Inona avy ireo zavatra mety maha momba ny kôfa?
1. lemenakely
(
25/02/2008 16:44)
Ny atao hoe momba dia stérile izany hoe tsy afaka miteraka !ka raha ny fanadihadiana tsotsotra aloha dia ireo MST ratsy tsabo toy ny gonocoque,siphylis..ny hafanambe indrindra ireo miasa @ fonderie..asa mety misy antony hafa koa ve malalaka ny ady hevitra?
répondu par apache le 03/04/2008 13:57
4. celesy
(
26/02/2008 08:00)
Dia ny fahotana mbola aho aminy dia mitondra zavatra maro ao anatiny:-*
5. comptezo
(
02/03/2008 15:44)
Raha vôdaka ^^any @ tsy fandaka koa hono ianao de mety ho momba.Indrindra refa trotraka ny iray amin'izy roalahy 8-)8-)
6. SOBIKA
(
31/03/2008 10:01)
anakiray henoko koa fa tsy mbola voaporofoko
raha voan'ny nendnramboalavo na bonibony any @ faha 20 taonany miakatra Hono mety tsy hiteraka intsony ny lahilahy!
raha voan'ny nendnramboalavo na bonibony any @ faha 20 taonany miakatra Hono mety tsy hiteraka intsony ny lahilahy!
7. apache
(
03/04/2008 13:57)
ny fanaovana firaisana ara-nofo @ jour d'ovulation koa mety maha momba : satria raha tsy nanao t@ io fotoana io ianao dia tsy ho fantatrao hoe momba 8) 8) :lol: :lol: