Inona no tena marina!?

1. rastafarai ( 20/02/2008 02:57)
Manandrakandrana etsy sy eroa v @ zay manana safidy @ ze olona hovadina sa ze azo eo no atao izay itiavana azy!?ny tiana koa mantsy tsy voatery ho anjara:roll:
"Ny vady jerijery" sa "ny vady mistery"???:^)
2. jemimah ( 20/02/2008 07:32)
zah koa dia tena manontany tena hoe inona no tena ao ambadika ny fitiavana sy ny fanambadiana fa tsy lay tena tina sy eritrereina ho vady no lasa vady
3. veromahefa ( 20/02/2008 08:30)
ouh! toa sarotra be ny mamaly azy!:?
anjara-lahatra-tendry-vintana....
Efa voalazanareo...ny tianao mety tsy anjaranao fa rehefa mahita ny tia anao ka ao anatin'ilay "jerijerinao" dia mipetraha tsara fa izy zany lay "mistery" ho anao!:-D(l)
4. ni81 ( 20/02/2008 09:16)
ouh! toa sarotra be ny mamaly azy!
anjara-lahatra-tendry-vintana....
Efa voalazanareo...ny tianao mety tsy anjaranao fa rehefa mahita ny tia anao ka ao anatin'ilay "jerijerinao" dia mipetraha tsara fa izy zany lay "mistery" ho anao!

tena marina mihitsy io satria maro be koa ange ny akanga tsara soratra e
5. suzuki ( 20/02/2008 09:36)
alaina daholo ze nôrme é!!!, nbandy ne kapaitsitafery e, sady tslelà zany bandy tsmaprafy zany
6. badboy ( 20/02/2008 09:53)
Ny vady hono toy ny vola, ananana atsipitsipy, tsy ananana tadiavina mafy!

Anjara, vintana, tendry, lahatra : ataoko angamba fa nampianarina mitovy amiko daholo ianareo hoe na dia tsy misy aza ireo dia ilaina mba hanekena ny tranganjavatra mafy izay mety tsy ho zaka raha tsy lazaina hoe noho ireo.
Eo anilan'izay, ireo koa anefa isan'ny sakana mahatonga ny tsy handehanana na hitadiavana ny tsaratsara kokoa satria mionona @ ilay hoe zay no lahatra na vintana na tendry na anjara!!

Safidy avokoa ny rehetra, ankoatry ny hoe ny ray amandreny sy ny fianakaviana izay tsy anananao safidy!

Rehefa miala an'i Madagasikara ianao ka mandeha @ ireny tany mandroso ireny, dia tena hitanao tokoa hoe safidy avokoa ny rehetra, satria ny "système" dia manao izay hahatafavoahan'ny tsirairay avy, na arapitiavana (speed dating, agence matrimoniale, rencontre sur internet, soirée celibat,....)na arampiainana andavanandro(aide sociale, aide à la recherche d'un travail, subvention dans la création d'une entreprise.....)!
7. jemimah ( 20/02/2008 10:08)
badboy; azafady hazavao tsara fa tsy azoko safidinao ve raha ohatra ka nandeha tany ivelany ianao dia tsisy choix fa io no misy eo dia io zany tena hazavao fa tsy azoko sa anjara sa lahatra .NY zvt hitako aloa dia tsy lay tena tinao be no lasa vadinao
8. badboy ( 20/02/2008 10:49)
Samy hafa ilay hoe "io no takatry ny kely ananana" sy ilay hoe "io no anjara".

Ao anatin'ilay sokajy "takatry ny kely ananana" dia manana safidy ianao!

Tahak'izany ny fitiavana! Raha toa ianao sady tsy dia misy jerena loatra no tsy ampy sosy, nefa mitetika ny hiaraka @ i "angelina jolie" ohatra, dia nofinofimbatana (fantasme) izany fa tsy safidy matotra intsony!!

Raha ny anjara indray anefa no jerena dia hoe "io no misy fa tsy afaka manana safidy ianao"!

Noho izany, jereo ny amidy, dia mahaiza mifidy!8)8)
9. badboy ( 20/02/2008 10:53)
Ary raha toa ka itanao oe tsy mety aminao ilay safidinao, dia lazaivo hoe "zay no anjara" mba hanekenao ilay safidy ratsy ka hiononanao!:-P:-P
10. tess ( 20/02/2008 11:38)
rastafarai:

Manandrakandrana etsy sy eroa v @ zay manana safidy @ ze olona hovadina sa ze azo eo no atao izay itiavana azy!?ny tiana koa mantsy tsy voatery ho anjara:roll:
"Ny vady jerijery" sa "ny vady mistery"???:^)


tsy tsara ny manakandrakandrana an'izao rehetra izao fa maha very anjara ny andrakandrana...
raha tojo olona tianao sy mahafinaritra anao de ezaho ny ampateza azy ny fiarahanareo izany! raha ok foana dia vadio!
lany fotoana am andrakanrana eo! ny fotoana mandeha ihany...ny olona efa mahavita an'izao sy izao enao mbola manandrana eo iany!:-P


