Fa misy tombony lehibe tokoa ny toe-panahy araka an'Atra !!

1. niryna ( 29/02/2008 09:22)
3 Raha misy olona manao fampianarana hafa noho izany ka tsy manaiky ny teny tsy misy kilema, dia ny an'i Jesosy Kristy Tompontsika, sy ny fampianarana izay mahatonga ny toe-panahy araka an'Andriamanitra,

4 dia mieboebo foana izy ka tsy mahalala na inona na inona, fa adala [marary] amin'ny fiadian-kevitra sy ny fiadian-teny izay mahatonga fialonana, fifandirana, fanaratsiana, fiahiahian-dratsy,

5 fifandirana lalandava, fanaon'ny olona vetaveta saina sady efa nialan'ny fahamarinana, manao ny toe-panahy araka an'Andriamanitra ho fahazoan-javatra.

6 Fa misy tombony lehibe tokoa ny toe-panahy araka an'Andriamanitra omban'ny fianinana. 1 Tim 6:3-5


11 Fa hianao kosa, ry lehilahin'Andriamanitra, mandosira izany zavatra izany, ka miezaha mitady fahamarinana, toe-panahy araka an'Andriamanitra, finoana, fitiavana, faharetana, fahalemem-panahy.


Fa misy tombony lehibe tokoa ny toe-panahy araka an'Andriamanitra omban'ny fianinana.


Hoy ny soratra masina manao hoe
9 Ataovy izay efa nianaranareo sy efa noraisinareo ary efa renareo sy efa hitanareo tamiko; ary ho aminareo ny Andriamanitry ny fiadanana. Fil 4:9


16 Raha izaho, dia Andriamanitra no hantsoiko; ary Jehovah no hamonjy ahy.Sal 55:16

novalian'i niryna ny 01/03/2008 06:33
2. fahamarinana ( 29/02/2008 12:21)
:arrow: Marina tokoa fa misy tombony lehibe tokoa ny toe-panahy araka an'Andriamanitra,ekeko tanteraka.Ny tiako marihina fontsiny aky niryna dia misy totohatra sy zan-tohatra ahatongavana amin'izany dia manao diso eny am-pandehanana eny,dia tonga saina,dia miezaka manitsy dia ovain'ny Tompo tsikelikely eny,dia lasa tena ilay IZY tanteraka : manaraka ireo voalazan'ny Soratra Masina ireo.(l)
3. prime ( 29/02/2008 12:43)
niryna> misaotra mizara...

Misy tombony lehibe tokoa satria Andriamanitra mihitsy no miahy... eny fa na dia tsy tanteraka araka ny ambaran'i fahamarinana aza ny tena...
4. ikaretsaka ( 29/02/2008 14:24)
faha> marina.. namaste
5. ari.malala ( 29/02/2008 14:31)
misy tombony, saingy am maha olombelona aloha d ts maints solafaka fa miezaka iany koa hiarina sy maka lesona @ iny hadisoana iny koa.
6. rakaroka ( 29/02/2008 15:00)
Ny rehetra anie no miara-mahatsapa ny tombontsoa azo
amin'ny to-panahy araka an'Atra e.^:^^:^^:^
Ny olana matetika dia ny fampianarana sy fitondra-tena tsy ahatarafanna Azy Fahamarinana; Fitiavana,sns
anefa mitory Azy:oops::oops::oops::?.
7. ikaretsaka ( 29/02/2008 15:14)
izay le tsy wawawa fa asa rakaroka :wink:
8. rijadolly ( 29/02/2008 17:36)
Misaotra an'Niryna sy izay rehetra nanamafy fa misy tombony lehibe tokoa ny toe-panahy araka an'Andriamanitra.
rakaroka:
Ny olana matetika dia ny fampianarana sy fitondra-tena tsy ahatarafanna Azy Fahamarinana; Fitiavana,sns
anefa mitory Azy.
Koa hisy mpitory intsony na iray aza?
9. rakaroka ( 29/02/2008 18:36)
rijadolly:

Misaotra an'Niryna sy izay rehetra nanamafy fa misy tombony lehibe tokoa ny toe-panahy araka an'Andriamanitra.
rakaroka:
Ny olana matetika dia ny fampianarana sy fitondra-tena tsy ahatarafanna Azy Fahamarinana; Fitiavana,sns
anefa mitory Azy.
Koa hisy mpitory intsony na iray aza?



Misy dia misy tokoa ka fa ilay fomba fitoriana no tsy mitovy !sady mazava 'gné ny messagen'ny sasany e!

10. ikaretsaka ( 29/02/2008 18:58)
izay matsy..

