Fa maninona?

1. Ylly ( 21/02/2008 07:48)
Fanontaniana mba tiako hapetraka na io hapetrako eto io.
novalian'i penina ny 10/03/2008 14:42
2. ainaheri ( 21/02/2008 10:01)
ié,marina alou zay e,io ko misy an'lay we "alako bika tsy tiko taré",na tsisy idiran'ilay dinika napetraka aza lay resaka d lasa ifamalina refa tonga ny mpandrangitra sy ny mora tezitra lol,ao ko mo ny mpananiany d otr'zay,fa samy maka zay tandrifiny azy avy ee,asio tsiky kely fotsiny d ampy:lol:
3. tess ( 21/02/2008 10:43)
ny dinika voafafa dia izay tsy manaraka fitsipika ihany e! nisy fanopàna , fitononana ps, fanosorampotaka fa ankoatra izay na samy hilaza izay tiny ao aza na hivoana manakory na ho lasa fihomezana tsy ho voafafa mitry aloha!:-P
4. Ylly ( 21/02/2008 11:05)
ity aloha dia hitako atsy ambadika atsy a! ary tena mitovy hevitra aminy aho.
"badboy":
Nandinika ny fihetsiky ny tsi-1-1 za eto. Misy miezaka mafy mba manao izay hampivoatra ny fomba fihevitry ny mpiforum, ary ataony ao anatin'ny fanajana ny hafa.

Rehefa mande anefa ilay resaka, dia ny valiny azon'ilay mpametraka hafatra aveo tsy mifanaraka @ ilay hevitra napetrany tary amboalohany!! Be no nanamarika io!!

Misy ny manao izay hampivoana ilay resaka mba hahafahany misarika ny sain'ny tsirairay @ hevitra mifandray @ ilay voalohany fa tsy voateny!! Vitsy io!

Ny tena betsaka dia ilay mampivoana hevitra vokatry ny tanjona hafa!!

Inona no antony? Satria ny gasy nabeazina, atr@ mbola kely, ny hanosika sy hanary izay manelingelina sy manahirana ny fiainany!! Izay no isany nahatonga ilay hoe "moramora gasikara" (pays de la lenteur et de la recherche de la facilité)!!

Ny tena betsaka dia ilay mampivoana hevitra vokatry ny tanjona hafa!!
5. booboo ( 21/02/2008 11:45)
na mivoana beee tahaka ny inona aza ilay sizé, tsy misoratra ao @ fitsipika hoe ny dinika zay mivoana dia ho voafafa.

samy manana ny antony handraisany anjara @ forum koa ny tsirairay : manala azy, hitady vanitika fa tsy resaka matotra beee, sns.

Rehefa tsy azoazoko ohatra ilay dinika dia mijery hafa zà dia zay manintona anà ihany no andraisako anjara na ":-D" io fotsiny aza no handraisako anjara :°).

Rehefa mbola tsy voasoratra oe tsy mahazo manao HS dia tsy quoi zay ny HS :°).
6. tess ( 21/02/2008 12:58)
eka ouz booboo:wink:
7. cutie ( 21/02/2008 14:33)
d'accord @ booboo
za manko mpanao HS:-D:-D:-D:-D
8. Veloo ( 21/02/2008 15:02)
za manko mpanao HS

hehehehehehe
9. cutie ( 21/02/2008 15:18)
veloo
aiza ary HM @ io hehehehe io
io aza fa efa lasa HS sahady:-D:-D:-D:-D:-D
10. Veloo ( 21/02/2008 15:34)
cutie a ekany tokotrany tsy ita intsony lery
hihihihi aty hono izy an
11. hery ( 21/02/2008 15:37)
Io indray dia ilay hoe samy mahatanty ihany :-)

Ny blem ange rehefa le mpanao HS no valiana boraingina @ HS rehefa mampiditra hevitra dia midingina daholo izay tsy hidingina e

'Ty sy 'nday ihany e
12. tess ( 21/02/2008 15:51)
samia marina maka zé tandrifiny aza mihoa-pefy fotsiny sinon voafafa ny dinika:-P
13. cutie ( 21/02/2008 16:18)
Mpandefa : Veloo [ Valio ] 21-02-2008 16:34:29
Lohateny : Re : Fa maninona?
cutie a ekany tokotrany tsy ita intsony lery
hihihihi aty hono izy an

miasa mafy lery zay:-D
14. badboy ( 21/02/2008 16:19)
samy manana ny antony handraisany anjara @ forum koa ny tsirairay : manala azy, hitady vanitika fa tsy resaka matotra beee, sns.
8O8O8O Sao de tokony mandeha mijery "spectacle du rire"?????

Ny blem ange rehefa le mpanao HS no valiana boraingina @ HS rehefa mampiditra hevitra dia midingina daholo izay tsy hidingina e

'Ty sy 'nday ihany e
=D=D=D=D
15. Veloo ( 21/02/2008 16:24)
miasa mafy lery zay


cutie a ka zay ilay fiainana aky a hihihihih
16. cutie ( 21/02/2008 16:28)
ie:wink:
17. Papoose ( 21/02/2008 16:29)
ndraindray ilaina le HS mba hampavitribitrika an'le dinika koa!
18. badboy ( 21/02/2008 16:55)
Eto no ambohimpihaonan'ny tsisy atao (za ao anatiny ndraindray) sy ny tsy ampy vanitika any aminy!!
Ka tsy azo omena tsiny fa misy aza ty serasera ty no mandany androtokompiainany sy hany mba fanalan'androny!!:^):^):^)
Misy koa nefa ny milaza hoe zara aza misy hi"amortissena" ilay "abonnement internet" (na dia tsy zay loatra aza le tena marina)!!8)8)
Fa eto koa ny tokotanin'ny mpihaza isankarazany (mpihaza olona no tena vraky)!!:twisted::twisted:
Ka aiza @ reo no misy anao???:{:{:{
19. xxx ( 21/02/2008 17:06)
ary ny an'i badboy mba inona no hahatongavana eto????be moraly diso teorana????
20. tess ( 21/02/2008 17:10)
hitantsika eo izany olona tsy mba hivanitika sy tsy hanala azy ato am forum izany! refa tonga lay fotoana de mampatsiahy fotsiny amzay!:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5181