Inn ary zany o ankamantatra
41. zoky
(
14/04/2008 05:18)
tsiambaratelo: okay e!
Valiny : vaonina petit pois tavela tao anaty ascenseur ! :D :D :D
Inona ar zany o: Ilay maintso kely miakatra sy midina @ ascenseur o?
Valiny : vaonina petit pois tavela tao anaty ascenseur ! :D :D :D
42. zoky
(
14/04/2008 05:24)
Inona ar ny mampitovy ny Maggi Omby volamena sy ny fimailo o!
madio fona ny saina an!
madio fona ny saina an!
43. mmmhh
(
14/04/2008 07:19)
Inona ar ny mampitovy ny Maggi Omby volamena sy ny fimailo o!
madio fona ny saina an!
samy misy fonony, de samy alana ny fonony vao ampiasaina
45. mmmhh
(
14/04/2008 13:08)
Voalaza teo :
Inona ar ny mampitovy ny Maggi Omby volamena sy ny fimailo o!
madio fona ny saina an!
samy misy fonony, de samy alana ny fonony vao ampiasaina[/quote]
mmmhh: efa manakaiky fa ts mbola tena valiny marina, kely sisa
samy manova tsiro??? :-D :-D
46. zoky
(
15/04/2008 05:29)
mmmhh: samy manova tsiro???
:-D :-D :-D :-D nahita valiny hafa ra mmmhh kle, manja e! :-D :-D :-D
Omeko le valiny e: Biby iray isaky ny fonosana iray
47. mmmhh
(
15/04/2008 14:03)
Omeko le valiny e: Biby iray isaky ny fonosana iray
=)) =)) marina zany e =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))