Zanaka lahitokan' A/tra marina ve i Jesosy?

21. rabilabila ( 03/03/2008 14:12)
Miala any indray Ika sy ny akoho (kokoa) :-D,ilay \"kokoa\" ange \"fahamarinana \" ao anatin\'ny hypothèse -n\'ny système de pensée-n\'olona iray e!!;fa tsy fahamarinana d\'ordre genéral akory ( oups !! misy fahamarinana ve ilay hypothèse raha tsy misy fanamarinana? ).

Ny mpikaroka ara-tantara sy ny rakitra mipetraka ahafahana manaporofo ny existence physique -n\'ilay rangahy antsiona hoe Yeshoua ,fa ny fanaporofoana ny maha zanak\'andriamanitra azy dia tsy misy ary tsy hisy na oviana na oviana .




22. rakaroka ( 03/03/2008 14:31)
Dia inn moa izany ity resahina sy tatataina sy anton'ny fianana, sy Izy ihany, sy ...tsy misy farany ity:roll::?::roll::oops::oops:8O raha dia tsy nisy akory Izy?...:?
23. yonikafopl ( 03/03/2008 14:39)
minoa fotsiny ihany eeee:-D
24. rakaroka ( 03/03/2008 17:43)
yonikafopl:

minoa fotsiny ihany eeee:-D


:roll::@:@:@
25. yonikafopl ( 03/03/2008 18:05)
fita kou, minoa fotsiny ihany de aza ria karokaroka fa manjary vo maika mi :@:@:@:@
^:^^:^
26. pissoa ( 03/03/2008 19:20)
:-D:-D:-D

1 - Izaho aloha toa tsy manana porofo amin'izany. Inoako fotsiny izy, ary tsy mahatsiaro tohina amin'izany ny atidohako (mety kely angamba tsy tahaka ny an'ny hafa) ! Aleo Izy no hanaporofo ny Azy ... tahaka ny "nolazaina" (ataoko hoe nolazaina satria maro ny tsy mino hoe izay tokoa no nisy) hoe nanaiky azy ireo namono Azy teny an-tendrombohitra :)

2 - Ny zavatra azoko antoka kosa nefa, dia tsy mitovy mihitsy ny hoe tsy misy sy ny hoe tsy hain'i Pissoa ny manaporofo ny fisiany na ny hoe tsy hain'iza na iza ny manaporofo ny fisiany amin'ny teny malagasy ! :-D:-D:-D


3 - Ny finoako an'Andriamanitra dia vokatry ny fitiavana fa tsy resaka interet hoe "Iza no mahery kokoa amin'ilay transport d'ame" ... ! Izany hoe tsy maninona raha hanaporofo ny "athee" fa ry zareo no tena matanjaka amin'ilay transport, fa rehefa mbola tiako ny Andriamanitro dia toa tsy hampiova zavatra betsaka izany eo amiko manokana. :)


27. majesty ( 04/03/2008 06:21)
amin'i rakapy,inona no atao hoe finoana?:D
Ny finoana Kristiana dia tsy afaka misaraka amin'ny tenin'Atra na ny baiboly.Toy ny tsy fisarahan'ny finoana silamo amin'ny Coran,na ny finoana Bahai amin'ny kitab abigdash....
28. rakapy ( 04/03/2008 12:42)
Majesty>Alohan'ny hamaliko ny fanotanianao dia mba manotany aho hoe. Ary inona no mampiavaka ny finoanaoam-paona sy ny sy ny finoana ny marina?
29. rakaroka ( 04/03/2008 20:23)
rakapy:

Majesty>Alohan'ny hamaliko ny fanotanianao dia mba manotany aho hoe. Ary inona no mampiavaka ny finoanaoam-paona sy ny sy ny finoana ny marina?


