ndray t@ zay bandy akama zay, dia miteny foana izy hoe ao @ serasera no fijerena tononkira gasy... fa sinon za efa mpisera t@ dada foana taloha :D
3. kiadi ( 14/04/2008 11:39)
papoozy! enao an! chutte!!! secret defense zany!!
4. tess ( 14/04/2008 11:40)
ny ahy namanko akaiky! de oe jereo anie ity site ity fa teny gasy dool ny ao mampmé be hono lay hoe jereo eto, hidio, mivoaka, dia niditra de zaiyyyyyy! tao am sary tao foana fa après 4mois nidirana sera vao voasitona tam forum:-p
5. kiadi ( 14/04/2008 11:48)
nenah ko ange ry tess ka tao @ sary fona eh! efa herintaona apres angamba vô ba nitsikilo kely forum!de amizay az a mamaly forum de avy eo tsy tadidy oe inona moa le lohahevitra nisy azy de very tany fotsiny! :-D :-D :-D
zah aza nandefa dinika voalohany indrindra tsy tadidiko akory oe taiza no nadefasako azy de very tany fotsiny le iz ! tsy hitako akory oe in ba valiny tao!! :-D :-D
6. zoky ( 14/04/2008 12:22)
nahitan' zoky ny serasera voalohany: teo @ sehatry ny asa, nisy kofa mpiara-miasa zay, nanoratra tononkalo somary hafa2, namaky reo tononkalo reo no nahitako ny vetso.serasera.org voalohany.
tsidiho kely anie :
Ny alin'ny 31 desambra:
http://serasera.org/vetso/index.php?rub=vetso/vetso&vid=v41b5b056cb868
Tandremo! tandremo!:
http://serasera.org/vetso/index.php?rub=vetso/vetso&vid=v41b6a0c444b4a
dozy indray:
http://serasera.org/vetso/index.php?rub=vetso/vetso&vid=v41c2ee76806fa

Nanomboka teo dia niainga koa ny aingam-panahan dra-zoky... :-D :-D :-D
somary nihato kely ts ni serasera noho ny anton'ny asa teo aloha teo...
zao indray vo ten mazoto manaraka ny dinika serasera sy reo takelaka maro samihafa misy eto @ serasera.org ,indrindra fa reo sarin reo namana,ary maniry mba te handray anjara @ dinika manokana.
7. ainaheri ( 14/04/2008 12:38)
Akama ny nanoro , d nijery sary alou d nampiditra dinika otran'i kiadi kou fa tsy tadidy we taiza le izy :-D :-D :-D ,tsy mety zatra mitsy katr@ zao aza lol :-D :-D
8. xxx ( 14/04/2008 13:35)
Tsara rehefa voan'ny "Forum Addicted"
Tandremo iany anefa ny fahasalamana é
Sao dia lasa adala no iafarana satria ilay "Addiction" mety mivadika aretin-tsaina , na drogue ho anareo avy eo
Tsy voatery Rongony ihany mantsy ny drogue fa rehefa zavatra sarotra ny miala aminy, ka rehefa tsy miditra eto ohatra, dia toy ny misy "manque" mihitsy
Tandremo Leroa!!!
9. ravatorano ( 14/04/2008 13:47)
nenah moa defa ela izay nidirako tato izay !
namana tovovavy kely mpiara miasa izay no nanoro anah an'ity ary d tafaroboka fa avy d ni forum sy ny tsaty izay tena nakafiziko mihitsy :wink:
tamin'izany mbola niova ps isaky ny herinandro satrai saika niditra tato avokoa ny mpiara miasa tamin'izay ary ny pv tsaty no lasa messenger-nay :-D :-D tamizany.Tato aoriana d lasa za rery sisa no tavela dia nentiko amin'izay ity ps amizao fotoana ity izao.Eo amin'ny enitaoana mahery kely izao no nahalalako ity tranokala ity ary nandraisako anjara navitribitrika tao

