Zanaka lahitokan' A/tra marina ve i Jesosy?

1. rakapy ( 02/03/2008 22:15)
Mba manotany aho hoe inona no porofo fa tena zanak'Atra marina i Jesosy? valiny akaotran'ny baiboly no tadiavaiko.
novalian'i prime ny 17/03/2008 11:40
2. rabilabila ( 03/03/2008 00:04)
Miantso vavolombelona angaha i Rakapy ??? :)

Tsy misy ny porofon'ny fisian'andriamanitra na ao anaty baiboly na ankoatrany .
Donky mazava ho azy ny valiny.:)
3. ikaretsaka ( 03/03/2008 00:41)
Za sy Rakapy sy Rabila sy isika rehetra kao Zanak'Andriamanitra ka..
satria no creer-ny!:-D:-D
4. rabilabila ( 03/03/2008 01:23)
:-D
Io fa miala any ny iray :-D
Ho avy eo daholo koa ny sasany!!
Ilay Ramatoa izay no voanalohany eo ,sahabo eo amin'ny 7h (ora malagasy)eo izy no manao lesona maraina.
Hi-converger eo daholo ny fijoroana ho vavolombelona dia izay no atao hoe "porofo".Aoka leiretsy marina moa!!!!:)
5. soanja ( 03/03/2008 01:39)
rakapy:

Mba manotany aho hoe inona no porofo fa tena zanak'Atra marina i Jesosy? valiny akaotran'ny baiboly no tadiavaiko.


Ny ahy aloha tsotra be ny ahafantarako azy fa zanak'Andriamanitra.
Miantso ny anarany aho. Mifona tamin'ny hadisoana. Midera ary misaotra ary mitsaoka azy tamin'izay efa nomeny azy aho ary mangatam-pitahiana aminy. Mandaitra avokoa ny ankamaroany raha madio ny eritreritro ary fantany izany.
Ny fahatsapako an'io vavaka mandaitra io no azoko ilazana fa Izy no Izy!
Na eo baiboly na tsy eo.
Inona na Iza no manodina ny fiainanao? i Jesoa ny ahy! dia io no porofo!

6. ikaretsaka ( 03/03/2008 01:48)
rabilabila:

:-D
Io fa miala any ny iray :-D
Ho avy eo daholo koa ny sasany!!
Ilay Ramatoa izay no voanalohany eo ,sahabo eo amin'ny 7h (ora malagasy)eo izy no manao lesona maraina.
Hi-converger eo daholo ny fijoroana ho vavolombelona dia izay no atao hoe "porofo".Aoka leiretsy marina moa!!!!:)

hihihi
kozy kosa izany fa za zanany fa izany hoe za olombelona fa tsy Andriamanitra lasa olombelona..
mila porofo kosa ve iznay le:-D:-D:-D
7. rakapy ( 03/03/2008 03:08)
Rabila> Ny porofon'ny fisian'A/tra aloha mbola maro ny xana no mametraka ilay hoe "Izay ary no nahary izao tontolo izao?"(classic) Ny valiny dia mbola tsy misy mahafantara ny tena marina dia apetraka ho hypotese hoe:"A/tra"
Fa ny momba an'i jesosy kosa dia tokony hiisy porofo mazava fa izy dia A/tra.
Raha nahavita fahagagana sy nanana fahendrena i jesosy dia nisy koa ny olombelona izany tsy nitonona fa heoa zanak'A/tra nefa dia nahavita fahagagana sy nanana fahendrena ihany koa. Raha ny baiboly no mba porofo hilazana fa A/tra izy dia tsy ampy izany.
Soanja> Ka ny mpino rehetra( Boudhist, Islam,Pagan...) dia samy miantso sy mifona ary midera izay tompoiny avokoa izy ireo ary dia mandaitra sy mitovy @ vavakao @ jesosy koa ny azy.
Ka eo no mipetraka ny fanotaniana.Hoe nahoana no lazaina fa A/tra i jesosy
8. ikaretsaka ( 03/03/2008 04:09)
marina ny lojikanao

ny mpino rehetra( Boudhist, Islam,Pagan...) dia samy miantso sy mifona ary midera izay tompoiny avokoa izy ireo ary dia mandaitra sy mitovy @ vavakao @ jesosy koa ny azy.
Ka eo no mipetraka ny fanotaniana.Hoe nahoana no lazaina fa A/tra i jesosy

de eo le esprit d'analyze no mikaonty , raha ny fijeriko azy manokana

mety hamaly vavaka sy nahavita fahagagana sy hendry tokoa ny vato sy ny sisa izay ataon'ny pagana sy heveriny ho andiamanitra arakaraky ny finoanao .
fa amiko de heo iza no namaly bebe kokoa...