:roll::lol::?:8O Oh Rakapy e, ka izay 'gné no nahatonga ahy nikaroka e, toa tsy hita Bbbe n'ihany izy 'ty rehefa pepoandrizareo tahaka ny tsy manana saina handinika sns 'ntsony fa dodoria amin'izao:
minoa wawawa. Ka taloha lé izy sehatra iray fotsiny no nilaza hoe ity no tena izy, fa ankehitriny izy rehetra milaza tsy misy diso na iray aza dia nahoana moa ny saina no tsy hikaroka:roll::?::wink:
30. fijo ( 04/03/2008 23:25)
io anie tsy nisy ,tsy misy ary tsy hisy porofo,satria tsotra ny antony.i lery no avy dia nisoratena hoe "za no zanany".ka inona no porofo hisy eo...lery aza maty hoazy tsy nisy mpiaro.

fetsy anie lery e.fantany fa zaza sary izy.izany hoe tsy misy mahalala izay tena rainy hafatsy maria.i maria nefa tsy hiteny izany satria meloka eo anatrehan'ny vahoaka sy josefa.dia tomba le ketrika mokondoha.ka dia tapaka ny hevitra fa andeha holazaina fa zanaky andriamanitra aho;ary dia tsy isy ahita porofo eo mihintsy e.ramaria koa moa mody manamafy resak adia izay.
31. ikaretsaka ( 04/03/2008 23:53)
rakapy:

Majesty>Alohan'ny hamaliko ny fanotanianao dia mba manotany aho hoe. Ary inona no mampiavaka ny finoanaoam-paona sy ny sy ny finoana ny marina?


mba tiako ho valian'i majesty tokoa io le
32. fijo ( 04/03/2008 23:57)
io fa misy sahirana
33. nandrianina1 ( 05/03/2008 04:54)
io anie tsy nisy ,tsy misy ary tsy hisy porofo,satria tsotra ny antony.i lery no avy dia nisoratena hoe "za no zanany".ka inona no porofo hisy eo...lery aza maty hoazy tsy nisy mpiaro.

zay ko ray sady voalaza ao @ le source exclusn'kapy:°)
aza mitady midi à 14h wa fa fa ahitsio le montre
34. rakapy ( 05/03/2008 05:03)
Ka mampihomehy anie izany ilay xana raha izany no dinihina .Zavatra tsy misy porofo ve de hinoana?:-D:-D:-D Tsy izany ve ilay atao hoe mino mino foana? Ny montre efa au point. minuit 24h.:wink:
35. Rasiligaoma ( 05/03/2008 05:04)
midi à 14 h?
tsy mbola miainga ny boeing ko aroso ahoana sahady ny lera?
mba eny am-panidinana ahay
36. nandrianina1 ( 05/03/2008 05:32)
nga mou ny xana rery ihany e? kapy ihany de mahavaly an\'io fa mis fon io refa resaka finoana!

sili>tsy afaka miainga mints zany
tsy maintsy mbola hiandry an-dry Mr coco isany mpanao fikarohana
37. rakaroka ( 05/03/2008 08:44)
nandrianina1:

nga mou ny xana rery ihany e? kapy ihany de mahavaly an\'io fa mis fon io refa resaka finoana!

sili>tsy afaka miainga mints zany
tsy maintsy mbola hiandry an-dry Mr coco isany mpanao fikarohana



Tandremo ny fisian'ilay resaka hoe
sasa-miandry an-Razaka tsy hivalana8O8O8O
D'i Paoly indray no tonga nanokatra ny lalana:-P
38. yonikafopl ( 05/03/2008 09:19)
D endraso eo zany Paoly ry rakaroka aaaaa:-D
39. nandrianina1 ( 05/03/2008 10:24)
tsy maindry an'poly s razaka tsinn vo vovaly io dinika io kou!zay n tedavin'le tompony:)
40. fijo ( 05/03/2008 22:32)
rakapy,efa mazava anie fa minomino foana le olona e.tsy ny kristianina ihany fa rehefa mino zavatra tsy misy dia mitovy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1026