Inn ary zany o ankamantatra

21. zoky ( 08/04/2008 11:44)
tena borosinify marina kay mo
22. zoky ( 08/04/2008 12:02)
Inona ary zany? reha inn ary d ny vehivavy mamelatry ny azy, ny lehilahy mampiditry ny azy, madio fona ny saina an!
23. nolalaina ( 08/04/2008 12:43)
Refa avy ny orana dé ny vevavy mamelatra ny azy!!... (elo) :-P dé ny lelà mapiditra ny azy!!...... :roll: inn tokou mou?? afa-poooouu zah!!
24. mmmhh ( 08/04/2008 13:41)
mampiditra imper ve? :?: :?:
25. karinah ( 08/04/2008 13:42)
kiadi:

zah mahay ny valiny fa tsy teneniko fa tsy ambaratelo tsinona ihihih :-D :-D :-D



:-D :-D :-D :-D :-D :-D tsy nahay njay kiadi de mody mba meme eo!
litchis nefany! :?: :roll:
26. endrika01 ( 08/04/2008 13:57)
tsiambaratelo:

Ty kou mbola misy,ny lambany be dia be nefa ny zanany tsy mitafy!



tsiambaratelo>............. VOATAVO !hi hi hi za kou nahalala! :-D :-D :-D
27. abcdefg ( 08/04/2008 14:57)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D zaho koa mahay:mibontsina nefa tsy tsofina
28. naughtyboy ( 08/04/2008 17:43)
siora za kalo fa tsy sofina :-D :-D tsy haiko kambony :roll: :°)
29. endrika01 ( 08/04/2008 18:43)
abcdefg:

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D zaho koa mahay:mibontsina nefa tsy tsofina



Fantatro:vehivavy bevoka!
30. zoky ( 09/04/2008 06:21)
mahay daholl reto, ty injay ar
Inona ar zany o: Ilay maintso kely miakatra sy midina @ ascenseur o?
31. Meka ( 09/04/2008 07:58)
Inona ary zany ! eo anelanelan'ny vody no misiah n'mpivady no mpanao azy. Madio saina be an
32. zoky ( 09/04/2008 09:32)
Meka: za mahalala o: VOADY o.
33. tsiambaratelo ( 09/04/2008 10:35)
zoky:

mahay daholl reto, ty injay ar
Inona ar zany o: Ilay maintso kely miakatra sy midina @ ascenseur o?




Zoky>za mahalala,lelo.hi hi hi
34. zoky ( 09/04/2008 11:23)
tsiambaratelo> poika, diso o
35. ikaretsaka ( 10/04/2008 16:14)
Rasiligaoma:

zavatra lavalava boriory loha menamena .. misy fofona pipi :wink:



borne kilometrique
36. Mio21 ( 11/04/2008 05:28)
Inona no zavatra sasàn'ny vehivavy tsy ampiasàny savony?
37. zoky ( 11/04/2008 10:57)
Inona no zavatra sasàn'ny vehivavy tsy ampiasàny savony?

lalina be less zan! :)
38. nandrianina1 ( 11/04/2008 12:11)
Inona no zavatra sasàn'ny vehivavy tsy ampiasàny savony?
haiko: anana
39. Mio21 ( 11/04/2008 15:44)
Merci nandrianina1 an! Bizou takolaka tokana kely alou!
40. tsiambaratelo ( 12/04/2008 13:44)
Afa-po ny @le maitsokely miaka-midina ny ascenceur o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2443