Inona avy ireo zavatra mety maha momba ny kôfa?

1. lemenakely ( 25/02/2008 16:44)
Ny atao hoe momba dia stérile izany hoe tsy afaka miteraka !ka raha ny fanadihadiana tsotsotra aloha dia ireo MST ratsy tsabo toy ny gonocoque,siphylis..ny hafanambe indrindra ireo miasa @ fonderie..asa mety misy antony hafa koa ve malalaka ny ady hevitra?
novalian'i apache ny 03/04/2008 13:57
2. sakaizakely ( 25/02/2008 17:04)
avy amin'iza ny aretina azon'izy ireo ?
3. tess ( 25/02/2008 17:06)
izaho koa mba miandry valiny fa tena fanina am kestiô!
4. celesy ( 26/02/2008 08:00)
Dia ny fahotana mbola aho aminy dia mitondra zavatra maro ao anatiny:-*
5. comptezo ( 02/03/2008 15:44)
Raha vôdaka ^^any @ tsy fandaka koa hono ianao de mety ho momba.Indrindra refa trotraka ny iray amin'izy roalahy 8-)8-)
6. SOBIKA ( 31/03/2008 10:01)
anakiray henoko koa fa tsy mbola voaporofoko
raha voan'ny nendnramboalavo na bonibony any @ faha 20 taonany miakatra Hono mety tsy hiteraka intsony ny lahilahy!
7. apache ( 03/04/2008 13:57)
ny fanaovana firaisana ara-nofo @ jour d'ovulation koa mety maha momba : satria raha tsy nanao t@ io fotoana io ianao dia tsy ho fantatrao hoe momba 8) 8) :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.347