Inn ary zany o ankamantatra
1. naughtyboy
(
07/04/2008 16:53)
misy faritra 1 mahafinaritra ao aminao ,mahateho tia lalandava ra mikantona tery de tery ra misokatra mandomando,tiko jerena lalandava ..
anareo ny manaraka
anareo ny manaraka
novalian'i Mio21 ny 15/04/2008 20:05
3. naughtyboy
(
07/04/2008 17:43)
:wink: kinga saina ko ty tsiambara ty kah..fa efa nisy ratsy saina b tao zao fa siora ah any hafa ndray ary e
4. tsiambaratelo
(
07/04/2008 17:52)
Ty kou misy,esorina ny lambamena,hoanina ny tavin-kena,alevina ny taolam
5. kiadi
(
07/04/2008 18:22)
zah mahay ny valiny fa tsy teneniko fa tsy ambaratelo tsinona ihihih :-D :-D :-D
8. tsiambaratelo
(
07/04/2008 19:30)
Ty kou mbola misy,ny lambany be dia be nefa ny zanany tsy mitafy!
9. tsiambaratelo
(
07/04/2008 19:33)
Ty kou mbola misy,ny lambany be dia be nefa ny zanany tsy mitafy!
10. kiadi
(
07/04/2008 20:00)
ka efa oe tsy ambara telo de tsy teneniko zany ny valiny ko :-D :-D :-D
le ray aloha sigara fa in azo tenenina
le ray aloha sigara fa in azo tenenina
11. milaibe
(
07/04/2008 21:11)
Efa nolazaiko tsiambaratelo aza tonga d lazaina fa aleo andeha tsara aloha ny coms nefa d ambaratelo sahady
12. Rasiligaoma
(
08/04/2008 03:54)
zavatra lavalava boriory loha menamena .. misy fofona pipi :wink:
13. mandaoro
(
08/04/2008 06:25)
de ampiako kely zvt lavalava, miditra @ zvt mando lava maoaka zvt fotsifotsy, inona ary io madio lalandava ny saina an
16. tapitra
(
08/04/2008 08:41)
ity kou aza misy anakiray : ny tahony tahona elo, ny voniny roa fa tsy telo, ny ranony sahala amin'ny lelo, rah maty izy mampalahelo.
17. mmmhh
(
08/04/2008 08:50)
Zavatra lavalava misy volo, mitsofoka anaty lavaka iray, mivoaka miditra, mivoaka miditra, mamoaka zavatra fotsifotsy :?:
19. zoky
(
08/04/2008 11:38)
tena ato @ ity dinika hatsikana sy Lalao ity no tena mis ambiansy kle :-D :-D :-D