9. nandrianina1 ( 03/03/2008 04:31)
otrany mis mitady midi à 14h eto zany an!8O:roll:
10. ikaretsaka ( 03/03/2008 04:35)
decalage decaalge... 14 h any Dago midi any Frantsa...:wink:
11. nandrianina1 ( 03/03/2008 04:48)
:-D:-D fitako
12. rakapy ( 03/03/2008 05:40)
Ika> ahoana moa no fomba ahalana sy hamaliana hoe ny an'iza no mamaly bebe kokoa? Oh hoe raha samy mivavaka sy mangataka ny xana sy fivavahan-drazana mba hilatsaka ny orana fa maina loatra ny tany. Ka tonga tokoa ny orana dia sahy hilaza ve ny xana fa ny vavaka sy ny fangatahana nataon'izy ireo no bebe kokoa noho ny nataon'ny fivavahan-drazana??? Asa aloha izany na midi a 14h na minuit a 2h?:-D:-D:-D
13. soanja ( 03/03/2008 05:55)
rakapy:


Soanja> Ka ny mpino rehetra( Boudhist, Islam,Pagan...) dia samy miantso sy mifona ary midera izay tompoiny avokoa izy ireo ary dia mandaitra sy mitovy @ vavakao @ jesosy koa ny azy.
Ka eo no mipetraka ny fanotaniana.Hoe nahoana no lazaina fa A/tra i jesosy


Amiko indray dia izay heveriny sy tsapany fa mandaitra amin'ny fiainany ka tena hitany fa misy fiantraikany mahasoa ho azy sy ny taranany ary ny tany ama-monina dia tsy manahy io na antsoiny Andriamanitra aza.
Amiko Andriamanitra dia samihafa tokoa eo amin'ny samy olombelona rehefa nandinika aho fa ny hinoako anefa dia tokana ihany. Dia I Jesoa Kristy!

Ka mino aho fa handany ron-doha aza aho hanazava amin'ny olona iray fa Andriamanitra i Jesoa nefa ny sainy tsy hanaiky dia tsy misy azoko atao satria zah mahalala izany tsara amin'ny fiainako amin'ny zavatra hinoako sy tsy hinoako.

Soa aloha androany fa mba afaka nanome fanazavana AT iray aho momba an'Andriamanitra inoako dia nisokatra ny sainy ary vonona izy hanaradia ny lalako. Vonona izy hijery ny hatsarana hitako. Dia hisy ohatr'izany ve ny hafaliako! Aleloia! One step at a time!


14. ikaretsaka ( 03/03/2008 06:08)
rakapy:

Ika> ahoana moa no fomba ahalana sy hamaliana hoe ny an'iza no mamaly bebe kokoa? Oh hoe raha samy mivavaka sy mangataka ny xana sy fivavahan-drazana mba hilatsaka ny orana fa maina loatra ny tany. Ka tonga tokoa ny orana dia sahy hilaza ve ny xana fa ny vavaka sy ny fangatahana nataon'izy ireo no bebe kokoa noho ny nataon'ny fivavahan-drazana??? Asa aloha izany na midi a 14h na minuit a 2h?:-D:-D:-D


jerena foana letsy e... hoe iza no tsara taksi brosy kokoa... hoe raha nandeha taksi brosy tolox ialay dia rehefa nandeha elaela dia hita hoe na samy tonga tany aza dia sonatra no revena kokoa sa mafio :-D:-D


15. ikaretsaka ( 03/03/2008 06:10)
ho an'ny snoby..
samy manao Tana paris ny air Mad sy Air france sy corsair.. de mijery ianao hoe iza no metimety kokoa..
misy Zatra corsair misy zatra air france....
16. rakapy ( 03/03/2008 06:34)
Tena voarain'Ika ny lesona nomeko taloha!!! Societe Mondiale de Transport d'Ame pour les Cieux.:-D:-D:-D
17. todisoa2 ( 03/03/2008 07:58)
rakapy:

Mba manotany aho hoe inona no porofo fa tena zanak'Atra marina i Jesosy? valiny akaotran'ny baiboly no tadiavaiko.



ataovy aloha le fanekem-pinoana e,
18. rakaroka ( 03/03/2008 08:16)
Tena marina ny "analysen-dRakapy" eto.Satria ny chaque réligion dia manana "Christ" tsy ambany noho ny an'ny hafa eo anatrehany.Ary raha manaraka na "fahitana" io na "fahagagana" na "hazavana"eo imason'ny olona na zava-bita na valim-bavaka na "efficacité",sns....Tena milaza marina aho eto fa tsapako hoe "LATSAKA" ny an-drizareo Kristiana hatreto. Izaho tsy manakivy au contraire
miezaha8O.
19. yonikafopl ( 03/03/2008 08:38)
Hoy Todisoa
ataovy aloha le fanekem-pinoana e,


Tsianjery maimbo :roll:
20. lagoon ( 03/03/2008 13:32)
Eto ianareo raha mitady ny valiny e!!

http://www.bible.chez-alice.fr/prophete.htm
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082