Fa misy tombony lehibe tokoa ny toe-panahy araka an'Atra !!
21. rijadolly
(
01/03/2008 05:29)
niryna:Marina izany ka,koa raha variana mitsara ny Moperanao na ny Pasteranao na....eo ianao koa tsy lazainao farany fa tsy misy koa Andriamanitra sy izany Jesoa izany.Ny Fibebahana sy ny Fanetretena ary Fifankatiavana no zava-Dehibe.:-*:-*
Izaho mba gaga koa.Isika tsy afaka mitsara olona na dia iray aza,fa afaka mizara ny tenin'Atra ka izay mino sy manaraka an'izany dia ahazo tombotsoa lehibe tokoa. Sa ahoana hoy rija:wink:
niryna:^:^^:^^:^
misy koa olona tsy mandray ny tenin'Atra mihitsy(mi-reject)foana na mi-deny )foana .Raha tsy izy mihitsy no mifona sy mangataka amin'Atra mba hanome azy hery ahafantarany ny tenin'Atra dia tsy hiova izy,ary izy irery ihany no manova ny fisainany.Tsy mora kanefa mila miaiky ny famindram-pon'Atra sy mijery ary mandinika ny fitiavany sy ny fahasoavany rehetra nomeny azy.
22. Rasiligaoma
(
01/03/2008 05:38)
niryna:
.Ahoana no hanambaranao ny olona fa mitombona sy misy tombony lehibe tokoa ny fiarahana amin'Atra fa tsy mampifangaro Azy amin'ny zavatra hafa? :roll:
amin'ny alalan'ny asa aloha no hijereko azy raha izaono anontaniana e
23. niryna
(
01/03/2008 06:33)
rijadolly:
niryna:Marina izany ka,koa raha variana mitsara ny Moperanao na ny Pasteranao na....eo ianao koa tsy lazainao farany fa tsy misy koa Andriamanitra sy izany Jesoa izany.Ny Fibebahana sy ny Fanetretena ary Fifankatiavana no zava-Dehibe.:-*:-*
Izaho mba gaga koa.Isika tsy afaka mitsara olona na dia iray aza,fa afaka mizara ny tenin'Atra ka izay mino sy manaraka an'izany dia ahazo tombotsoa lehibe tokoa. Sa ahoana hoy rija:wink:niryna:^:^^:^^:^

:D