Fa maninona?

41. penina ( 21/02/2008 20:40)
[quote=Ylly]
Fanontaniana mba tiako hapetraka na io hapetrako eto io.
42. Veloo ( 22/02/2008 01:36)
tess [ Valio ] 21-02-2008 19:58:35
Lohateny : Re : Fa maninona?
iny kou ny anjy ry keliterezy!

:-D:-D:-D:-D azoko amin;izay ka :-D:-D:-D
43. Ylly ( 22/02/2008 11:59)
any amin'ny badboy fa Ylly matotra loatra
Penina a!ka mety mba tiako ho matotra kosa angamba ny valiny e!:)
44. booboo ( 22/02/2008 12:29)
Ohatra ny ahoana zany valin-teny matotra ? :°)
45. penina ( 22/02/2008 16:11)
ohatra an'izao :D
46. penina ( 22/02/2008 16:12)
dia ny tsy matotra hoe :-D
47. kelly13 ( 22/02/2008 16:49)
:lol: ary ity?
48. xxx ( 08/03/2008 16:25)
[quote=Ylly]
Fanontaniana mba tiako hapetraka na io hapetrako eto io.
49. tsiafoi1 ( 10/03/2008 06:31)
Ny ahy ndray no tsapako eto, rehefa mampivanitika sy "mampitsako vandro" de be ny kil, fa rehefa matotra tsara le dinika de vitsy kil,...Normal le izy satria TSIKY DE AMPY le serasera.

Ka ny azo atao zany de izao : DINIKA MATOTRA MAMPITSIKY no atao, ny hevitra tafita, ny vanitika azo. Mila fahaizana le serasera...
50. penina ( 10/03/2008 14:42)
ka izay ilay teneniko hoe rehefa matotra ilay dinika dia :D fotsiny, na hoe rehefa :D fotsiny dia matotra izay. :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2907