Zanaka lahitokan' A/tra marina ve i Jesosy?
41. prime
(
07/03/2008 11:03)
rakapy> Andriamanitra no nanambara ny momba Azy fony Jesosy natao batisa... hoy indrindra ny soratra masina amin'ny anaran'i Kristy : "Ary nisy feo avy tany an-danitra nanao hoe: Hianao no Zanako malalako, Hianao no sitrako." Marka 1:11
42. fijo
(
07/03/2008 21:40)
de tena mino ve nareo fa nisy izany feoi izany????izay anie le minomino foana e
43. prime
(
11/03/2008 10:14)
fijo> mazava ho azy fa finoana no fototra eto... ny marina azo tsy inoana nefa tsy manafoana na dia kely aza ny fahamarinany izany...
44. niryna
(
14/03/2008 03:00)
prime:
rakapy> Andriamanitra no nanambara ny momba Azy fony Jesosy natao batisa... hoy indrindra ny soratra masina amin'ny anaran'i Kristy : "Ary nisy feo avy tany an-danitra nanao hoe: Hianao no Zanako malalako, Hianao no sitrako." Marka 1:11
marina izany,ho an'ny tsy mpino dia mitady porofo hatraiza hatraiza ary ataon'ATra mihamafy hatrany ny fony satria hoy Kristy hoe fanoharana no omeko anareo mba ahafantaranareo ny teniko fa ho an'ireo izay tsy mino dia fanoharana kosa no omeny azy ka dia hiha-mafy ny fony,hanana sofina izy kanefa dia tsy andreha,hanana maso izy kanefa dia tsy ahita, ary hanana saina izy kanefa ataon'ATra tsy mahafantatra ny tenin'Atra. :cry:
47. rakaroka
(
14/03/2008 23:19)
Toa tsy namaly ity fanontaniana mazava angamba isika?
Ny valiny dia :
Raha tsy manam-paharoa i Jesoa dia tahaka izany koa ireo zanany hafa rehetra. Raha tsy izany dia tsy tokana velively Izy.
Ny valiny dia :
Raha tsy manam-paharoa i Jesoa dia tahaka izany koa ireo zanany hafa rehetra. Raha tsy izany dia tsy tokana velively Izy.
48. prime
(
17/03/2008 11:40)
fijo> ny jiosy nino Azy fa ny mpitondra fivavahana jiosy no tsy nino Azy satria nanelingelina ny momba azy ireo sy ny tombotsoany ny fisian'i Jesosy... toy ny olan'i Heroda ihany koa fony teraka Jesosy...
