serie tsara indrindra

21. penina ( 14/03/2008 14:14)
Rasiligaoma:

bouba le, na tom sawyer
eo daholo ny mpianakavy, na antitra na tanora na ankizy


ye


22. penina ( 14/03/2008 14:16)
tess:

penina: Spider Cochon, Spider Cochon, il peut marcher au plafond...:°)

muhahahaha, elaela mihitsy aho tsy nihomehy ohatra an'iny.
kay ve spider cochon no anarany am teny frantsay =))


23. penina ( 14/03/2008 14:21)
cutie:

home movies, boys over flowers, six feet under, the sopranos:D:D:D:D:D:D:D

home movies koa tsara fa saingy mampitsiky fotsiny fa tsy mampihomehy

24. penina ( 14/03/2008 14:24)
kelly13:

scrubbs, weeds,

dain, scurbbs no tena nofa indrindra. Mba tsy nampoiziko indray ianao hoe tia an'iny.
Tsy hitako mihitsy ny lohany sy ny ...ny fa manohatra noho ny family guy.
25. penina ( 14/03/2008 14:26)
mitia04:


bouba le, na tom sawyer
eo daholo ny mpianakavy, na antitra na tanora na ankizy

ngah mou reny série ra ts dessinimé ri sé? sa série anà désssins animés?:-D:-D:-D:-D:-D
nisy série talou be zay, za bola kely nefa nanaraka fona, parker lewis, tara be tamin'iny za tam bola kely,:oops:

serie ny d.a. ka. Samy misy saison, episode...
Nalaza io parker lewis io fa izaho tsy nahita na dia iray aza :(

26. penina ( 14/03/2008 14:28)
ainaheri:

mba reviko prison break sy lost

za kounkou


27. penina ( 14/03/2008 14:29)
milaibe:

24H CHRONO KOU

mbola tsy henoko izany

28. penina ( 14/03/2008 14:34)
efa hitako ndray kay ka, fa mahakamo be. Izaho tsy dia tia action atao show.
Hafa tsy ilay comando iny. Tsy tadidiko ny titra fa ry zareo nanafika tany Vietman. Fa ohatra ny tsy tiako ny fiafarany fa maty daholo ny ankamaroan'ny acteurs.
29. penina ( 14/03/2008 14:40)
pissoa, simp:

how I met your mother?
friends

Mbola tsy hitako ny how I met your mother? fa ilay friends mampihomehy :-D, na dia lazain'ny southpark hoe tsy mampihomehy aza.

Ilay hoe:
- tsy mahita zavatra mampihomehy intsony aho ramose
dia hoe
- tokony hanomboka hanoratra ny friends amin'izay izany ianao, m'okay :-D


30. tess ( 14/03/2008 14:41)
penina:

tess:

penina: Spider Cochon, Spider Cochon, il peut marcher au plafond...:°)

muhahahaha, elaela mihitsy aho tsy nihomehy ohatra an'iny.
kay ve spider cochon no anarany am teny frantsay =))





:-D:-D:-D tsy maitsy fatako fa himé fa mampmé be iny spider cochon iny! hihihi indrindra fa alaina sary antsaina ilay milanja ilay kisoa mandeha am plafond:-P

31. penina ( 14/03/2008 14:58)
:-D, ny ahy ilay traduction no nampihomehy ahy ka, de ilay hoe il peut marcher au plafond :-D:-D:-D
Fa ny Simpsons ange The Critic natao tsara fotsiny eh http://www.youtube.com/watch?v=DVtVZWzhG_s :-D
32. tess ( 14/03/2008 15:04)
:-D:-D:-D:-D ka simpsons nge milay e! mbo dessin animé tiko miaraka am lay feo ratsy be!
33. ikaretsaka ( 14/03/2008 15:12)
south park
34. penina ( 14/03/2008 15:14)
hahaha, milay iny ka. Misy fotoana aho tena tapaka mihitsy ny tsinaiko.:@
Fa ilay saison 2008 tsy mampihomehy. :x Tsy haiko na izaho no leo na ahoana.
35. sakaizakely ( 14/03/2008 15:22)
Desperate housewives

[center][/center]


Damages :{:{:{:{ http://www.canalplus.fr/index.php?pid=2336

[center][/center]


Heroes http://www.heroes.fr/

[center][/center]

mampandringobolo ny intrigues


24h chrono miaraka am Jack Bower fa mety hafa ny anarany any aminareo
http://24-heures-chrono.hypnoweb.net/
36. kelly13 ( 14/03/2008 15:35)
penina>ka tiko scrubbs kou :°) soprano kou tiko, ny tena nampimé ahy t@ soprano d lery le nahita ilay sarin'ilay rangà maizina @ uncle ben's d torana, mdrrrrrrrrr

petitesakaiza>za tsy d tia desperate housewives, aleoko indray sex and the city ra samy rôles vhv iany :-P
37. penina ( 14/03/2008 15:36)
heroes tsara na dia tsy dia maharaka loatra aza aho. Ilay rehefa any amin'ny samurai ireny no tena tiako.

Fa ilay 24h chrono tsy dia tiako. Tsy dia tia action atao serie. Nefa Terminator natao serie tiako.

Dia ilay damage sy deparate housewives indray be :-D.

Two and a half men no tsara fa jereo. An-dehilahy :-D
38. tslem ( 14/03/2008 15:38)
Heroes,[size=15px]V[/size], medium, prison break,24heures chrono

ireo ny ahy no tena tiako(tsy an-kiraty mitsy) ah han!!!
39. penina ( 14/03/2008 15:40)
"sex and the city" koa no tena nofa. Ary ny an'i kelly13 izany ilay nofa ireny ihany no tena tiany. Izaho raha mba nahita an'iny hatramin'ny farany na ny in-1 aza.
40. kelly13 ( 14/03/2008 15:41)
malcolm
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3105