Fa maninona?

21. Veloo ( 21/02/2008 17:27)
ato aloha misy androny mihitsy amiko , ndray2 tena mandreraka na ny mamaly ary, dia ndray2 mazoto ery mamaly sady mahafinaritra ny resaka hihihih
otrany androany zao dia mavitrika ny resaka (presque) ny rehetra dia mazoto manoratra hihihihih
22. badboy ( 21/02/2008 17:29)
K'efa hoe refa tsisy atao de mandeha ato!! Aiza ary ra film XXX zany!! Taraiky be enao!!:^):^):^):^)
23. tess ( 21/02/2008 17:40)
veloo: marina:idea::idea::wink:
24. Veloo ( 21/02/2008 17:54)
tess:-*
25. booboo ( 21/02/2008 18:09)
zà kounkou mba hi- :-* anareo :-D:-D:-D
26. tess ( 21/02/2008 18:18)
:-* kou ary i booboo:wink:
27. kelly13 ( 21/02/2008 18:56)
za kou mitovy amindry ry veloo! mazoto b d misy fotona tsy d mazoto (lol pour ne pas dire oe kamo, bedin'i papaany mantsy zay @ io teny 1 io hihihi).

d za kou hi :-* @ i veloo d booboo d i tess
28. tess ( 21/02/2008 18:58)
:-*:-*iny kou ny anjy ry keliterezy!:wink::-D
29. Veloo ( 21/02/2008 19:22)
kelly13 [ Valio ] 21-02-2008 19:56:51
Lohateny : Re : Fa maninona?
za kou mitovy amindry ry veloo! mazoto b d misy fotona tsy d mazoto (lol pour ne pas dire oe kamo, bedin'i papaany mantsy zay @ io teny 1 io hihihi).


fita wa retsy o?

tess [ Valio ] 21-02-2008 19:58:35
Lohateny : Re : Fa maninona?
iny kou ny anjy ry keliterezy!


hahahahaha keliterezy an hihihihi

ao atao :-*:-*:-*:-* doloy e,
ireto ny ekipa solida ka hihihihi
30. kelly13 ( 21/02/2008 19:40)
veloo>i penina kiadi ratonga sy ainaheri iany no nahatonga io keliterezy io :-D:-D:-D
31. Veloo ( 21/02/2008 19:45)
kelly :-D:-D:-D:-D
ary za zany tena tara train mihitsy ekany tokoa kelly13 :-D:-D:-D
Aza ... ihany hihihih
32. kelly13 ( 21/02/2008 19:54)
omena rollers v njy e? :-D:-D:-D
33. Veloo ( 21/02/2008 19:55)
kelly13 [ Valio ] 21-02-2008 20:54:00
Lohateny : Re : Fa maninona?
omena rollers v njy e?


njy ty dia tena tsy miova mihitsy =))=))=))=))

za zao mba efa endry :-D:-D:-D
34. kelly13 ( 21/02/2008 19:57)
veloo>ôtran'ny tsy mety tsony ankia fa efa mivika ngamba za ty a, hihihihi! :-D:-D
35. Veloo ( 21/02/2008 20:03)
kelly a

:-D:-D:-D tsssssss aza manao an'izany manjary sy misy mi-animer intsony ny fiainana kou hihihih:-D:-D:-*
36. kelly13 ( 21/02/2008 20:10)
=))=))o^oo^o
37. Veloo ( 21/02/2008 20:14)
ka ita ko:-D:-D:-D
38. ikaretsaka ( 21/02/2008 20:21)
badboy:

Eto no ambohimpihaonan'ny tsisy atao (za ao anatiny ndraindray) sy ny tsy ampy vanitika any aminy!!
Ka tsy azo omena tsiny fa misy aza ty serasera ty no mandany androtokompiainany sy hany mba fanalan'androny!!:^):^):^)
Misy koa nefa ny milaza hoe zara aza misy hi"amortissena" ilay "abonnement internet" (na dia tsy zay loatra aza le tena marina)!!8)8)
Fa eto koa ny tokotanin'ny mpihaza isankarazany (mpihaza olona no tena vraky)!!:twisted::twisted:
Ka aiza @ reo no misy anao???:{:{:{


za le mpaka vandro sy mpivarotra vandro sy maka sy manatitra olona @ fiara karetsaka
39. Veloo ( 21/02/2008 20:29)
angaha ity ela lasa voandro ndray 8O8O

:-D:-D:-D
40. ikaretsaka ( 21/02/2008 20:34)
:wink::wink::wink: rehefa miady ny adrisa ato de mibizna amzay aho.. vandro e pop corna e... gracholet aourtam sache, ..... :wink::wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6218