nahitana serasera voalohany!

61. ari.malala ( 17/04/2008 05:31)
ieuu, efa ela be mintsy :)
62. ravatorano ( 17/04/2008 05:50)
za ary mba laharana fahafiry ???
ry lé ika zany defa ambony laharana erikatra
:wink:
63. ravatorano ( 17/04/2008 06:01)
ouajay kay za laharana faha 503 ary tamin'ny voalna febroary 2003 no nitondrako voalohany ity solonanarana ity
hay mbola vao haingana ihany raha izany no nisian dravatoranotato kanou

64. kiadi ( 17/04/2008 09:03)
ka i arimalala ange raha izany tokony laharana ambonimbony raha 2000 eh! enao aza 2003 laharana503! de 2000 zany fahafiry zany?sa mapihesona indray io aribota io? =)) =)) =))
65. ikaretsaka ( 17/04/2008 15:54)
ay sy levato taoko niarakaraka ihany...
ahako t@ mbola yahoogroups ity ro efa ikaretsaka
66. Kwasi ( 17/04/2008 20:33)
Izaho indray dia efa ela no nahita azy ity, t@ ireny andron'ny grevybe teto ireny. Siten'ny gazety lakroa angamba no nojereko t@ izay dia tsy tadidiko intsony izay voaklik teo fa tonga dia tao @ serasera. Tsy dia mbola nahataitra aloha ilay izy (afa-tsy ny tononkira) satria mbola mpitolona mavitrika t@ chat n'ny caramail sy ny icq t@ izany fotoana izany. Efa elabe taty aoriana rehefa niova ny caramail vao nanomboka nijery site hafa, dia izay no nisoratana anarana teto. Mbola tsy mpiditra teto mihitsy aloha t@ voalohany (nahazo avertissement foana aza t@ izany) fa mbola variana tany @ wanadoo. Fa rehefa nahatsiaro very noteren'ny fahalavitan-tany sy ny fipetrahan-drery tsy mahita malagasy tanatin'ny taona maromaro izay vao tena lasa mpiserana eto.
67. kiadi ( 17/04/2008 20:47)
kwasi>in zany icq?
68. ari.malala ( 18/04/2008 08:29)
kiadi, zao le fandehany, niditra tam 2000 d leo kely d niala tam taona 2002 tany ngamba d manimanina ndray d niditra d niverina nisoratra anarana, d lasa mpkambana vaovao zany za tamle fisoratana anarana faharoa. Ka nangatak iditra tamle ari.malala iany alou fa we ts mety fa ts azo asina point ny pseudo, d nanao ari_malala d tsy nety iany, d nivadika anjatiana, fa elaela kely ngamba teo am 1volana nahatafasoratra anarana d nanoratra tany @ hery za we eo mba soloy ari.malala le anjatiana fa za iany io anjatiana io, d niketrika ny sefo d tafaverina am akanjoko talou iany za:°)
69. kiadi ( 18/04/2008 09:11)
io anjatiana io nefa no nahatara anah taloha :-D :-D :-D
70. ratonga ( 18/04/2008 12:32)
misy anjatiana iray lty ao vo niditra t@ 2005, ny momba² azy wé
"tovovavy tsotra mitsikitsiky lava, sariaka amin'ny rehetra, mivavaka, tsy tia mihatsaraivelatsihy , matotra nefa be vazivazy, te ho naman'izay rehetra te ho namany " sa vé i ari ihany io :-D :-D :-D
71. kiadi ( 18/04/2008 13:26)
de tsy aiko fa misy resaka mapimé marina ange le ao @ profil eh! misy le oe manorata fa valiko de ba manandrana manoratra zah fa tsy mamaly akory iz retra :-D :-D :-D :-D
72. Kwasi ( 18/04/2008 15:56)
kiady> logiciel kely-na chat installena @ machine izay. Fa bdb ny gasy tao t@ zany an. jereo any @ icq.com, karazana site communautaire izy io fa toa tsy dia malaza intsony @ zao.
73. kiadi ( 18/04/2008 16:00)
ok ok!! ba tsy koboko indray zany :lol: :lol:
74. ari.malala ( 21/04/2008 06:37)
ratonga, ts za zany k!,fa za efa nteny tam hery hoe avereno ari.malala iany za d refa tafaverina ny akanjoko very d ts nvakl tsony za hihihi!

kiadi, zany an, za efa ri.malala fa ts anjatiana,zany hono efa mis anjatiana ao d manorata any d teneno iz we tara b amle ps we za hahahahaha
75. kiadi ( 21/04/2008 09:30)
:-D :-D :-D :-D :-D
76. akamatiana ( 25/04/2008 14:33)
raha tsy diso ny fahadidiko de i fasaly sy akamatiana no namako voalohany teto!

51. Mpandefa : kiadi [ Valio ] 15-04-2008 11:53:39
Lohateny : Re : nahitana serasera voalohany!
zah zany malahelo an'i akamatiana!

zany veuh , ka i kiali no namako fa tsy i kiadi kou hihihihi , manaelo an'i kiali mitsy zany zah :-* . Zah zay vo nitsangana tam maty de efa eto fonafona amzayyyyyyy :wink:
77. kiadi ( 25/04/2008 15:47)
akamatiana>de tsy namanao zany zah fa tsy kiali tsony? :-D :-D :-D
ba tantarao ny 1ére anao teto @ serasera eh :wink:
78. akamatiana ( 28/04/2008 07:08)
kiadi > lol namako njy ka :wink:

tsy tadidiko tsony ny 1ere ko teto kle , efa ela lotra :?
79. kiadi ( 28/04/2008 07:32)
1ere amour @ serasera ve de tsy tadidy fa tssss!tantarao blague aza refa zany ! :-D :-D
80. akamatiana ( 28/04/2008 11:53)
tena tsa tadidiko tsony wa fa efa tam 2004 veuh kle . Tsa mahay mitantara blague zany za :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6071