serie tsara indrindra
1. penina
(
13/03/2008 04:59)
Inona ry ireto ny serie amin'ny tele tianareo indrindra?
Feux de l'amour sa Marimar sa Simpsons sa...
Ny ahy toa Simpsons k'ityyy.
Feux de l'amour sa Marimar sa Simpsons sa...
Ny ahy toa Simpsons k'ityyy.
novalian'i penina ny 16/03/2008 23:22
5. simplex
(
13/03/2008 08:15)
efa kobon'la le hoe how I met your mother? otran'ny remake an'ny friends, milay be :)
rosalinda :P;-)
7. cutie
(
13/03/2008 11:02)
home movies, boys over flowers, six feet under, the sopranos:D:D:D:D:D:D:D
8. mitia04
(
13/03/2008 11:03)
Rasiligaoma:
bouba le, na tom sawyer
eo daholo ny mpianakavy, na antitra na tanora na ankizy
ngah mou reny série ra ts dessinimé ri sé? sa série anà désssins animés?:-D:-D:-D:-D:-D
nisy série talou be zay, za bola kely nefa nanaraka fona, parker lewis, tara be tamin'iny za tam bola kely,:oops:
10. tess
(
13/03/2008 11:29)
kiadi:
tess:
penina: Spider Cochon, Spider Cochon, il peut marcher au plafond...:°)
:-D:-D:-D:-D:-D
:-D:-D:-D:-D kiadi tsy serie io spider cochon io fa film an!:wink:
14. pissoa
(
13/03/2008 13:45)
how I met your mother?
lost
friends
sangodim-panina (sa inona moa le tao am'TVM ?)
Feu de l'amour (tam'tany dago fa zao tsy manaraka tsony lol)
the war at home ... :@
tsy tia marimar - tsy tia rosalinda - :-D:-D:-D
lost
friends
sangodim-panina (sa inona moa le tao am'TVM ?)
Feu de l'amour (tam'tany dago fa zao tsy manaraka tsony lol)
the war at home ... :@
tsy tia marimar - tsy tia rosalinda - :-D:-D:-D
16. kelly13
(
13/03/2008 16:09)
za mba nanaraka io bold and beautiful (amour, gloire et beauté) io fa aveo nakaleo b ahy fa mifanambadibady dol izy menakavy, hahahahaha
18. xxxx1
(
13/03/2008 20:22)
ny filmantsika 2 no tena manja ry penina a (l)(l)(l)(l)(l)
maraina :*
antoandro :*
hariva :*
alina :*
ny ampitso sady noana no raikitory fa tsinisy nisakafoanana sy natoriana ny love-love
mou ka tsy zany va
marina any zany
mou ka tsy zany va
marina any zany
oyé oyé
oyé
nb : tsy mba misy kisarisary lovelove ve eto sefo fa otra hendry lotra raha :* fotsiny :?:
:P:P