11. rijadolly ( 29/02/2008 19:37)
Izany hoe tsy any amin'ilay hoe olona 100% marina sy be fitiavana fa any amin' fitoriany no sady tsy dia mazava no tarafana hoe tsy tokony hitory ilay olona a!
Raha eto zao anie afaka mangataka fanazavana ianao raha oh tsy azonao ilay hapitan'ilay olona é!sa tsy izany?
12. niryna ( 29/02/2008 20:10)
niryna:

3 Raha misy olona manao fampianarana hafa noho izany ka tsy manaiky ny teny tsy misy kilema, dia ny an'i Jesosy Kristy Tompontsika, sy ny fampianarana izay mahatonga ny toe-panahy araka an'Andriamanitra,

4 dia mieboebo foana izy ka tsy mahalala na inona na inona, fa adala [marary] amin'ny fiadian-kevitra sy ny fiadian-teny izay mahatonga fialonana, fifandirana, fanaratsiana, fiahiahian-dratsy,

5 fifandirana lalandava, fanaon'ny olona vetaveta saina sady efa nialan'ny fahamarinana, manao ny toe-panahy araka an'Andriamanitra ho fahazoan-javatra.

Ny asan'ny fanahy masina izany dia tsy tokony ahitana ireo taratra ireo

6 Fa misy tombony lehibe tokoa ny toe-panahy araka an'Andriamanitra omban'ny fianinana. 1 Tim 6:3-5


11 Fa hianao kosa, ry lehilahin'Andriamanitra, mandosira izany zavatra izany, ka miezaha mitady fahamarinana, toe-panahy araka an'Andriamanitra, finoana, fitiavana, faharetana, fahalemem-panahy.


Fa misy tombony lehibe tokoa ny toe-panahy araka an'Andriamanitra omban'ny fianinana.


Hoy ny soratra masina manao hoe
9 Ataovy izay efa nianaranareo sy efa noraisinareo ary efa renareo sy efa hitanareo tamiko; ary ho aminareo ny Andriamanitry ny fiadanana. Fil 4:9

sambatra tokoa izay miaraka amin'Atra.Toy ny rivotra mitsoka malefaka ny famindram-pony kanefa tsy fantatra na tazana ilay izy,azo tsampain-tanana anefa ny asany ka izay mino azy tokoa dia tsy ho rendrika na dia ao anaty tafio-drivotra aza ny lakan-tsalopy kely na lehibe :D
Andramo ka zahao fa tsara izy ary mandrakizay ny famindram-pony
16 Raha izaho, dia Andriamanitra no hantsoiko; ary Jehovah no hamonjy ahy.Sal 55:16





13. niryna ( 29/02/2008 20:10)
fahamarinana:

:arrow: Marina tokoa fa misy tombony lehibe tokoa ny toe-panahy araka an'Andriamanitra,ekeko tanteraka.Ny tiako marihina fontsiny aky niryna dia misy totohatra sy zan-tohatra ahatongavana amin'izany dia manao diso eny am-pandehanana eny,dia tonga saina,dia miezaka manitsy dia ovain'ny Tompo tsikelikely eny,dia lasa tena ilay IZY tanteraka : manaraka ireo voalazan'ny Soratra Masina ireo.(l)


=D^:^

14. niryna ( 29/02/2008 20:11)
prime:

niryna> misaotra mizara...

Misy tombony lehibe tokoa satria Andriamanitra mihitsy no miahy... eny fa na dia tsy tanteraka araka ny ambaran'i fahamarinana aza ny tena...


tsy misy fisaorana
15. niryna ( 29/02/2008 20:13)
ikaretsaka:

faha> marina.. namaste


izany indrindra no hiankinana ny fiainana aminy isan'andro satria Atra miahy izy,Atra tia antsika izy ary Atra marina sy mitazona ny teniny mandrakizay izy.Ho an'ireo izay manankina ny fiainany aminy dia tsy ho very na ho kivy fa manana ny mpiaro sy ny mpisoronabe hiaro azy rehefa hatrizay ka miala ety isika
16. niryna ( 29/02/2008 20:15)
ari.malala:

misy tombony, saingy am maha olombelona aloha d ts maints solafaka fa miezaka iany koa hiarina sy maka lesona @ iny hadisoana iny koa.

marina tanteraka aky izany ari-malala a.Ary ilay solafaka dia fitsapana no anarany ary mandalo amin'izany avokoa isika rehetra.Ny mahasamy hafa antsika amin'ny tsy manana Azy dia misy ilay fanantenana fa na inona mitranga tsy kivy ary tsy miverin-dalana fa miahy hatramin'ny farany izy.

