nahitana serasera voalohany!

21. vale ( 14/04/2008 18:03)
xxx:

Za njay bandy namana koa no nanoro hoe takelaka gasy ony ! Dia tamin'ny voalohany tena notsapaiko mihitsy aloha hoe tena teny gasy tokoa ve, dia tsy mahazo miteny teny hafa a. Nodiako tsy nahay niteny gasy dia be vava be ry takaka tao amin'ny karajia tamin'izany ! Dia izaho nefa faly ao ambadiky ny ecran fa tena takelaka gasy tokoa ilay serasera ! ha ha ha.

Dia izay nisoratra anarana amin'izay ... tonga dia nifandefa hafatra ! Namana somary vaovao tamin'izany koa no nifandefa hafatra voalohany tamiko. Efa hoe 4 taona fa hatramin'izao izahay mbola mpinamana ato foana. Dia niforum, tamin'ny volohany xxx foana fa ohatran'ny menatra be sady mbola natahotra aterineto lol. Taty aoriana in-1 mandeha isaky ny mazoto sisa no manao xxx tahaka izao. Dia nandeha tany amin'ny vetso koa ! Dia izao efa ho lasa blaogy-addicted indray.

Tamin'ny vao ni-forum voalohany dia ry ledada, ry yonika, ry papa sns no mpameno forum. Dia nisy fotoana tsy niforum elaela ... dia niverina dia lasa ry Herimiafina, ry Kala, ry Vahinala, ry Jenny sy Hesham sns indray no mpameno forum. Izao izy menakavy toa tsy hita tsony lol. Hay sasa koa tsy hadino !

de awona ny hafantarana oe iza ianao?! very maina le fanazavàna,
>>>>cf Kiadi!!!!!


8-)
22. xxx ( 14/04/2008 18:24)
xxx : Ianao aza dia efa namaly koa :lol: Ary inona koa moa ny tombony ankoatra ny fun mamaky ilay tantara ! Raha tsy hoe le mpitsikilo ireny angaha dia malahelo be hoe tsy fantatro akory i xxx 8)
23. yonikafopl ( 14/04/2008 18:36)
nena njay efa nitondra ps hafa talohan\'ity fopl keliko ty,tsy tadidiko tsony aza we inn avy :-D :-D :-D :-D ,fa nanomboka avril 2004 no nisalorako an\'i yonikafopl ka hatramzao, ary de fidele taminy aho :-P

Ny nahitako ny serasera njay de nikarokaroka nijeery tantara momba an\'i madagasikara aho ary dia navoakan\'ny google tao ra serasera, de nanokatra za fa we teny gasy rano iray hono, de nivezivezy kalou nijery we inn avy ny ato, de nisoratra anarana,de tany am karajia tany no nanala azy de tao am sary kounkou, de faly ery nifanadala tam namana tao, vitako mintsy ny miaraka matory am laptop am le fitsatevana.mbola tadidiko tsara fa mbola za no namana voalohany avy taty liban tamzany,nahafinaritra ery
:wink:

Fa lainga lainga fa le namana talou reny nahafinaritra, sady ny fifandraisana tato mbola virijiny tsara mintsy de mbola nilaibe hihihihih :-D :-D :-D
24. kiadi ( 14/04/2008 18:44)
zao anga efa tsy virjiny tsony? :-D :-D :-D
25. xxx ( 14/04/2008 18:44)
ié! izay kalou de marina e! ny namana talou manja 8)
26. ainaheri ( 14/04/2008 18:45)
za ndray laharana 22 :roll:
27. vale ( 14/04/2008 18:56)
tss, awona koh le sarikely miova hoazy! :lol:
:? io ny izy fa tsy >>> 8) lolllllllll
28. vale ( 14/04/2008 18:57)
xxx:

xxx : Ianao aza dia efa namaly koa :lol: Ary inona koa moa ny tombony ankoatra ny fun mamaky ilay tantara ! Raha tsy hoe le mpitsikilo ireny angaha dia malahelo be hoe tsy fantatro akory i xxx 8)
Mpitsikilo zany tsy hanoratra handany andro hanoratra ry ana ah!mdrr


29. vale ( 14/04/2008 19:00)
kiadi:

zao anga efa tsy virjiny tsony? :-D :-D :-D
tsy virja intsony leisy eh! misy X bedebee reooooo!


^^
30. kiadi ( 14/04/2008 19:15)
fa manina wa ty dinika tsotra kely ty no misy manao xxx eh?
fa nakaiza tokoa wa reny mpiersa taloha reny eh?
31. xxx ( 14/04/2008 19:22)
INONA KOA ARY ity mifampi ana ana ity ry vale ah! kou raha tsy hoe fantatrao izy de tsy hajaina!!!!!
32. vale ( 14/04/2008 19:45)
nanampy ny xxx :lol: fona oh! :lol: i xxx zany koh!! anefa misy betsaka ireo! :-P
33. xxx ( 14/04/2008 20:11)
i kiadi koa dia mimenomenona foana rehefa misy manao xxx! koa raha izany no tiany tsy maninona anie fa raha tsy manaraka ny fitsipika vao fopla ohatra ilay manompa olona na manao tsinontsinona ny namana, dia reveo manja ilay xxx raha tsy mi fopl :wink: ataovy toy ny xxx ihany ny ps-ny
34. kiadi ( 14/04/2008 20:22)
ka zah tsy mirevy xxx eh! in no hiafenana ao! refa te hiresaka de tonga de miresaka tsy hakinafinafina fa manao matahotra zany tsy milay zany !
35. xxx ( 14/04/2008 20:29)
ka raha izay aza no safidiny tsy azonao terena izy koa!
36. xxx ( 14/04/2008 20:31)
xxx avy dia hiadianareo hevitra eo. Rehefa tsy mandika lalana dia tsisy olana io na revin'i Kiady na tsia. Izaho mahazo manao xxx, i Kiady mahazo mimenomenona, dia avy eo izaho mahazo tsy miraharaha izay lazain'i Kiady. So simple, xxx rules :-D
37. kiadi ( 14/04/2008 20:31)
de kihaniko fona eh! zah ko tsy azo tenenina fa refa tsy rveko le xxx de kihaniko!
38. xxx ( 14/04/2008 20:32)
xxx:

xxx avy dia hiadianareo hevitra eo. Rehefa tsy mandika lalana dia tsisy olana io na revin'i Kiady na tsia. Izaho mahazo manao xxx, i Kiady mahazo mimenomenona, dia avy eo izaho mahazo tsy miraharaha izay lazain'i Kiady. So simple, xxx rules :-D


Dia tantarao amin'izay ny nahitanareo ny serasera ! na xxx na ps.
:-D
39. kiadi ( 14/04/2008 20:35)
sady manao xxx no mizesista @ teny tsy fantatra tsssss
40. kelly13 ( 14/04/2008 20:35)
tataraiko refa mazoto za fa zao za mbola te atory bonne nuit les petits surtt i teletubbies :°)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6063