Marina tokoa ilay hoe voalazan'i xxx i we taloha zany tena misy manky raha vao tsy mandalo eto na be asa toy ny inona aza, avela mihitsy ny sakafo atoandro matetika fa aleo mi forum sy mi tsaty miaraka amin'ny akama mlay be rehetra rehetra eto.
Na izao aza mitady hanao an'izany ihany saingy alaky reraka koa ny tena e
:-D :-D :-D
10. karinah ( 14/04/2008 13:56)
Slt dol! ny anah fitadiavana site gasy tam google! nampiasaiko dol ny sehatra rehetra tato tam 1° indd karajia ihany koa sy kilalao hatsikana,ny blaogy, dia lasa nitatra le forum, de nahazo namana mpidinika tahaka an-dry Herimiafina(tsy hita tsony??) ry Kiadi (hatsikana sy lalao), ry Fiffi retraretra,forum!!),Fasaly,sary et forum, sns,sns..
11. karinah ( 14/04/2008 13:59)
NB: marobe ny site gasy hitako fa ity serasera ity no tiko indrindra!
12. kiadi ( 14/04/2008 15:20)
tsy azoko oe manina no manao xxx nefa zavatra dinika mazava tsisy hatahorana ty!
karinah>ary nakaiza tokoa wa i herimiafina eh? sa niova ps? lery no tena mpi-forum be teto taloha!sa nanambady de sendra ny vady zalousy de tsy maketo tsony :-D :-D :-D
i kala ko piforum be taloha fa tsy tazana firy tsony,i fiffi moa de herahamalala iny ny zavatra nitranga !
ainahery>zah lesy hatramizao ko ange de bola very ihany oe in moa le lohahevitra nisy le dinika iny le!!
13. karinah ( 14/04/2008 15:30)
:lol: sendran'ny zalouzy lery angamba! nefa drogy ty forum ty ah!!! ts'hita doly tsony, mety ao ihanyfa tsy mampiasa ps taloha tsony! ry kal tsy hita tsony,tsony, vahinala, niverina kely de tsy niverina tsony! :roll:
ainaheri & kiadi: nareo kosa tsy te hiasasaina mintsy ah!tadidina tsara klo vao ilôzana le dinika de tsy hadino !Ary kally hoà mba aiza eee! ts'hita doly tsony ny mpidinika taloha rehetra!!!
14. milaibe ( 14/04/2008 16:05)
Ny zandrikolahy ny mpihaino RVG, fa zà naika hijery annonces soirées gasy t@ 12/2007teo kanjo hitanay betsaka loha-hevitra lay site dia nisoratra anarana nanararotra nanao tratran'ny noely
15. ainaheri ( 14/04/2008 16:21)
xxxxx>> hevitra malalka be otr'zany ve d iafenana klé,otrany efa mahazatra ny manafina ps na zvtr tsisy dikany oooo

karinah>>ka le izy ané zé ita eo no valina d tsy tadidy we taiza ary no nisy an'iny dinika ,lasa manesy tsi11 ndray lol
16. fahamarinana ( 14/04/2008 16:35)
kiadi:

manahona daoly ohh!
andao wa ba tantarain-tsika tsirairay avy ny nahitana an'ito tranokala ray ito volohany! nisy nanoro ve sa..........?



:arrow: Ny ahy ndray dia nanana olana ara-informatique ka nitady mpanampy malagasy dia nampiditra dinika mihintsy dia avy teo ndray tsy niditra afatsy resaka Fivavahana sy Finoana ihany kanjo zao dia lasa tafiditra presque tamin'ny dinika rehetra sy nahazo fifandraisana amin'ny sasantsany izay fantatra tany ho any dia hita ato ihany koa kay. :wink:
Mahafinaritra e,tsiky dia ampy. (l)
17. xxx ( 14/04/2008 17:19)
Za njay bandy namana koa no nanoro hoe takelaka gasy ony ! Dia tamin'ny voalohany tena notsapaiko mihitsy aloha hoe tena teny gasy tokoa ve, dia tsy mahazo miteny teny hafa a. Nodiako tsy nahay niteny gasy dia be vava be ry takaka tao amin'ny karajia tamin'izany ! Dia izaho nefa faly ao ambadiky ny ecran fa tena takelaka gasy tokoa ilay serasera ! ha ha ha.

Dia izay nisoratra anarana amin'izay ... tonga dia nifandefa hafatra ! Namana somary vaovao tamin'izany koa no nifandefa hafatra voalohany tamiko. Efa hoe 4 taona fa hatramin'izao izahay mbola mpinamana ato foana. Dia niforum, tamin'ny volohany xxx foana fa ohatran'ny menatra be sady mbola natahotra aterineto lol. Taty aoriana in-1 mandeha isaky ny mazoto sisa no manao xxx tahaka izao. Dia nandeha tany amin'ny vetso koa ! Dia izao efa ho lasa blaogy-addicted indray.

Tamin'ny vao ni-forum voalohany dia ry ledada, ry yonika, ry papa sns no mpameno forum. Dia nisy fotoana tsy niforum elaela ... dia niverina dia lasa ry Herimiafina, ry Kala, ry Vahinala, ry Jenny sy Hesham sns indray no mpameno forum. Izao izy menakavy toa tsy hita tsony lol. Hay sasa koa tsy hadino !
18. ikaretsaka ( 14/04/2008 17:19)
za tena tany @ faaaanorenanana an'ity taaaaaaaany aloha be taaaaany mahitsiny eeeee (6 sa 7 taona lasa izay)izaho no laharana faha 489 ...mbola vitsy kely anay t@ izany
19. kiadi ( 14/04/2008 17:38)
ika> de iza lesy ny psn'elah t@ zany?
20. tess ( 14/04/2008 17:42)
izaho laharana faha:43275 :°) :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2218