17. niryna ( 01/03/2008 01:10)
rakaroka:

Ny rehetra anie no miara-mahatsapa ny tombontsoa azo
amin'ny to-panahy araka an'Atra e.^:^^:^^:^
Ny olana matetika dia ny fampianarana sy fitondra-tena tsy ahatarafanna Azy Fahamarinana; Fitiavana,sns
anefa mitory Azy:oops::oops::oops::?.

Dia ahoana no ahalalanao fa tsy misy hitarafana ilay olona?
Satria ny sm manambara fa raha miaraka aminy isika dia tokony manao izay nataony,tsy ho tonga lafatra tahaka azy akory saingy miezaka manala ny toetra ratsy rehetra sa ?

18. niryna ( 01/03/2008 01:11)
ikaretsaka:

izay le tsy wawawa fa asa rakaroka :wink:

ka eo aminao indrindra izao no mipetraka ny fanontaniana raha izany koa.Ahoana no hanambaranao ny olona fa mitombona sy misy tombony lehibe tokoa ny fiarahana amin'Atra fa tsy mampifangaro Azy amin'ny zavatra hafa? :roll:

19. niryna ( 01/03/2008 01:22)
rijadolly:

Misaotra an'Niryna sy izay rehetra nanamafy fa misy tombony lehibe tokoa ny toe-panahy araka an'Andriamanitra.
tsy misy fisaorana fa misaotra antsika isika ary indrindra Atra no tokony hisaorana fa izy no mampianatra antsika mba ahafantatra ny tiany sy hazavainy amin'ny ho avintsika tsirairay avy.
rakaroka:
Ny olana matetika dia ny fampianarana sy fitondra-tena tsy ahatarafanna Azy Fahamarinana; Fitiavana,sns
anefa mitory Azy.
rijadolly:
Koa hisy mpitory intsony na iray aza?

:D:D

Izaho mba gaga koa.Isika tsy afaka mitsara olona na dia iray aza,fa afaka mizara ny tenin'Atra ka izay mino sy manaraka an'izany dia ahazo tombotsoa lehibe tokoa. Sa ahoana hoy rija :wink:
Ity no atahorana ho antsika ary mila fatarina ny fampianarana sy ny finoana tsy hisavorivory sy manaiky ampidiran'ny olona ny zavatra hafa.Atra efa nilaza fa na isika miaraka aminy na isika tsy miaraka aminy fa dia miaraka an'i satana izany.Roa ihany no safidy,tsara ny mahalala ny an'ny hafa mba ahafahan'ny tena mihazona tsara ny an'ny tena izany mampianatra famonjena sy ny fiainana ho mandrakizary aorian'ny fahafatesana.Sao mivoana tsy mandeha any amin'ny tenin'Atra sy mitarika ny sasany raha olona tokony mba ho voavonjy dia ampiasain'ny satana ilay heriny rehetra handrebirebena amin'ny zavatra hafa.Safidy tokoa io an .:D
niryna:

3 Raha misy olona manao fampianarana hafa noho izany ka tsy manaiky ny teny tsy misy kilema, dia ny an'i Jesosy Kristy Tompontsika, sy ny fampianarana izay mahatonga ny toe-panahy araka an'Andriamanitra,


4 dia mieboebo foana izy ka tsy mahalala na inona na inona, fa adala [marary] amin'ny fiadian-kevitra sy ny fiadian-teny izay mahatonga fialonana, fifandirana, fanaratsiana, fiahiahian-dratsy,

5 fifandirana lalandava, fanaon'ny olona vetaveta saina sady efa nialan'ny fahamarinana, manao ny toe-panahy araka an'Andriamanitra ho fahazoan-javatra.

:P
20. niryna ( 01/03/2008 01:26)
rijadolly:

Izany hoe tsy any amin'ilay hoe olona 100% marina sy be fitiavana fa any amin' fitoriany no sady tsy dia mazava no tarafana hoe tsy tokony hitory ilay olona a!
Raha eto zao anie afaka mangataka fanazavana ianao raha oh tsy azonao ilay hapitan'ilay olona é!sa tsy izany?

marina tanteraka ary tsy misy tonga lafatra fa manana ny kilemany ny tsirairay.No sady misy koa olona tsy mandray ny tenin'Atra mihitsy(mi-reject)foana na mi-deny )foana .Raha tsy izy mihitsy no mifona sy mangataka amin'Atra mba hanome azy hery ahafantarany ny tenin'Atra dia tsy hiova izy,ary izy irery ihany no manova ny fisainany.Tsy mora kanefa mila miaiky ny famindram-pon'Atra sy mijery ary mandinika ny fitiavany sy ny fahasoavany rehetra nomeny azy.:D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1984