serie tsara indrindra

41. penina ( 14/03/2008 15:44)
tslem> andefasana tongotra bitro ve tslem eh, amin'izay azotsika ny gros lot :°)
42. kelly13 ( 14/03/2008 15:45)
penina:

"sex and the city" koa no tena nofa. Ary ny an'i kelly13 izany ilay nofa ireny ihany no tena tiany. Izaho raha mba nahita an'iny hatramin'ny farany na ny in-1 aza.



apetrao ny solomaso, hozy za oe ra hifidy roles vhv iany d [size=15px]aleoko[/size] sex and the city! sady ze tiko tsy tinao kou no tena marina :twisted::twisted::b:b
43. penina ( 14/03/2008 15:48)
kelly13> hihihi dia raha malcolm izany no amin'ny sex and the city dia ahoana :°)
44. kelly13 ( 14/03/2008 15:50)
tsy mety fa manjary hafa², ôtran'ny tsy mety amperahana zany :°)
45. penina ( 14/03/2008 15:53)
dia mba lasa ohatra ny feux de l'amour fa tsisy victor fotsiny
46. kelly13 ( 14/03/2008 15:55)
ka ra tsisy victor @ feux de l'amour d ôtran'ny tsy mety kounkou
47. penina ( 14/03/2008 16:05)
hahaha, ireny koa serie ho an'ny retardé(e)s dia tsy koah.
Tsy misy lazaina fa tourne autour du pont d'avignon. Mivady , misaraka, mitory, migadra, mivady , misaraka, mitory, migadra, ...

Catalina version amerikanina :°)
48. Papoose ( 14/03/2008 18:48)
beverly hills t@ ela beu ela beu

jamais 2 sans toi :-D

family guy koa mampime ra dessin minet!:-D
49. ikaretsaka ( 14/03/2008 19:49)
penina:


Tsy misy lazaina fa tourne autour du pont d'avignon. Mivady , misaraka, mitory, migadra, mivady , misaraka, mitory, migadra, ...


ny series rehetra anie dia saika ohatran'io aby e... mi tourne tourne le moulin eo foana


50. sakaizakely ( 16/03/2008 09:36)
ikaretsaka:

penina:


Tsy misy lazaina fa tourne autour du pont d'avignon. Mivady , misaraka, mitory, migadra, mivady , misaraka, mitory, migadra, ...


ny series rehetra anie dia saika ohatran'io aby e... mi tourne tourne le moulin eo foana





mahita tenenn mits reto lhl reto
manoatra noho ny vhv :-D:-D:-D:-D

51. penina ( 16/03/2008 23:22)
soa ihany fa sakaizakely (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.549