11. ni81 ( 20/02/2008 12:04)
Mitandrema sao fatra-pifidy ny manganana ka ho sendra ny mangidy tsy telina e:o. Misy farany daholo ny zavatra rehetra.
12. badboy ( 20/02/2008 17:55)
Raha mbola manatsafidy aloha de mifidy. Refa mifika taolana aveo de lazaina @ zay hoe io ny anjara sy lahatra, fa ra tsy zany manjary mitsambikina eny @ ranon'ikopa!8)8)
13. rastafarai ( 21/02/2008 02:40)
:^):^):^)
14. sakaizakely ( 21/02/2008 14:05)
tess:
tsy tsara ny manakandrakandrana an'izao rehetra izao ...
lany fotoana am andrakanrana eo!


an an an ! mila essayage kosa vao manao sonia cdi kanou. Iza no hidikizo mandrampahafaty am zavatra tsy fantatra na hanjary na tsia ? Zany hoe tsy atao maharitra elabe ny essayage, tsy miandry tsy misy amantaonany eo :-P
15. tess ( 21/02/2008 14:24)
sakaizakely: ka efa nasiko hoe raha ok foana lay fiarahana de vadio nge e! misy nge ilay tsy manandrana bdb fa tondé vady mandrakizay e! refa ok kosa ve rotany hitady an'i ravotabie eo!:-D
16. ikaretsaka ( 21/02/2008 14:47)
tess:


tsy tsara ny manakandrakandrana an'izao rehetra izao fa maha very anjara ny andrakandrana...
raha tojo olona tianao sy mahafinaritra anao de ezaho ny ampateza azy ny fiarahanareo izany! raha ok foana dia vadio!
lany fotoana am andrakanrana eo! ny fotoana mandeha ihany...ny olona efa mahavita an'izao sy izao enao mbola manandrana eo iany!:-P


Tsara ny manandrana raha tsy mbola manana ..
fa ny be famaritra koa matetika no mahavoa... mitady tombony kanjo natombony

17. tess ( 21/02/2008 14:55)
ka lery hono te hanandrana etsy sy eroa kou! diso manandrana loatra manjary tsy manana gout am farany....tsara ny manana experience fa ny manandrana toy ny misolo lobaka tsary mamely ireny fa taraiky eo!:-P
18. ikaretsaka ( 21/02/2008 15:08)
raha efa manana no manandrana dia tsy mety.. fa raha tsary mbola manana de mety
19. tess ( 21/02/2008 15:21)
ka tsy maintsy metomboka am enao tsy manana ihany anie vao manana e! de handrana hafa de hafa ndray de hafa ndray ! hummmmmm! lany manja eo fa!:wink:
20. tsiambaratelo ( 21/02/2008 16:46)
Mampahatsiaro anah tantara iray tena misy nareo!Le bandy moa nandrato fianarana tany am-pitan-dranomasina!Tsisy sôsy léry nody hatrany,nanambady,nivarotra charbon izy mitsamy,ramatoa misolitika maity hatrany atam-podoha zara ny maso sy ny nify sisa fotsifotsy teo!Tonga ny naman-drangahy avy any am-pita,gagagaga(...)Nasain\'ity namany vao tonga avy any am-pita izy mivady mba hiara-misakafo aminy!Nanaiky izy mivady,rangahy anefa tsy dakôro mintsy ny andehanan-dramatoa vadiny any @le fanasana(mangala-baraka azy hono,satria mihosina @harina na ho diovina aza...)dia raikitra ny ady!Rangahy nahazo sipa vao2 sady taviny no volony hatsara-tarehy tsisy hoatr\'izany!Izy koa moa nahazo asa t@le kôfa avy any am-pita ka aoka fotsiny!Ramatoa mbola nanohy ny asan\'izy 2 taloha mivarotra charbon,tena tantara marina izy ty a,lasa niova ramatoa,naka mpanampy izy mivarotra mibatabataka reo kitapo,lasa nikarakara vatana,nanapa-bolo tsy nisaron-doha tsony,madio fitafy niova é,lay vady moa efa lasa nisitaka nohon\'ny henatra!Efa nahazo akanga tsara soratra!Kinanjo!Hapaka-bady ilay tovolahy namany!Lay ho ampakarina anefa tsy iza fa ilay vady taloha napetrapetraka,teo vao ankona tanteraka na ilay tompom-bady na ilay hapakatra andramatoakely!Fa hay ve ity lay vhv nihomehezana,lay vady natakalo akanga tsara soratra hay vao maika aza lasa tsara soratra lavitra noho ilay natakalo azy, lasa \"ANJARA\"ny hafa,voa mafy lay nanary,\"Mysteri\"ihany koa ny vady kah!Efa 3 zao ny zanany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0538