Inona no tena marina!?
21. tsiambaratelo
(
21/02/2008 16:47)
Mampahatsiaro anah tantara iray tena misy nareo!Le bandy moa nandrato fianarana tany am-pitan-dranomasina!Tsisy sôsy léry nody hatrany,nanambady,nivarotra charbon izy mitsamy,ramatoa misolitika maity hatrany atam-podoha zara ny maso sy ny nify sisa fotsifotsy teo!Tonga ny naman-drangahy avy any am-pita,gagagaga(...)Nasain\'ity namany vao tonga avy any am-pita izy mivady mba hiara-misakafo aminy!Nanaiky izy mivady,rangahy anefa tsy dakôro mintsy ny andehanan-dramatoa vadiny any @le fanasana(mangala-baraka azy hono,satria mihosina @harina na ho diovina aza...)dia raikitra ny ady!Rangahy nahazo sipa vao2 sady taviny no volony hatsara-tarehy tsisy hoatr\'izany!Izy koa moa nahazo asa t@le kôfa avy any am-pita ka aoka fotsiny!Ramatoa mbola nanohy ny asan\'izy 2 taloha mivarotra charbon,tena tantara marina izy ty a,lasa niova ramatoa,naka mpanampy izy mivarotra mibatabataka reo kitapo,lasa nikarakara vatana,nanapa-bolo tsy nisaron-doha tsony,madio fitafy niova é,lay vady moa efa lasa nisitaka nohon\'ny henatra!Efa nahazo akanga tsara soratra!Kinanjo!Hapaka-bady ilay tovolahy namany!Lay ho ampakarina anefa tsy iza fa ilay vady taloha napetrapetraka,teo vao ankona tanteraka na ilay tompom-bady na ilay hapakatra andramatoakely!Fa hay ve ity lay vhv nihomehezana,lay vady natakalo akanga tsara soratra hay vao maika aza lasa tsara soratra lavitra noho ilay natakalo azy, lasa \"ANJARA\"ny hafa,voa mafy lay nanary,\"Mysteri\"ihany koa ny vady kah!Efa 3 zao ny zanany.
22. badboy
(
21/02/2008 17:21)
Alefaso any "hollywood" io scénar io fa tonga de sosy be!!!:-D:-D:-D:-D:-D
23. Veloo
(
21/02/2008 17:33)
jemimah [ Valio ] 20-02-2008 08:32:00
Lohateny : Re : Inona no tena marina!?
zah koa dia tena manontany tena hoe inona no tena ao ambadika ny fitiavana sy ny fanambadiana fa tsy lay tena tina sy eritrereina ho vady no lasa vady
refa tonga io dia tonga ho azy eo amiko... mety miresaka @ olona ianao indray mande mety iny mety tsy iny...asa aloha , amiko tsy misy fetra zany ny fitiavana
24. tess
(
21/02/2008 17:42)
badboy:
Alefaso any "hollywood" io scénar io fa tonga de sosy be!!!:-D:-D:-D:-D:-D
hitanao izany fa tsy tampitra akory ny teniko tary de efa manomboka mankafy ilay mivanitika sy HS enao:!::wink::-w
26. tsiafoi1
(
22/02/2008 15:15)
Tena tiana misy..., ny Anjara azo lavina..., ny Tendry mety hiodivirana..., ny safidy koa malalaka...
Fa zay nekenao teo @'Andriamanitra ho mandrakizay ihany no VADY.
Fa zay nekenao teo @'Andriamanitra ho mandrakizay ihany no VADY.
27. ikaretsaka
(
22/02/2008 16:10)
le nekena tany anelakelatrano sns tsy nampiakarina teo ambony alitara iznay inona lee?:-D
28. rastafarai
(
24/02/2008 02:24)
:DMistery le izy fa samy tsy d nisy valiny nahafa-po teo! "vody sobika aza manan-tandrify" vo maika fa v...'oul!!!:-D:-D:-D
29. badboy
(
24/02/2008 22:24)
Aiza, misy jô refa ao anaty maizina tena mmmmmmmmm be, fa refa ita @ mazava tonga de lasa crevette le zvtr!:-D:-D:-D:-D
