Fahitanareo

1. xxx ( 19/02/2008 19:45)
Raha ohatra hoe misy namana na olona fantatrareo inviter-nareo sakafo ao an-trano. Tonga ao an-trano anefa le olona tsy vonoiny ny portable-ny fa refa misy olona miantso izy de laozany miresaka @ portable fa tsy mba miresaka @ le olona nanasa azy akory.
Ahona ny fahitanareo an'zany? Azo leferina ve zany?
novalian'i jiolah ny 22/02/2008 08:52
2. booboo ( 19/02/2008 19:55)
Lefiko raha zany. tsy hay na ny hopitaly na ny secours no miantso azy, na ny fianakaviany fa misy raha maika dia maika ilaina azy, na ny any am-piasany, na ny zanany na ny sipany/vadiny any alavitra any (décallages horraires) sns.

Ny tsara atao fotsiny dia asaina mankany @ efitra mangiana izy @ zay samy tsy voakotaba ny tabataban'ny andaniny sy ny ankilany ny rehetra.
3. xxx ( 19/02/2008 19:57)
ka le izy booboo ny namany no miantso azy sady henonao eo mitsy ry zareo miresaka.
4. ainaheri ( 19/02/2008 20:05)
za inviteo xxxx a,za tsy manana portable mazava ho azy tsisy miantso d iresaka fona tsika mandraparain'ny andro:lol:


Arakaraka zany lay izy ee,misy oul sarotiny @ io,kanefa kosa raha @ ora fisakafoanana kosa ny tsara² vonona ny finday,nefa atao ahoana mo ry xxx fa misy aza ny sasany andeha hiresaka @ Atra mbola tsy mamono portable ihany:roll:
Aza maka laginy @ zany ry xxxx a,aza asaina tsony izy @ manaraka d vita:lol:
5. xxx ( 19/02/2008 20:53)
Zany hoe izy no nisisika ho inviter-na fa mahatsiaro tena ho irery hono. Kay nefa nony tonga tao an-trano izy de avy daholo ny namany miantso azy. De tsy mba miteny akory izy @ namany hoe mbola aty an-tranon'oul fa de eo manao resaka lava be @ tel eo.
6. ainaheri ( 19/02/2008 21:14)
izy aza zany misy miantso fona no sady lavabe kou,@ manaraka anaovy sangi² zary tenany refa tsy sahinao iteny azy direct,satria misy oul otr'reny tsy tonga saina raha tsy domina kely,sinon aza asaina tsony izy
7. ikaretsaka ( 19/02/2008 21:19)
booboo:

Lefiko raha zany. tsy hay na ny hopitaly na ny secours no miantso azy, na ny fianakaviany fa misy raha maika dia maika ilaina azy, na ny any am-piasany, na ny zanany na ny sipany/vadiny any alavitra any (décallages horraires) sns.

Ny tsara atao fotsiny dia asaina mankany @ efitra mangiana izy @ zay samy tsy voakotaba ny tabataban'ny andaniny sy ny ankilany ny rehetra.



raha emergency anie ry booboo 15 min de vita au max e
8. rabingogilabanga ( 19/02/2008 21:26)
tsy azo leferina toin'ny pseudo XXX izany

Tonga dia lanio ny sakafony
9. xxx ( 19/02/2008 21:27)
Manahirana ihany zany tsy hanasa azy tsony zany satria samy gasy aty an-tany lavitra nefa tsy tiako koa ny hihatsara velatsihy.
10. tess ( 19/02/2008 21:31)
raha miresaka vetivety fotsiny de fita tsy manin fa raha isaky izay mihetsika fone fone tenatsy voako! efa senja izany aho mantsy fa ny resaka tapaka foana, izy tsy concentrée am resaka atao akory fa de ho avy fotsiny ao aminao handaginina aleoko tsy misy raha izany.....mba asina respect , savoir vivre ny fiainana
11. xxx ( 19/02/2008 21:35)
ka tena ohtr'zay le izy ry tess tel fona
12. tess ( 19/02/2008 21:41)
:x halako be izany e! tsy fahalalampmba izany....raha mba hoe indray mande de zay fa isaky ny mihetsika zao namany sipany rehetra zao miantso isaky ny ray minitra....mi comprendre aho ka! efa tratra aho ka fatako tsara!
ny ahy tsy ni invité azy tsotry aho! tsy misy fanajàna mitsy mantsy....
13. ainaheri ( 20/02/2008 03:49)
xxx:

Manahirana ihany zany tsy hanasa azy tsony zany satria samy gasy aty an-tany lavitra nefa tsy tiako koa ny hihatsara velatsihy.


Nefa tsarovy fa matoa ianao mitaraina sy mangataka hvtr ,tsy zakanao ilay izy,raha tsy miteny azy ianao d voatery lasa fiatsarambelatsiny ilay izy refa,zany we ny oul tsi11 samy manana ny fomba fieritreretanay fa ra za teo @ toerana noteneniko ara diplomasia,satria lay izy tsy indray mandé akory,na we nanao cou² d vita,fa ianao iany no erany !!


14. xxx ( 20/02/2008 04:58)
ny vahaolana zany de tsy asaiko tsony izy.
15. kiadi ( 20/02/2008 09:52)
zah asaina @ manaraka fa ol tsy malala fomba zany ! :lol::oops:
16. ainaheri ( 20/02/2008 10:57)
kiadi :lol::D marina zany


xxx:
ny vahaolana zany de tsy asaiko tsony izy.


Zavatra 3 no aoka ho fantatrao sy ho tanterahinao raha mety:

1-Hasainao izy d teneninao
2-Aza manasa azy tsony
3-Hasainao izy d tsy tenenina,aza mitaraina tsony @ manaraka,satria mazaka matoa tsy miteny azy kanefa mbola hanasa azy(azafady tsy we masika fa mba sosokevitra,ny teniko arina fa tsy ny tenako)
(hevitro za samirery)
17. diamondra27 ( 20/02/2008 11:21)
xxx: ny ahy tiko be zany fa mety mi zeste izy we jereo fa nahazo derniera modely portable vaovao za de be mpiantso hiii, de lazaiko izy we mba afaka mampiasa ny portablenao ve za fa misy urgence

fa maninona ra tonde teneniny izy we tena tsy mety kosa nama ny ataonareo a! tsy afaka ny hanasa anao tsony za fa ny namana miantso portable anao asaina manasa anao am manaraka, ny sakafo mangatsiaka zahay sasamiandry anareo mi tel
aza asiana fetsarambelatsihy fa omeo ny direct izy koa


ainaheri: ndao fa asaiko enao hisakafo, oviana de amin'ny firy de aiza, de aza mitondra portable fa savaiko doly ny entanao avant d'entrer a! hiii

18. tess ( 20/02/2008 11:28)
sarotra be aky lay miteny ry diam ah!
samy olondehibe! fa rehefa hanao izany foana marina tsy maitsy hoe hiteny ihany.....
19. fahamarinana ( 20/02/2008 12:00)
diamondra27:
ainaheri: ndao fa asaiko enao hisakafo, oviana de amin'ny firy de aiza, de aza mitondra portable fa savaiko doly ny entanao avant d'entrer a! hii



:arrow:Diams :k'efa nasaintsika ainaheri amin'ny asabotsy fa tsy mety tonga kay izy mbola tsy manana portable.:-D:wink:(l)
20. diamondra27 ( 20/02/2008 12:15)
fahamarinana: zay vao koboko njy a!
tena hummmmm, masaka ndry raha hitako anio

ye efa nasaina fa niteny we tsy afaka hono izy e hiii, mbola nividy portable vaovao ngamba izy fa tsy hay ny numero-ny sa efa misy any aminjy?
ary sao de njy ihany aza le miatso azy foana io akia hiiii

tess : rehefa ho lava akia tsy maintsy zay fa njy ve aona e!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4622